Fil d'actualités du 23/03/2017

  • 23/03/2017 - 13:00 : Ilaka Centre Ambositra _Fahatrarana toaka gasy: Toaka gasy 500 litatra sarona tany Ilaka Centre, ka olona 13 tao anaty fiara ďMazdaĒ notazonina. Nodorana omaly ireo taoka tsy ara-dalŗna tratra ireo.

  • 23/03/2017 - 12:00 : Fitaterana an-dranomasina: Mifarana anio 23 martsa eny amin'ny Hotely Carlton Anosy ny fampiratiana momba ny seranan-tsambo sy ny fampitaovana andiany faha-10 natao teto Madagasikara. Ny nosy Maorisy indray no hampiantrano ny andian'ny manaraka amin'ny taona 2018.

  • 23/03/2017 - 11:45 : Spaoro mekanika _RUN: Ny alahady 2 aprily ho avy izao no hanombohan'ny fifaninana eo amin'ny fanamoriana fiarakodia na ny "RUN", ka eny Arivonimamo ny dingana voalohany. Misy dingana 6 ny RUN amin'ity taona ity, ka hatao any Toamasina ny volana oktobra ny iray amin'ireo.

  • 23/03/2017 - 11:30 : Fipoahana teny amin'ny toby miaramila R3A Betongolo: Nitondra fanazavana ny tafika, ka nilaza fa fipoahan'ny vanja mandefa ny fitaovana fanazarana fitifirana an'habakabaka na "cibles aťriennes volant" ho an'ny balafomanga "Strela" izay fitifirana fiaramanidina no antony. Fipoahana nandritra ny fisafoana ireo fitaovam-piadiana nataon'ny tompon'andraikitra izy ity.

  • 23/03/2017 - 11:15 : Mangalaza Ambatondrazaka _Fitsaram-bahoaka: Lehilahy iray tratra nangalatra gisa miisa 10 matiníny fitsaram-bahoaka ny alin'ny 20 martsa, ka matiníny fitsaram-bahoaka. Nitory ny fianakaviany, ka olona 3 nosamborina, saingy niara-nirohotra nanaraka azy ireo ny olona manodidina ny 50. Nomena fahafahana vonjimaika ireo olona 3 ireo.

  • 23/03/2017 - 11:00 : OIF: Nanome fanampiana 50 000Euros ho aníny governemanta Malagasy ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF) taorianíny fangatahana fanampiana tany ivelany nataoníny fanjakana. Natolotry ny Taleníny kabinetraníny Sekretera jeneraliníny Frankofonia teny Mahazoarivo omaly izany.

  • 23/03/2017 - 10:45 : Mahanoro _Trangam-piarahamonina: Olona 3 voarohirohy taminíny famonoana lehilahy iray hita faty teo amoron-dranomasina ny 15 martsa teo voasambotra. Vehivavy sakaizaníilay maty ny 1 ary sipaníio vehivavy io ankoatra ilay maty ny lehilahy iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo.

  • 23/03/2017 - 10:30 : Antanetikely Ambohijoky:15 lahy nirongo basy nanafika tokantrano iray. Lasa ny vola 1 tapitrisa ariary. Tsy nisy kosa ny naratrz fz nampadihaliana ny iray trano hatramin'ny zaza vao 4 taona. Tsy nety nidina ifotony ny zandary avy eny Fenoarivo fa antso an-tariby no nataony.

  • 23/03/2017 - 10:15 : Fambolena an-tanŗn-dehibe: Misokatra manombok androany ary haharitra 2 andro eny amin'ny IFM Analakely ny hetsika lehibe momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe. Manam-pahaizana momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe avy any Burkina Faso, Sťnťgal, Frantsa, Pays Bas ary avy eto Madagasikara no mandray anjara, ka hisy ny loabary an-dasy mifandraika amin'izany.

  • 23/03/2017 - 10:00 : Malagasy Rugby: Hanao hetsika tolo-tŗnana ho an'ireo traboina vokatry ny rivo-doza ny Malagasy Rugby sy ny fileovana ao aminy, ka hisy ny lalao ara-pirahalahiana 4 lehibe hatao fitadiavam-bola eny amin'ny kianja Maki Andohatapaenaka. Miara-miasa amin'izany ny Minisiteran'ny fanatanjahantena, minisiteran'ny mponina, BNGRC...

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170301

Misongadina

Vahoakaníi Befandriana May trano, voadaroka, ho tsaraina...

01/03/2017

Mbola raharaha mafana sy mitana ny sainíny maro ny savorovoro tany Befandriana Avaratra. Raha ny vaovao farany azo omaly, dia niakatra fitsarana tao Antsohihy omaly ireo olona 31 voarohirohy taminíity raharaha ity

Hamaky ny tohiny...

Politique

Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo Miady sa manao sarimihetsika ?

01/03/2017

Niara-dalana taminíny raharaha 2009 nisianíny fanonganam-panjakana teto aminíny firenena i Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika Malagasy Matahotra ny hisianíny antoko matanjaka

01/03/2017

Lohahevitra nifampizaraníireo antoko politika 44 nandray anjara taminíny atrikasa farany nokarakarainíny Fandaharanasaníny firenena mikambana ho aminíny fampandrosoana ny 21 sy 22 febroary 2017 teo

Hamaky ny tohiny...

Hatao fitaovana aminíny 2018 Mijoro ny fikambanana isan-karazany

01/03/2017

Manombaka mifoha tsikelikely indray ankehitriny ireo fikambanana isan-karazany, indrindra ireny fikambanam-paritra ireny.

Hamaky ny tohiny...

Dianíny filoha tao Mahajanga Nisesy ny loza

01/03/2017

Ny zoma 24 febroary dia efa fantatra fa ho avy ao Mahajanga ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ireo mambra sasantsasany ao aminíny governemanta.

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Tafatsangana koa ny any Sakaraha

01/03/2017

Tafatsangana ny alatsinainy 20 janoary teo, tao aminíny Lycťe Soa tao an-toerana ny DISTIM vaovao ao aminíny distrikaníi Sakaraha Faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra tsy mahomby Tsy fahotana ny mibaboka, hoy ny Seces

01/03/2017

Namoaka fanambarana ny alakamisy 23 febroary 2017 teo ny Seces (Syndicat des Enseignants-Chercheurs et Chercheurs-Enseignants de líEnseignement Supťrieur).

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Mandrora mitsilany

01/03/2017

Miarahaba aníi Jean ny tenako ! Tena mijery sy manara-maso anao matetika aho ry Jean dia tena lasa saina be mihitsy hoe ho ankiniko aminao tokoa vare ny ho aviníity fireneko ity e !

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Tale jeneraliníny Jirama Tsy mbola misy sahy mametraka dosie

01/03/2017

Ny 25 martsa ho avy izao no farafametrahana ny antontan-taratasy hifaninanana ho tale jeneraliníny orinasa jirama, raha ny fanazavaníny tomponíandraikitra.

Hamaky ny tohiny...

Printsy Albert II de Monaco Manatanteraka asa soa eto Madagasikara indray

01/03/2017

Noraisiníny filoham-pirenena Malagasy teny Iavoloha ny printsy Alexandre Louis Pierre Grimaldi izay eto Madagasikara nanomboka omaly. Hiompana betsaka aminíny asa sosialy sy ny fiarovana ny tontolo iainana ny fivahiniananíny mpanjakaníi Monaco aminíity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny...

Hiary Rapanoelina Naverina eny Antanimora

01/03/2017

Ny 7 martsa izao no hivoaka ny didim-pitsarana farany mikasika ny raharaha Hiary Rapanoelina, raha ny vaovao voaray tetsy aminíny lapaníny fitsarana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fanalam-baraka anaty facebook Olon'ny fitondrana no ao ambadika ?

01/03/2017

Sesilany ny fanalam-baraka sy ny fanehoana teny mamoafady tao anaty vondrona facebook iray fantatra aminíny anarana hoe ďNdao handalina politika avo lentaĒ, saingy toa afa-maina sy iniana tsy resahina ny momba ny mpandrindra io vondrona iray io.

Hamaky ny tohiny...

JEAN NIRINA - Hafari Malagasy Enim-bolana an-tranomaizina no saziny

01/03/2017

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ireo karazana raharaha nanenjehana ny filoha nasionaliníny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina ka nitazonana azy am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Manafotsy ny efa mainty !

01/03/2017

Tena talentaníity fitondrana HVM ity mihitsy ny fiarovana ny olona efa hita fa nanao ny tsy mety.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

EPP Ambihy-Arivonimamo II Nanateraníny depiote Rodin dabilio sy solon-tsakafo

01/03/2017

Nasiam-panatsarana ny EPP Ambihy, distrikaníArivonimamo II. Dabilio miisa 21, vola hoenti-mampihodina ny ďcantine scolaireĒ

Hamaky ny tohiny...

Sendikaníny mpampianatra Tezitra aminíny minisitera

01/03/2017

Tapaka tanteraka ny fiaraha-miomboníantoka eo aminíny minisiteraníny fanabeazam-pirenena sy ny sendikaníny mpampianatra malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

ADY AMINíNY ARETINA SIDA Misokatra ny fifaninanana tantara an-tsary

01/03/2017

Mitohy hatrany ny ady aminíny aretina SIDA, indrindra fa ny fanilikilihana ireo efa voa ho aníny fikambanana Omasave.

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA AMBOHIBAO ANTEHIROKA Tsisy "WC" sy trano fidiovana ny 30 %-níny mponina

01/03/2017

Tsy manana trano fivoahana (WC) sy trano fidiovana ny 30 %-níireo mponina ao anatiníny kaominina Ambohibao Antehiroka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana