Fil d'actualités du 27/04/2017

  • 27/04/2017 - 18:00 : Antsohihy _Fanafihana sy famonoana relijiozy: Navotsotra ireo olona 13 voasambotra taorian'ny famotorana azy ireo. Niampy 1 kosa ny zandary nosamborina, ka 2 izany izy ireo voasambotra ary mbola hatao famotorana amin'izao fotoana izao

  • 27/04/2017 - 15:30 : Fonja eto Madagasikara Antontan'isa: 20241 ireo voafonja tanana amina fonja 82 eto Madagasikara, ka 8205 ireo naiditra am-ponja vonjimaika miandry ny fotoam-pitsarana. 1236 kosa ireo nofonjaina taorian'ny fitsarana.

  • 27/04/2017 - 15:00 : Frantsa:Aníarivony androany no nanao fihetsiketsehana tany Rennes Frantsa momba ny fifidianana filoham-pirenena fihodinana faharoa hatao ny 7 mai izao. Sady tsy mankasitraka aníI Emmanuel Macron izy ireo no tsy miandany aminíI Marine Le Pen aminíny alalaníny fivoizana ny foto-kevitra hoe ďNi Pen ni MacronĒ.

  • 27/04/2017 - 14:30 : Kaominin'i Mandritsara: Misy ny fampidiram-bola tsy mazava tsy nandalo filan-kevitra monisipaly, hoy ny Filohan'ny Filan-kevitra monisipaly.

  • 27/04/2017 - 14:00 : Raharaham-pirenena: Mitaky ny hanovana ny lalŗm-panorenana mialohaníny hanatanterahana ny fifidianana ny Rodobe Malagasy ho aníny Fanorenena (RMTF) sy ny Sendika maro, ary mitaky ny antsoina hoe tetezana miampita izy ireo aminíny fitantanana ny firenena.

  • 27/04/2017 - 13:30 : Toetr'andro: Vokatry ny tangoron-drahona matevina amin'ny faritra Antsinanan'i Madagasikara no nampiteraka ny havandra namotika zavatra maro halina, raha ny fanazavan'ny sampan-draharaha mpamantatra ny toetr'andro.

  • 27/04/2017 - 13:00 : Any ivelany _Chine: Nahavita "porte-avions chinois" voalohany namboariny manokana ny sinoa ary notokanana omaly izany. Mahatratra 315 m ny halavany ary 75 m ny sakany, ka vita sinoa 100% izy io. Faharoa amin'ireo hananany izy io fa ny iray voalohany kosa dia tany amin'ny Firaisana Sovietika na URSS teo aloha no nanamboarana ny ampahany.

  • 27/04/2017 - 12:30 : Distrikan'i Betiooky _Aretina tazomoka: Ankizy miisa 35 no efa matin'ny tazomoka nanomboka ny volana janoary. Manodidina ny 6 volana - 6 taona ny salan-taonan'izy ireo.

  • 27/04/2017 - 12:00 : Fetiníny asa: Hisy ny diabe hotanterahiníny mpiasa miala eny Mahamasina mihazo aníAntsahamanitra ny 1 may izao, ka samy hitondra ny mari-pamantarana azy avokoa ny orinasa sy ny sendika isan-tsokajiny.

  • 27/04/2017 - 11:45 : Fianarantsoa _Soafianatsa 2017: Tanterahina manomboka anio 27 aprily-29 aprily any amin'ny Kianja mitafon'Ambatomena Fianarantsoa ny hetsika ara-toakerana ho an'ny faritra Matsiatra Ambony, izay fantatra amin'ny anarana hoe "Soafianatsa 2017"

Voir plus d'infos...

27/04/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170309

Misongadina

7 maty, 6000 ireo traboina Mitaredretra ny Fanjakana

09/03/2017

Nifamahofaho be ny toe-draharaha omaly hoe : andro iasana sa tsia iny andro nidiraníny rivodoza teto afovoan-tany iny. Nazava ny fanapahan-kevitry ny Minisiteraníny

Hamaky ny tohiny...

Politique

Depiote Rakotomanjato Rodin ę Ny vahoaka eny ifotony aloha Ľ

09/03/2017

Nasiam-panamboarana ny tetezana fampiasaníny mponina ao aminíny tapany atsinananíny kaominina Arivonimamo II.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Asehoy aminíizay e !

09/03/2017

Aiza aminíizay ry Jean ilay fahaizanareo taminíny androníny frankofonia ireny a ! Hainareo ery ny nifaninana taminíilay nahary ka nanakana ny orana tokony hirotsaka mba tsy hanimba ny rendrarendranareo mianakavy.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Lalao Ravalomanana ďMiantoka ny fampandrosoana ny vehivavyĒ

09/03/2017

Nanao hafatra manokana miantefa aminíny vehivavy mpiray tanindrazana ny Beníny tanŗnaníAntananarivo, Lalao Ravalomanana noho ny 8 marsa na tsy afaka nankalaza izany toy ny fanao isan-taona aza, noho ny andro ratsy.

Hamaky ny tohiny...

Fankalazana ny 8 marsa Naresaka tao Mahajanga

09/03/2017

Nanamarika ny fankalazana ny Andron' ny vehivavy ny tany amin'ny faritra Boeny na dia nandeha aza ny resaka sy fisalasalana ny amin'ny mety hanajanonana izany noho ny toetry ny andro sy ny toe-draharaha miseho eto amin' ny firenena manjo ny mpiray tanindrazana.

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra voasoloky eny Ankatso Tsy afa-po taminíny didim-pitsarana

09/03/2017

Nivoaka ny alatsinainy teo ny didim-pitsarana mikasika ny raharaha nampifanolana ny mpivarotra eny Ankatso mivondrona ao anatiníny TAM (TsenaníAmbohitsaina Miray).

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Andoharanofotsy Nandaitra ny fanentanana ny mponina

09/03/2017

Tsy nahitana rano niandrona mihitsy ny arabeníAndoharanofotsy omaly tontolo andro na dia nirotsaka tsy ato aza ny orana teto an-drenivohitra sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Anosy sy ny manodidina Nianjera ny takelaby, sahirana taminíny rano ny fiara

09/03/2017

Dibo-drano ny arabe tetsy Anosy sy ny manodidina omaly maraina vokatry ny ora-nikija tsy niato teto an-drenivohitra. Sahirana ny fiara vokatríizany raha betsaka ihany koa ireo trano teny aminíny manodidina no tafiditra ny rano ka voatery nitady vahaolana ny tompony.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mandrora mitsilany !

09/03/2017

Mandalo vanim-potoana sarotra tanteraka ny firenena aminíizao fotoana izao. Ny hanin-kohanina tsy ampy satria ratsy ny vokatra taminíity noho ny haintany navaivay tao anatiníny volana maro. Izao indray mamely mafy ny rivodoza ka ny 80%-níny velaraníi Madagasikara no mibaby ny voka-dratsiny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

DREN Analamanga Tsy mianatra ny mpianatra anio 9 marsa

09/03/2017

Nahazo fanairana loko mena ny faritaniníAntananarivo, misy faritra efatra dia Analamanga, Vakinankaratra, Bongolava ary Itasy.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirimbola iraisam-pirenena Mitsirika ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy

09/03/2017

Eto Madagasika nanomboka ny 7 marsa teo indray ny iraky ny FMI (Fonds Monetaire International) tarihan'i Marshal Mills. Fitsidihana arahina asa haharitra roa herinandro hijeren'ny delegasionina avy amin'ny Tahirimbola iraisam-pirenena ny fahasalaman'ny toekarena Malagasy amin'ny ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Salon des Etudes Internationales Nitarina hatraminíny rahampitso zoma

09/03/2017

Raha tokony hifarana anio Alakamisy ilay ďSalon des Etudes InternationalesĒ andiany faha-8, karakarainíny Madajeune etsy aminíny Carlton Anosy dia rahampitso zoma izany vao hifarana amim-pomba Űfisialy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana