Fil d'actualités du 21/09/2017

  • 21/09/2017 - 10:43 : Lalampanorenana:anisan'ireo tsy mankasitraka ny hikitihana ny lalampanorenana ny praiminisitra tamin'ny tetezamita Atoa Jean Omer Beriziky izay namoaka fanambarana ofisialy niaraka tamina vondrona mpanao politika ahitana an-dry Hajo Andrianainarivelo sy Hery Raharisaina.Ny fifidianana filohampirenena amin'ny 2018 no laharampahamehana aminy.

  • 21/09/2017 - 10:40 : Omavet:andalam-panavaozana ny fitaovana ao aminy ny Omavet eny Ampasampito ankehitriny.Ho vita afaka efa-bolana ny asa ary ny volana janoary 2018 no hiasa amin'izay ity ivotoeram-pitsirihana sy fanamboarana fiara maoderna ity.

  • 21/09/2017 - 10:25 : Zandarimariam-pirenena:tsy isafidianana galona ny fanasaziana ireo zandary mandika lalテna hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena.Voasazy avy hatrany ireo voaporofo fa nanao ny tsy mety ka 25 izao ireo zandary nampidirina am-ponja tamin'ity taona ity.

  • 21/09/2017 - 09:20 : Pesta:azo ambara fa efa voafehy ny aretina pesta eto amintsika amin'izao fotoana noho ny fandraisan'andraikitra nataon'ny mpiasan'ny fahasalamana hoy ny minisitry ny fahasalamana omaly.Arahamaso manokana ireto faritra nisian'ireo olona maty na nararin'ny pesta, mandeha ihany koa ny fanadiovana tanteraka ireo faritra tena maloto eto an-drenivohitra mba isorohana ny mety ho fihanaky ny pesta.

  • 21/09/2017 - 09:05 : RN7:efa miverina amin'ny laoniny ny fifamoivoizan'ny fiara ao Vohiposa amin'ny lalampirenena faha-7.Tsy maintsy miainga aloha anefa ireo taksibrosy amin'izay tsy mandalo maizina eo amin'ilay "dテゥviation".Amin'ny 1 ora atoandro ohatra no miainga ireo taksibrosy eny amin'ny fasan'ny karana raha tamin'ny 3 ora tolakandro izany teo aloha.

  • 21/09/2017 - 08:55 : FTAR:manizingizina Rtoa Clテゥmence Raharinirina fa tsy hifampidinika amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra izany ny mpamily taxi ary tsy eken'izy ireo hatramin'ny farany ny famindrana ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet.

  • 21/09/2017 - 08:45 : Taxi-ville:hisy ny fifampiresahana eo amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra sy ireo mpamily taxi ny sabotsy ho avy izao.Hifampiresahana izay zavatra mbola tsy mazava ary inoanay fa hiravona ny olana momba ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet Ampasampito,hoy i Julien Andriamorasata lefitra faharoan'ny ben'ny tanテna.

  • 20/09/2017 - 15:00 : OMAVET:nanamafy indray androany ny kaominin'Antananarivo renivohitra fa zavatra tsy maintsy atao ny contre visite eny amin'ny Omavet ho an'ireo mpitatitra miasa eto an-drenivohitra.Efa nanaiky ary nanao an'io avokoa ny mpitatitra entana sy ireo koperativa mpitatitra fa ny Taxi sasany ihany no mitsivalana aminy

  • 20/09/2017 - 11:30 : Diplaoma hosoka:ny tambazotran-tserasera toy ny facebook no ampiasain'ireo olona mpanao diplaoma sandoka mba hitadiavana mpividy.Ao no mandeha ny fifampiraharahana rehetra ary alefa amin'ny finday ny vola.Efa nisy ny olona voasambotra nanao ity asa ratsy ity saingy toa vao miha miroborobo ilay izy.

  • 20/09/2017 - 10:15 : Raharaha BNI:nampidirina am-ponja vonjimaika omaly hariva rehefa avy nohadihadiana teo anivon'ny fampanoavana tetsy amin'ny fitsarana Anosy i Yves Rivofanantenana izay voalaza fa nangalatra vola mitentina 440 tapitrisa Ar tao amin'ny BNI Tsimbazaza.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170211

Misongadina

Volabe azo amin'ny kidnapping Hanaovana propagandy ?

11/02/2017

Sesilany ny fakana an-keriny na fanaovana kidnapping eto amintsika amin'izao fotoana izao, ary lasibatra ireo teratany vahiny mpanefoefo eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mametraka fototra ny Mpanohitra Mitety faritra ry Hajo sy Camille Vital

11/02/2017

Ho ambohipihaonan地y vondrona politika mpanohitra izao fitondrana izao etsy Andrefanambohijanahary amin地y 18 febroary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Mijaly ny Malagasy Mangina ny depiote

11/02/2017

Mahavelom-panontaniana ny zava-misy ankehitriny hoe mbola misy izany solombavambahoaka izany ve eto amin地y firenena manoloana izao olana mianjady amin地y Malagasy izao ?

Hamaky ny tohiny...

Kolonely Ratsimandrava 42 taona katroka anio ny nahafatesany

11/02/2017

Feno 42 taona katroka anio sabotsy 11 febroary ny nahafaty ny kolonely Richard Ratsimandrava, filoham-pirenena nitondra an'i Madagasikara tao anatin'ny fotoana fohy indrindra.

Hamaky ny tohiny...

Eliana Bezaza ォ Mpifamato-dra Ratsimandrava sy Tsiranana サ

11/02/2017

Mpinamana be ary tena nifamato-dra mihitsy ny filohan地y repoblika voalohany, Philibert Tsiranana sy ny filoham-pirenena tamin地y taona 1975, ny kolonely Ratsimandrava

Hamaky ny tohiny...

Senatera Berthin Andriamihaingo Mazoto amin地y fanampiana ny tanora

11/02/2017

Anisan段reo olona mitana andraikitra ambony eto amin地y firenena tsy mba tia miresaka firy rahaharaha politika ny Senateran段 Madagasikara, Berthin Andriamihaingo avy eny Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ampy izay e !

11/02/2017

Tena kivy aho r'ise a ! Aiza ve ka tsy milamina ny tany ama-monina, mahantra fadiranovana ny Malagasy, manjaka ny fitsaram-bahoaka, maizin'ny delestazy ny tan瀟a ary tsy mandeha amin'izay laoniny ny asa fivelomana.

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nikoropaka ny fitondrana

11/02/2017

Afa-baraka tanteraka ny fitondrana HVM izay nilokaloka fatratra taorian'ny raharaha singapour fa tsy hisy boaderozy mivoaka an-tsokosoko intsony eto saingy io mipoitra io indray.

Hamaky ny tohiny...

Ekipa ォ fair play サ Hampihavana amin地y alalan地y fanatanjahantena

11/02/2017

Hampivondrona ny malagasy amin地y alalan地y baolina kitra izay mpanjakan地y fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivon地y ekipa 吐air play,

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Zandary miisa 169 nanao ny azy tao Mahajanga

11/02/2017

Tonga nanatitra ny taratasy fanambaram-pananana teny amin ny biraon ny sampandraharaha mahaleotena miady amin ny kolokoly na Bianco Mahajanga ireo zandary ny marainan地y alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny...

Fanaraha-maso ny fari-dranomasina Mbola tena sarotra

11/02/2017

Niaiky omaly ny capitaine de fr馮ate Randriaina tale jeneralin地y CRFIM na ny ivontoerana mpikirakira ny antontam-baovao momba ny ranomasina fa mbola tena henjana ny fifehezana ireo karazan-tsambo

Hamaky ny tohiny...

Fitateram-bahoaka Fiara 6.000 indray no hahazo fanampiana

11/02/2017

Nivoaka tamin地y fahanginana omaly ny tale jeneralin地y antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety ( ATT) ny kolonely Rakotondrazaka Andry manoloana ilay fanampiana omen地y fitondram-panjakana ny mpitatitra mba hanamaivanana ny fahasahiranan段zy ireo.

Hamaky ny tohiny...

ANDOHARANOFOTSY Saika nitroatra noho ny delestazy koa ny mponina

11/02/2017

Saika nitroatra noho ny delestazy lavareny ihany koa ireo mponin但ndoharanofotsy ny alakamisy alina teo.

Hamaky ny tohiny...

Toe-draharaha sosialy 溺bola mety amintsika ve ?, hoy ny talen地y ISPPS

11/02/2017

Nanatontosa fotoam-pivavahana ho fitrotroana am-bavaka ny sosialim-pirenena 2017 tetsy amin地y Cemes Antanimora

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tompon地y fanapahan-kevitra

11/02/2017

Ny vahoaka no tompon地y fanapahan-kevitra rehefa tonga ny fifidianana, hoy ireo tompon誕ndraikitra raha nanentana ny olom-pirenena hikarakara ny momba azy avy amin地y fiatrehana ny fotoan-dehibe eo amin地y tantaram-pirenena ny fiandohan地y herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana