Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170206

Misongadina

Raharaha 7 febroary Teti-dratsy voaomana

06/02/2017

Feno 8 taona katroka rahampitso talata ny raharaha 7 febroary nisianíny fananihan-dapa ka nisianíny ra mandriaka sy ny faty olona niseho teny Ambohitsorohitra.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Sareraka ę Mpandroba no misy eto Ľ

06/02/2017

Mampiteny ny moana ny zava-misy ankehitriny eto Madagasikara. Niala taminíny fahanginany hatramin-dRandriazanakolona Yvon na Sareraka,

Hamaky ny tohiny...

Vahoakaníi Miandrivazo Miandrandra aníi Dada eo aminíny fitondrana

06/02/2017

Tafahaona ny tia sy ny manina tany Miandrivazo ny sabotsy teo. Nidina tany an-toerana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ka hafaliana tsy omby tratra ny aníireo vahoaka maro be nandritra ny fitsidihana nataony.

Hamaky ny tohiny...

TIM Alasora Vonona aminíny fifidianana rehetra ho avy

06/02/2017

Vonona ny hiatrika ny fifidianana rehetra ho avy aminíny taona 2018, indrindra ny hamerenana aminíny toerany ny filoha Marc Ravalomanana hitantana sy hanarina indray ity firenana tena latsaka an-davaka ity ny antoko TIM eny Alasora, hoy ny filohaníny COMTIM vaovao eny an-toerana,

Hamaky ny tohiny...

Sefom-pokontany - Faritra Menabe 13 volana tsy nahazo ny tambin-karama

06/02/2017

Manompo vahoaka hatrany izahay na dia tsy nahazo ny tambinkan-rama tao anatiníny iray taona (2016) mahery iray volana 2017 aza. Io no nambaraníireo sefom-pokontany ao aminíny Faritra Menabe raha nihaona taminíny mpanao gazety tao Morondava.

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny Nosy Malagasy Vonona hifanampy ireo Mpanjaka

06/02/2017

Nihaona taminíny Mpanjaka Ndrenogny Ramahasitrakarivo Martin Gťrard mivady sy ireo mpiara-miasa aminy, tao aminíny Tranobe Evato Vohipeno ny delegasiona avy aminíny ę Vovonana Mampiaray Ľ

Hamaky ny tohiny...

James Ratsimba Taom-panafahana ho aníny Malagasy ny 2017

06/02/2017

Olana fototra eto aminíny firenena ny mbola fiankinan-dohantsika eo aminíny lafiny angovo, hoy ny profesora Ratsima James.

Hamaky ny tohiny...

AV 7 Iray tsy mivaky

06/02/2017

Iray tsy mivaky ny AV7 (Association des Victime du 7 fťvrier 2009) ary tsy hisy mandrakizay ny AV7 B. Io no nambaraníi Tsimirehadava, anisaníireo mpikambana raha nitafa taminíny mpanao gazety izy ireo ny sabotsy 4 febroary teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tsy miraharaha

06/02/2017

Miarahaba aníi Jean indray aminíizao fiantombohaníny herinandro izao. Tena ketraka aho ry Jean a, marina e ! Tena velom-panontaniana aminíny Mpahary mihitsy aho hoe : fa dia nahoana loatra ary no ianareo no nomeny hitondra anay ?

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Loza tany Anjozorobe Hanao fisaonana ny mponina

06/02/2017

Nikipianíny fitondrana Rajaonarimampianina tanteraka ny resaka fisaonam-pirenena manoloana ny faty olona marobe vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tany Anjozorobe ny sabotsy 28 janoary 2017 teo.

Hamaky ny tohiny...

Ampitatafika Atsimondrano Hampiasa Cyclo-pousse sy Bajaj

06/02/2017

Hampidirina hanampy ny fitaterana ireo mponina eny anivoníny fokontany ao anatiníny kaominina Ampitatafika,

Hamaky ny tohiny...

Sekoly tsy ara-dalŗna Voatery hamerim-bola

06/02/2017

158 aminíizao fotoana izao ireo sekoly tsy miankina aminíny fanjakana tsy manana fahazoan-dalana hisokatra, raha ny fitsirihana nataoníny avy eo anivoníny ONEP na ny Ofisim-pirenena misahana ny sekoly tsy miankina eto Madagasikara farany.

Hamaky ny tohiny...

Akanin-dry Masera ao Amparafaravola Mamolavola ankizy vavy hiatrika fiainana

06/02/2017

Ireo solafaka teo aminíny fiainana sy ny zanaky ny sahirana ara-pivelomana no raisin-dry Masera ao aminíilay Akany ka omena fampiofanana toy ny zaitra.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Aretina homamiadana Misy tranga vaovao 14 tapitrisa mahery isan-taona

06/02/2017

Maheriníny 14 tapitrisa isan-taona ny trangana homamiadana vaovao maneran-tany, raha ny tarehimarika farany navoakaníny sampandraharahaníny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana