Fil d'actualités du 21/09/2017

  • 21/09/2017 - 10:43 : Lalampanorenana:anisan'ireo tsy mankasitraka ny hikitihana ny lalampanorenana ny praiminisitra tamin'ny tetezamita Atoa Jean Omer Beriziky izay namoaka fanambarana ofisialy niaraka tamina vondrona mpanao politika ahitana an-dry Hajo Andrianainarivelo sy Hery Raharisaina.Ny fifidianana filohampirenena amin'ny 2018 no laharampahamehana aminy.

  • 21/09/2017 - 10:40 : Omavet:andalam-panavaozana ny fitaovana ao aminy ny Omavet eny Ampasampito ankehitriny.Ho vita afaka efa-bolana ny asa ary ny volana janoary 2018 no hiasa amin'izay ity ivotoeram-pitsirihana sy fanamboarana fiara maoderna ity.

  • 21/09/2017 - 10:25 : Zandarimariam-pirenena:tsy isafidianana galona ny fanasaziana ireo zandary mandika lalテna hoy ny sekreteram-panjakana miadidy ny zandarimariam-pirenena.Voasazy avy hatrany ireo voaporofo fa nanao ny tsy mety ka 25 izao ireo zandary nampidirina am-ponja tamin'ity taona ity.

  • 21/09/2017 - 09:20 : Pesta:azo ambara fa efa voafehy ny aretina pesta eto amintsika amin'izao fotoana noho ny fandraisan'andraikitra nataon'ny mpiasan'ny fahasalamana hoy ny minisitry ny fahasalamana omaly.Arahamaso manokana ireto faritra nisian'ireo olona maty na nararin'ny pesta, mandeha ihany koa ny fanadiovana tanteraka ireo faritra tena maloto eto an-drenivohitra mba isorohana ny mety ho fihanaky ny pesta.

  • 21/09/2017 - 09:05 : RN7:efa miverina amin'ny laoniny ny fifamoivoizan'ny fiara ao Vohiposa amin'ny lalampirenena faha-7.Tsy maintsy miainga aloha anefa ireo taksibrosy amin'izay tsy mandalo maizina eo amin'ilay "dテゥviation".Amin'ny 1 ora atoandro ohatra no miainga ireo taksibrosy eny amin'ny fasan'ny karana raha tamin'ny 3 ora tolakandro izany teo aloha.

  • 21/09/2017 - 08:55 : FTAR:manizingizina Rtoa Clテゥmence Raharinirina fa tsy hifampidinika amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra izany ny mpamily taxi ary tsy eken'izy ireo hatramin'ny farany ny famindrana ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet.

  • 21/09/2017 - 08:45 : Taxi-ville:hisy ny fifampiresahana eo amin'ny kaominin'Antananarivo renivohitra sy ireo mpamily taxi ny sabotsy ho avy izao.Hifampiresahana izay zavatra mbola tsy mazava ary inoanay fa hiravona ny olana momba ny fanaovana contre visite eny amin'ny Omavet Ampasampito,hoy i Julien Andriamorasata lefitra faharoan'ny ben'ny tanテna.

  • 20/09/2017 - 15:00 : OMAVET:nanamafy indray androany ny kaominin'Antananarivo renivohitra fa zavatra tsy maintsy atao ny contre visite eny amin'ny Omavet ho an'ireo mpitatitra miasa eto an-drenivohitra.Efa nanaiky ary nanao an'io avokoa ny mpitatitra entana sy ireo koperativa mpitatitra fa ny Taxi sasany ihany no mitsivalana aminy

  • 20/09/2017 - 11:30 : Diplaoma hosoka:ny tambazotran-tserasera toy ny facebook no ampiasain'ireo olona mpanao diplaoma sandoka mba hitadiavana mpividy.Ao no mandeha ny fifampiraharahana rehetra ary alefa amin'ny finday ny vola.Efa nisy ny olona voasambotra nanao ity asa ratsy ity saingy toa vao miha miroborobo ilay izy.

  • 20/09/2017 - 10:15 : Raharaha BNI:nampidirina am-ponja vonjimaika omaly hariva rehefa avy nohadihadiana teo anivon'ny fampanoavana tetsy amin'ny fitsarana Anosy i Yves Rivofanantenana izay voalaza fa nangalatra vola mitentina 440 tapitrisa Ar tao amin'ny BNI Tsimbazaza.

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170217

Misongadina

Governemanta Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy olon地y HVM avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

17/02/2017

Nandritry ny fifampiarahaban地y antoko politika Marina teny amin地y villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Hamaky ny tohiny...

Fanamelohana an段 Lylison Foano hoy, ny Mapar

17/02/2017

Tsy ara-dal瀟a fa tsy nahazoan地y voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholon段 Madagascar, Lilyson Ren de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka tamin地y fahanginany omaly teny Ambodivona.

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika an段 Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

17/02/2017

Anisan段reo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohan地y dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

17/02/2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihan但toa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihan但toa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihan但toa Velonay R駑i,

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

17/02/2017

Nivoaka ny resaka amin地y fisian地y fitantanam-bola tsy mazava amin地y antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisian地y mangarahara.

Hamaky ny tohiny...

Amoron段 Mania Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Mitsingilahila ny toeran地y lehiben地y Faritra Amoron段 Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatin地y herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala amin地y toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe Jol, lehiben地y Faritra am-perinasa, ary avy ao amin地y HVM ihany no miketrika izany.

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana an段 Madagasikara Ny mpitondra no sakana, hoy i Tsarahame Edouard

17/02/2017

Nandalo tao Mahajanga ny mpitarika ny antoko Rodobe Malagasy Fanorenana Ifotony na ny RMFI ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasin段 Jean Tia tanindrazana ?

17/02/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean a ! Tia tanindrazana marina moa i Jean ity ? Ianao moa ve tsy hiteny hoe eny tia tokoa !

Hamaky ny tohiny...

Actualit駸

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

17/02/2017

迭aha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo amin地y teniko aho.

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tany tsy misy lal瀟a intsony

17/02/2017

Manomboka any amin地y filoham-pirenena ka hatramin地y vahoaka madinika no mandika lal瀟a eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Delegasiona avy amin地y ォ Region Normandie サ Nandalo tetsy amin地y Antenimierandoholona

17/02/2017

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisin地y Filohan地y Antenimierandoholona Rakotomanana Honor tao amin地y Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy amin地y ォ Region Normandie サ,

Hamaky ny tohiny...

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

17/02/2017

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tan瀟a eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoanan地y fahavaratra tahaka izao.

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

17/02/2017

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy amin地y asa fivelomany.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Oniversite ACEEM Hampianatra ny fikajiana ny tontolo iainana

17/02/2017

Tsy afenina intsony fa tena tsy mitsaha-mitontongana ny fahasimban地y tontolo iainana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Olona manana fahasembanana Te hisitraka ny zon段zy ireo feno

17/02/2017

Ela ny ela ka mba tafakatra lapam-panjakana ny fikambanan段reo olona manana fahasembanana mivondrona ao amin地y PFPH na ny 撤lateforme des F馘駻ations des personnes handicap駸 de Madagascar notarihan地y Sekretera mpanatanteraka,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana