Fil d'actualités du 23/03/2017

  • 23/03/2017 - 13:00 : Ilaka Centre Ambositra _Fahatrarana toaka gasy: Toaka gasy 500 litatra sarona tany Ilaka Centre, ka olona 13 tao anaty fiara ďMazdaĒ notazonina. Nodorana omaly ireo taoka tsy ara-dalŗna tratra ireo.

  • 23/03/2017 - 12:00 : Fitaterana an-dranomasina: Mifarana anio 23 martsa eny amin'ny Hotely Carlton Anosy ny fampiratiana momba ny seranan-tsambo sy ny fampitaovana andiany faha-10 natao teto Madagasikara. Ny nosy Maorisy indray no hampiantrano ny andian'ny manaraka amin'ny taona 2018.

  • 23/03/2017 - 11:45 : Spaoro mekanika _RUN: Ny alahady 2 aprily ho avy izao no hanombohan'ny fifaninana eo amin'ny fanamoriana fiarakodia na ny "RUN", ka eny Arivonimamo ny dingana voalohany. Misy dingana 6 ny RUN amin'ity taona ity, ka hatao any Toamasina ny volana oktobra ny iray amin'ireo.

  • 23/03/2017 - 11:30 : Fipoahana teny amin'ny toby miaramila R3A Betongolo: Nitondra fanazavana ny tafika, ka nilaza fa fipoahan'ny vanja mandefa ny fitaovana fanazarana fitifirana an'habakabaka na "cibles aťriennes volant" ho an'ny balafomanga "Strela" izay fitifirana fiaramanidina no antony. Fipoahana nandritra ny fisafoana ireo fitaovam-piadiana nataon'ny tompon'andraikitra izy ity.

  • 23/03/2017 - 11:15 : Mangalaza Ambatondrazaka _Fitsaram-bahoaka: Lehilahy iray tratra nangalatra gisa miisa 10 matiníny fitsaram-bahoaka ny alin'ny 20 martsa, ka matiníny fitsaram-bahoaka. Nitory ny fianakaviany, ka olona 3 nosamborina, saingy niara-nirohotra nanaraka azy ireo ny olona manodidina ny 50. Nomena fahafahana vonjimaika ireo olona 3 ireo.

  • 23/03/2017 - 11:00 : OIF: Nanome fanampiana 50 000Euros ho aníny governemanta Malagasy ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF) taorianíny fangatahana fanampiana tany ivelany nataoníny fanjakana. Natolotry ny Taleníny kabinetraníny Sekretera jeneraliníny Frankofonia teny Mahazoarivo omaly izany.

  • 23/03/2017 - 10:45 : Mahanoro _Trangam-piarahamonina: Olona 3 voarohirohy taminíny famonoana lehilahy iray hita faty teo amoron-dranomasina ny 15 martsa teo voasambotra. Vehivavy sakaizaníilay maty ny 1 ary sipaníio vehivavy io ankoatra ilay maty ny lehilahy iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo.

  • 23/03/2017 - 10:30 : Antanetikely Ambohijoky:15 lahy nirongo basy nanafika tokantrano iray. Lasa ny vola 1 tapitrisa ariary. Tsy nisy kosa ny naratrz fz nampadihaliana ny iray trano hatramin'ny zaza vao 4 taona. Tsy nety nidina ifotony ny zandary avy eny Fenoarivo fa antso an-tariby no nataony.

  • 23/03/2017 - 10:15 : Fambolena an-tanŗn-dehibe: Misokatra manombok androany ary haharitra 2 andro eny amin'ny IFM Analakely ny hetsika lehibe momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe. Manam-pahaizana momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe avy any Burkina Faso, Sťnťgal, Frantsa, Pays Bas ary avy eto Madagasikara no mandray anjara, ka hisy ny loabary an-dasy mifandraika amin'izany.

  • 23/03/2017 - 10:00 : Malagasy Rugby: Hanao hetsika tolo-tŗnana ho an'ireo traboina vokatry ny rivo-doza ny Malagasy Rugby sy ny fileovana ao aminy, ka hisy ny lalao ara-pirahalahiana 4 lehibe hatao fitadiavam-bola eny amin'ny kianja Maki Andohatapaenaka. Miara-miasa amin'izany ny Minisiteran'ny fanatanjahantena, minisiteran'ny mponina, BNGRC...

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170208

Misongadina

Polyteknika Vontovorona Nifandona ny mpianatra sy ny Emmoreg

08/02/2017

Nigrevy ny mpianatry ny Polyteknika Vontovorona omaly talata 7 febroary. Tsy fisianíny jiro teny aminíny toeram-ponenana sy ny toeram-pianarana no antony.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Monja Roindefo Niampanga an-dRavalomanana

08/02/2017

Mbola nanitrikitrika ihany ny praiminisitry ny tetezamita teo aloha, Monja Roindefo Zafitsimivalo, fa ny filoha teo aloha,

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 7 febroary Adinon-dRajoelina tanteraka

08/02/2017

Tsy nipoitra ary tsy fantatra izay misy aníi Andry Rajoelina, nandritra ny fanamarihana ny datiníny 7 febroary, natokana hahatsiarovana ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fananihan-dapa teny Ambohitsorohitra ny 7 febroary 2009 omaly.

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao "Aleo ny ho avy no banjinina"

08/02/2017

Tonga nanatitra voninkazo tetsy Antaninarenina ihany koa omaly, nisolotena ny antoko HVM sy ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ny minisi-panjakana misahana ny fambolena sy fiompiana no sady filohaníny antoko HVM, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny...

Rasolonjatovo Honorť Mikororosy fahana ny fandraharahana ara-barotra Malagasy

08/02/2017

Nisy fandinihana efa natao taminíny taona 2009 mba handrindrana ny tontolo fandraharahana ara-barotra eto Madagasikara nefa dia very an-javony fotsiny noho ny tsy fisianíny fampiharana mazava ny tetikady napetraka,

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Vidin-tsolika Hisondrotra indray afaka 3 volana

08/02/2017

Tsy maintsy niditra an-tsehatra nifampiraharaha taminíireo orinasa vahiny mpaninjara solika eto Madagasikara ny fitondrana mahefa ho fisorohana ny fidanganíny vidim-piainana izay mihoatra ny tokony ho izy taminíizao volana febroary 2017 izao, hoy ny minisitry ny Angovo mpisolo toerana vonjy maika Raveloharison Herilanto.

Hamaky ny tohiny...

Fiahiana ny sosialim-bahoaka Tsy voafehiníny fanjakana intsony

08/02/2017

Tsy misy izay tsy mikolay aminíny fampandehanana ny fiainana andavanandro ny isan-tokantrano aminíizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana