Fil d'actualités du 23/03/2017

  • 23/03/2017 - 13:00 : Ilaka Centre Ambositra _Fahatrarana toaka gasy: Toaka gasy 500 litatra sarona tany Ilaka Centre, ka olona 13 tao anaty fiara ďMazdaĒ notazonina. Nodorana omaly ireo taoka tsy ara-dalŗna tratra ireo.

  • 23/03/2017 - 12:00 : Fitaterana an-dranomasina: Mifarana anio 23 martsa eny amin'ny Hotely Carlton Anosy ny fampiratiana momba ny seranan-tsambo sy ny fampitaovana andiany faha-10 natao teto Madagasikara. Ny nosy Maorisy indray no hampiantrano ny andian'ny manaraka amin'ny taona 2018.

  • 23/03/2017 - 11:45 : Spaoro mekanika _RUN: Ny alahady 2 aprily ho avy izao no hanombohan'ny fifaninana eo amin'ny fanamoriana fiarakodia na ny "RUN", ka eny Arivonimamo ny dingana voalohany. Misy dingana 6 ny RUN amin'ity taona ity, ka hatao any Toamasina ny volana oktobra ny iray amin'ireo.

  • 23/03/2017 - 11:30 : Fipoahana teny amin'ny toby miaramila R3A Betongolo: Nitondra fanazavana ny tafika, ka nilaza fa fipoahan'ny vanja mandefa ny fitaovana fanazarana fitifirana an'habakabaka na "cibles aťriennes volant" ho an'ny balafomanga "Strela" izay fitifirana fiaramanidina no antony. Fipoahana nandritra ny fisafoana ireo fitaovam-piadiana nataon'ny tompon'andraikitra izy ity.

  • 23/03/2017 - 11:15 : Mangalaza Ambatondrazaka _Fitsaram-bahoaka: Lehilahy iray tratra nangalatra gisa miisa 10 matiníny fitsaram-bahoaka ny alin'ny 20 martsa, ka matiníny fitsaram-bahoaka. Nitory ny fianakaviany, ka olona 3 nosamborina, saingy niara-nirohotra nanaraka azy ireo ny olona manodidina ny 50. Nomena fahafahana vonjimaika ireo olona 3 ireo.

  • 23/03/2017 - 11:00 : OIF: Nanome fanampiana 50 000Euros ho aníny governemanta Malagasy ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF) taorianíny fangatahana fanampiana tany ivelany nataoníny fanjakana. Natolotry ny Taleníny kabinetraníny Sekretera jeneraliníny Frankofonia teny Mahazoarivo omaly izany.

  • 23/03/2017 - 10:45 : Mahanoro _Trangam-piarahamonina: Olona 3 voarohirohy taminíny famonoana lehilahy iray hita faty teo amoron-dranomasina ny 15 martsa teo voasambotra. Vehivavy sakaizaníilay maty ny 1 ary sipaníio vehivavy io ankoatra ilay maty ny lehilahy iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo.

  • 23/03/2017 - 10:30 : Antanetikely Ambohijoky:15 lahy nirongo basy nanafika tokantrano iray. Lasa ny vola 1 tapitrisa ariary. Tsy nisy kosa ny naratrz fz nampadihaliana ny iray trano hatramin'ny zaza vao 4 taona. Tsy nety nidina ifotony ny zandary avy eny Fenoarivo fa antso an-tariby no nataony.

  • 23/03/2017 - 10:15 : Fambolena an-tanŗn-dehibe: Misokatra manombok androany ary haharitra 2 andro eny amin'ny IFM Analakely ny hetsika lehibe momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe. Manam-pahaizana momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe avy any Burkina Faso, Sťnťgal, Frantsa, Pays Bas ary avy eto Madagasikara no mandray anjara, ka hisy ny loabary an-dasy mifandraika amin'izany.

  • 23/03/2017 - 10:00 : Malagasy Rugby: Hanao hetsika tolo-tŗnana ho an'ireo traboina vokatry ny rivo-doza ny Malagasy Rugby sy ny fileovana ao aminy, ka hisy ny lalao ara-pirahalahiana 4 lehibe hatao fitadiavam-bola eny amin'ny kianja Maki Andohatapaenaka. Miara-miasa amin'izany ny Minisiteran'ny fanatanjahantena, minisiteran'ny mponina, BNGRC...

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170304

Misongadina

Hery Rajaonarimampianina Tsy tokony ho kandida intsony

04/03/2017

Efa mazava ankehitriny fa iray aminíireo kandida hifaninana aminíny fifidianana filoham-pirenena aminíny 2018 ny filoha am-perinasa, raha dinihina aminíny fihetsiny tato ho ato.

Hamaky ny tohiny...

Politique

FIZATO Tsy manaiky hatao fitaovana politika intsony

04/03/2017

Tsy nahafa-po ny Firaisankinaníny Zanaky ny faritaniníi Toamasina ny nitantanana ny fikambanana tao anatiníny 14 taona farany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ho afa-bela foana ve e ?

04/03/2017

Miarahaba ry Jean a ! Kevokevoka indray izao ianao io fa hoe nandray andraikitra taminíny fanesorana ilay razoky nanao tatitra vilana sy tsy nanao afatsy ny nanadio tena taminíny hadalana mihoampampana nataoníny olom-peheziny e!

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Mpianatra ho mpitsara miisa 30 Nampiofaniníny zandarimariam-pirenena

04/03/2017

Nifarana omaly zoma 3 martsa 2017 ny fiofanana fampiharana na ę Stage pratique Ľ narahaníireo mpianatra ho mpitsara miisa 30 mianadahy nampanaoviníny teo anivoníny zandarimariam-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny 8 martsa Manazava ny minisiteraníny mponina

04/03/2017

Antomotra ny fankalazana ny fetiníny vehivavy izay hankalazaina isaky ny 8 martsa. Ho aníny eto Madagasikara dia mandray anjara mavitrika aminíizany ny minisiteraníny mponina, sampandraharaharam-panjakana tarihina vehivavy aminíny alalaníny minisitra Onitiana Realy.

Hamaky ny tohiny...

Zo sendikaly Havadika ho lalŗna aminíizay

04/03/2017

Ny taona 1978 no nisianíny fifanarahana laharana faha-151 eo anivoníny OIT (Organisation Internationale du Travail) mikasika ireo fifandraisaníny asa ao anatiníny asam-panjakana na ny zo sendikaly.

Hamaky ny tohiny...

Boriborintany faha-4 Hiroso aminíny fanakatonana ireo tsena tsy ara-dalana

04/03/2017

Taorianíny fidinana ifotony notanterahiníireo tomponíandraikitra eo anivoníny Boriborintany faha-efatra nanentana ireo mpivarotra anaty tsena lehibe mbola tsy manana karatra matihanina dia

Hamaky ny tohiny...

Fiarovana ny lemaka ao aminíny PC 23 Nambolena hazo ny sahan-driaka Mavolava

04/03/2017

Zanakazo kininina sy Grevelia 2500 fototra no voavoly tao aminíny sahan-driaka Mavolava ny talata lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Vokatra Lojy Fahatelo eran-tany i Madagasikara aminíny fanondranana

04/03/2017

Lalam-pihariana iray isany mampisongadina aníi Madagasikara eo aminíny sehatra iraisam-pirenena ny lojy na ę Black eyes Ľ.

Hamaky ny tohiny...

Ministeraníny vola sy ny teti-bola Namboly hazo 5000 fototra

04/03/2017

Namboly hazo teny Andranovelona omaly ny fianakaviambeníny Ministeraníny vola sy ny teti-bola notarihiníny Ministra Rakotoarimanana Gervais. Tafiditra indrindra ao anatiníny asa tanterahiníny olom-pirenena aminíny fiarovana ny tontolo iainana no nanatontosaníizy ireo izay marihina fa efa andiany faha-15 notanterahina tao aminíity faritra iray ity.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Filohaníny FIFA, Gianni Infantino Manohana fatratra aníi Ahmad

04/03/2017

Kandida tokana mifaninana aminíi Issa Hayatou, filoha am-perinasa, izay efa nitantana ny CAF (Kaonfederasionina Afrikanina momba ny baolina kitra) nandritra ny 28 taona, ary mikendry ny hitantana ity rafitra amboniníny baolina kitra ity aminíny mandŗ faha-8 indray ny Filohaníny federasionina malagasiníny baolina kitra Ahmad Augustin.

Hamaky ny tohiny...

Neny teny Mahamasina Nanotrona sy nanome hery ny USCAFOOT

04/03/2017

Tonga nanotrona sy nanome hery ny ekipaníny Kaomina Antananarivo-Renivohitra iadidiany, teny aminíny kianjabeníi Mahamasika omaly zoma maraina, i Neny Lalao Ravalomanana

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fitateram-bahaoka Haverina ny toerana voatokana

04/03/2017

Anisaníireo nahazo fiofanana tao anatiníilay atrikasa momba ny tetikasa Lamina na Lalanjotra miaty ny namana izay natao nanomboka ny talata teo ary nifarana omaly tetsy aminíny Espace Dera

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

ANKIZY MARENINA Mbola maro ireo tsy tafiditra an-tsekoly

04/03/2017

Mbola maro aminíireo ankizy marenina eto amintsika no tsy tafiditra an-tsekoly. Ny ampahateloníizy ireny no fantatra fa mba manana fahafahana fa ny ankoatra izay dia mirenireny fotsiny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana