Fil d'actualités du 23/03/2017

  • 23/03/2017 - 13:00 : Ilaka Centre Ambositra _Fahatrarana toaka gasy: Toaka gasy 500 litatra sarona tany Ilaka Centre, ka olona 13 tao anaty fiara ďMazdaĒ notazonina. Nodorana omaly ireo taoka tsy ara-dalŗna tratra ireo.

  • 23/03/2017 - 12:00 : Fitaterana an-dranomasina: Mifarana anio 23 martsa eny amin'ny Hotely Carlton Anosy ny fampiratiana momba ny seranan-tsambo sy ny fampitaovana andiany faha-10 natao teto Madagasikara. Ny nosy Maorisy indray no hampiantrano ny andian'ny manaraka amin'ny taona 2018.

  • 23/03/2017 - 11:45 : Spaoro mekanika _RUN: Ny alahady 2 aprily ho avy izao no hanombohan'ny fifaninana eo amin'ny fanamoriana fiarakodia na ny "RUN", ka eny Arivonimamo ny dingana voalohany. Misy dingana 6 ny RUN amin'ity taona ity, ka hatao any Toamasina ny volana oktobra ny iray amin'ireo.

  • 23/03/2017 - 11:30 : Fipoahana teny amin'ny toby miaramila R3A Betongolo: Nitondra fanazavana ny tafika, ka nilaza fa fipoahan'ny vanja mandefa ny fitaovana fanazarana fitifirana an'habakabaka na "cibles aťriennes volant" ho an'ny balafomanga "Strela" izay fitifirana fiaramanidina no antony. Fipoahana nandritra ny fisafoana ireo fitaovam-piadiana nataon'ny tompon'andraikitra izy ity.

  • 23/03/2017 - 11:15 : Mangalaza Ambatondrazaka _Fitsaram-bahoaka: Lehilahy iray tratra nangalatra gisa miisa 10 matiníny fitsaram-bahoaka ny alin'ny 20 martsa, ka matiníny fitsaram-bahoaka. Nitory ny fianakaviany, ka olona 3 nosamborina, saingy niara-nirohotra nanaraka azy ireo ny olona manodidina ny 50. Nomena fahafahana vonjimaika ireo olona 3 ireo.

  • 23/03/2017 - 11:00 : OIF: Nanome fanampiana 50 000Euros ho aníny governemanta Malagasy ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF) taorianíny fangatahana fanampiana tany ivelany nataoníny fanjakana. Natolotry ny Taleníny kabinetraníny Sekretera jeneraliníny Frankofonia teny Mahazoarivo omaly izany.

  • 23/03/2017 - 10:45 : Mahanoro _Trangam-piarahamonina: Olona 3 voarohirohy taminíny famonoana lehilahy iray hita faty teo amoron-dranomasina ny 15 martsa teo voasambotra. Vehivavy sakaizaníilay maty ny 1 ary sipaníio vehivavy io ankoatra ilay maty ny lehilahy iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo.

  • 23/03/2017 - 10:30 : Antanetikely Ambohijoky:15 lahy nirongo basy nanafika tokantrano iray. Lasa ny vola 1 tapitrisa ariary. Tsy nisy kosa ny naratrz fz nampadihaliana ny iray trano hatramin'ny zaza vao 4 taona. Tsy nety nidina ifotony ny zandary avy eny Fenoarivo fa antso an-tariby no nataony.

  • 23/03/2017 - 10:15 : Fambolena an-tanŗn-dehibe: Misokatra manombok androany ary haharitra 2 andro eny amin'ny IFM Analakely ny hetsika lehibe momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe. Manam-pahaizana momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe avy any Burkina Faso, Sťnťgal, Frantsa, Pays Bas ary avy eto Madagasikara no mandray anjara, ka hisy ny loabary an-dasy mifandraika amin'izany.

  • 23/03/2017 - 10:00 : Malagasy Rugby: Hanao hetsika tolo-tŗnana ho an'ireo traboina vokatry ny rivo-doza ny Malagasy Rugby sy ny fileovana ao aminy, ka hisy ny lalao ara-pirahalahiana 4 lehibe hatao fitadiavam-bola eny amin'ny kianja Maki Andohatapaenaka. Miara-miasa amin'izany ny Minisiteran'ny fanatanjahantena, minisiteran'ny mponina, BNGRC...

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170123

Misongadina

Olana ara-tokantrano Notifiriny ny vadiny, namono tena izy avy eo

23/01/2017

Efa tena henjana loatra ve ny fiainana sa ny olona mihitsy no mafana ra ka tsy maintsy mamono rehefa misy ny zavatra tsy itovian-kevitra ? Mpandraharahaníny fonja iray tokony ho 39 taona no nitifi-tena rehefa avy nitifitra ny vadiny tao Betafo ny aliníny zoma 20 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

23/01/2017

Nafonja ny hafatry ny praiminisitra lehibeníny governemanta, Mahafaly Olivier Solonandrasana, ho aníireo kristianina FJKM sy izay rehetra nanotrona ny ivoníny fankalazana ny faha-150 taona nitokanana ny FJKM tranovato Ambatonakanga omaly.

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Fefeníny tandapa ny tanŗna

23/01/2017

Miteraka fimenomenonana aminíireo kaompania tsy miankina sy mpandraharaha miasa eny aminíny seranam-piaramanidina Ivato ny famefena toerana malalaka aminíny ilany andrefaníny faritry ny seranana.

Hamaky ny tohiny...

Karama 2017 Miiba 0,1% aminíny vidim-piainana

23/01/2017

Mitentina 85,2 miliara ariary ny bolongambola fanitsiana ny karamaníny fonksionera voasoratra ao anatiníny tetibolam-panjakana 2017 taorianíny fampitomboana ho 7% ny mari-karamaníny mpiasam-panjakana aminíity taona 2017 ity

Hamaky ny tohiny...

Zafilahy Ying Vah ďTsy avy aminíny fitrandrahana no mampihantona ny oranaĒ

23/01/2017

Tsy misy izay tsy mitaraina ny aminíny fisianíireo karazana fitrandrahana aminíny faritra maro manerana ny Nosy ny ankamaroaníny olom-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Volamena tratra teny Ivato 18 kg mitentina 2,250 miliara Ar

23/01/2017

Volamena saika haondrana an-tsokosoko milanja 18 kg mitentina 2,250 miliara ariary no tratraníny mpiasaníny fadintseranana teny aminíny seranam-piaramanidiníIvato ny sabotsy lasa teo taminíny 2 ora maraina.

Hamaky ny tohiny...

Fizahantany eto Madagasikara Ratsy endrika noho ny harom-paosy

23/01/2017

Nampiditra vola vahiny 702 tapitrisa dolara na 2.246 miliara ariary ny fitomboníny isaníireo mpizahatany 20% tonga teto Madagasikara ny taona 2016 mihoatra ny taona 2015, hoy ny minisiteraníny Fizahantany ny faraníny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

23/01/2017

Tany Toamasina nitokana zava-bita telo sosona ny minisitra Rafidimanana Narson minisi-panjakana misahana ny fandaharaníasaníny filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

DVD sy VCD Adisanina FANídio Hivoaka ny talata 31 janoary

23/01/2017

Hivoaka ny talata 31 janoary ho avy izao manerana ny Nosy indray ny DVD sy VCD Adisanina FANídio, novokariníny SCOOP digital.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana