Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170117

Misongadina

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

17/01/2017

Namoaka fanambarana ho aníny mpanjifa aminíny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisianíny rotsakíorana izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ny Rado Rafalimanana Kandidaníny Arabo aminíny 2018 ?

17/01/2017

Samy manomana ny paikadiny aminíny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana aníi Madagasikara aoriana kely. Tsy afa-misaraka aminíizany ny kajikajiníny firenen-dehibe, izay efa manomana ny olony avy.

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY BENíNY TANANA ETO ANALAMANGA Hanampy azy ireo ny filohaníny Antenimierandoholona

17/01/2017

Hiara-kiasa akaiky aminíireo vehivavy Beníny tanana eto aminíny Faritra Analamanga manomboka izao ny filohaníny Antenimierandoholona, Rakotomanana Honorť.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Dimy volana tsy misy minisitry ny angovo

17/01/2017

Ny minisitra Ramanantsoa Rodolphe ve no sarotra soloina sa tsy manam-piniavana hampisy io minisitry ny angovo io ny fitondrana Rajaonarimampianina ?

Hamaky ny tohiny...

Fanomanana fifidianana Hohatsaraina ny lafiny fitsarana

17/01/2017

Voarainíny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny aminíny lapam-panjakana etsy Iavoloha omaly ny antontan-kevitra mirakitra ny fomba fiasaníny komity mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI entina hanatsarana ny tontoloníny fitsarana sy fangaraharahana mikasika ny fifidianana rehetra ho avy.

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Kandidaníny Arabo aminíny 2018 ?

17/01/2017

Samy manomana ny paikadiny aminíny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana aníi Madagasikara aoriana kely.

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniaina ę Mampiasa basy vita Sinoa ny dahalo Ľ

17/01/2017

Miparitaka eto amintsika indray ny karazana basy antsoina hoe ďMavoĒ, izay novokariníny sinoa.

Hamaky ny tohiny...

Antoko HVM Antsirabe Nitsidika ny Filohaníny Antenimierandoholona

17/01/2017

Vonona ny hiara-kiasa tanteraka aminíny Antenimierandoholona aminíny maha Mpanao lalŗna azy ireo mpikambana aminíny antoko politika HVM ao aminíny faritra Vakinankaratra tarihiníny filohany Rakotonarivo William.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Miala bala foana !

17/01/2017

Fa inona mihitsy ny ota fady vitanareo ity ry Jean a ? Sao sanatria iniana natao marina izao leaza a ! Tena ohatry ny tsy hivakianareo loha mihitsy ilay izy koa !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

17/01/2017

Mahoraka be ao Antsirabe ao aminíizao fotoana izao ny fiakaraníny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao aminíny tobin-dranomafana na ny ďstation thermaleĒ, ao Andranomafana.

Hamaky ny tohiny...

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

17/01/2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatiníny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

Hamaky ny tohiny...

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimŰzena tao Vangaindrano

17/01/2017

Nitangoronaníny olona teo aminíny manodidina ny biraoníny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

STOP AUX DIFFAMATIONS PUBLIQUES Le Prťsident de la FLM n'a aucunement l'intention d'aller en France

17/01/2017

Compte tenu des articles prťcťdents ayant parus quotidiennement durant des mois dans les journaux nationaux concernant des soit disants faits sur la personne du Prťsident de l'…glise Luthťrienne Malagasy, le Pasteur Dr RAKOTONIRINA David

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aiza ny hambom-po ?

17/01/2017

Moa va tsy mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo ny fandrosoaníireo firenena sy nosy madinika manodidina antsika aty aminíny ranomasimbe Indianina.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana