Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170113

Misongadina

Horohorontany Maro no simba tao Antsirabe

13/01/2017

Nihovitrovitra ny tany omaly tokony ho taminíny 1 ora sy 7 minitra maraina ka tao anatiníny 40 segaondra ny faharetany, ary teo aminíny 5,9 aminíny mari-pandrefesana ďRichterĒ ny tanjany,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

13/01/2017

Ny sabotsy 21 janoary izao, raha tsy miova ny fandaharam-potoana, no higadona eny aminíny seranam-piaramanidina Ivato ny filoham-pireneníi Tiorkia, Recep Tayyip Erdogan. Hiaraka amina mpandraharaha manodidina ny 300 isa izy,

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana Rajaonarimampianina Matahotra mafy

13/01/2017

Mampiahiahy ny fihetsiky ny fitondrana ankehitriny. Toa tsy manao afa tsy manamafy ny toerany, hany ka manambitamby ny tafika sy ny mpitandro ny filaminana no anton-draharaha.

Hamaky ny tohiny...

Faneva Raholdina Ny fanjakana tsara tantana ihany no mahomby

13/01/2017

Na eo aminíny ambara fa fitondrana tantananíolon-tokana (Etat unitaire) na eo aminíny lazaina fa fitondrana federaly (Etat federal), hoy ny mpandinika politika Faneva Raholdina, dia izay manara-dalŗna sy mampihatra ny fanjakana tsara tantana ihany no tena mahomby.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Ovay ny famindra !

13/01/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean aminíizao fahafahanao mbola mampiesona anay izao a ! Dia mbola izany ihany tokoa ve no hotohizanao mandritra ity taona ity ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mpitatitra ao aminíny UCTU Nanome ę Ultimatum Ľ ny fanjakana indray

13/01/2017

Tsy hita intsony izay tena marina aminíny zavatra tadiaviníny avy eo anivoníny vondroníny mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra na ny UCTU.

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena Hanamafy ny traikefa azo taminíny 2016

13/01/2017

Nahazoana traikefa maro ny fandalovaníny fihaonambeníny Comesa sy ny Frankofonia taminíiny taon-dasa iny ho aníny avy eo anivoníny polisim-pirenena manokana,

Hamaky ny tohiny...

Taona 2017 Ratsy fiatomboka

13/01/2017

Zandary iray sahady no namoy ny ainy vokatry ny fifandonana taminíny dahalo taminíny fiandohaníity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny...

FIVONDRONANíNY MPITATITRA ETO AN-DRENIVOHITRA Vonona ny hiara-hiasa akaiky aminíny kaominina Antananarivo renivohitra

13/01/2017

Niarahaba ny Beníny TanananíAntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana nahatratra ny taona vaovao 2017 omaly ny Fivondronambeníny mpitatitra eto an-drenivohitra na ny UCTU.

Hamaky ny tohiny...

FARITRA ANALANJIROFO Tata-drano miisa 18 lehibe no hamboarina

13/01/2017

Tongotra mby an-dakana ny fampandrosoana ho aníny Faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny...

Marohoho Tsimbazaza Tapa-doha ilay mpivarokena

13/01/2017

Ankoatra ny tsindroníantsy dia mbola mahazo vahana eto amintsika ihany koa aminíizao fotoana izao ny fanapahan-doha.

Hamaky ny tohiny...

SALON DE LíETUDIANT Ahitana ny torohevitra maro ho an'ireo mpianatra

13/01/2017

Ny lalam-piofanana paramed sy ny fitantanana ary ny management no mbola tena mahasarika ireo mpianatra vao afa-panadinana BakalŰrea eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

JMJ Mada 2018 Miahiahy ny Katolika noho ny fifidianana filoham-pirenena

13/01/2017

Vinavinaníny Vovonam-pirenena katolikaníny Tanora hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny ny 29 aogositra hatraminíny 2 septambra 2018 ny Andro manerantany ho aníny Tanora, na ny JMJ Mada (Journťe mondiale de la Jeunesse) andiany faha-9.

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BENíNY TANANA Mifanakaiky tanteraka

13/01/2017

Tsy afa-misaraka ny fitantanana sy ny Finoana aminíny ankapobeny.Matoa mantsy misy ny olona tsy manara-dalŗna dia noho ny tsy fahafantarany aníAndriamanitra izay.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fifanandrifiana sa Ö ?

13/01/2017

Taona vitsivitsy lasa izay dia efa nisy nandoro ny teny an-tamponíAmbohimalaza, Antananarivo Avaradrano.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana