Fil d'actualités du 23/03/2017

  • 23/03/2017 - 13:00 : Ilaka Centre Ambositra _Fahatrarana toaka gasy: Toaka gasy 500 litatra sarona tany Ilaka Centre, ka olona 13 tao anaty fiara ďMazdaĒ notazonina. Nodorana omaly ireo taoka tsy ara-dalŗna tratra ireo.

  • 23/03/2017 - 12:00 : Fitaterana an-dranomasina: Mifarana anio 23 martsa eny amin'ny Hotely Carlton Anosy ny fampiratiana momba ny seranan-tsambo sy ny fampitaovana andiany faha-10 natao teto Madagasikara. Ny nosy Maorisy indray no hampiantrano ny andian'ny manaraka amin'ny taona 2018.

  • 23/03/2017 - 11:45 : Spaoro mekanika _RUN: Ny alahady 2 aprily ho avy izao no hanombohan'ny fifaninana eo amin'ny fanamoriana fiarakodia na ny "RUN", ka eny Arivonimamo ny dingana voalohany. Misy dingana 6 ny RUN amin'ity taona ity, ka hatao any Toamasina ny volana oktobra ny iray amin'ireo.

  • 23/03/2017 - 11:30 : Fipoahana teny amin'ny toby miaramila R3A Betongolo: Nitondra fanazavana ny tafika, ka nilaza fa fipoahan'ny vanja mandefa ny fitaovana fanazarana fitifirana an'habakabaka na "cibles aťriennes volant" ho an'ny balafomanga "Strela" izay fitifirana fiaramanidina no antony. Fipoahana nandritra ny fisafoana ireo fitaovam-piadiana nataon'ny tompon'andraikitra izy ity.

  • 23/03/2017 - 11:15 : Mangalaza Ambatondrazaka _Fitsaram-bahoaka: Lehilahy iray tratra nangalatra gisa miisa 10 matiníny fitsaram-bahoaka ny alin'ny 20 martsa, ka matiníny fitsaram-bahoaka. Nitory ny fianakaviany, ka olona 3 nosamborina, saingy niara-nirohotra nanaraka azy ireo ny olona manodidina ny 50. Nomena fahafahana vonjimaika ireo olona 3 ireo.

  • 23/03/2017 - 11:00 : OIF: Nanome fanampiana 50 000Euros ho aníny governemanta Malagasy ny Rafitra iraisam-pirenena momba ny Frankofonia (OIF) taorianíny fangatahana fanampiana tany ivelany nataoníny fanjakana. Natolotry ny Taleníny kabinetraníny Sekretera jeneraliníny Frankofonia teny Mahazoarivo omaly izany.

  • 23/03/2017 - 10:45 : Mahanoro _Trangam-piarahamonina: Olona 3 voarohirohy taminíny famonoana lehilahy iray hita faty teo amoron-dranomasina ny 15 martsa teo voasambotra. Vehivavy sakaizaníilay maty ny 1 ary sipaníio vehivavy io ankoatra ilay maty ny lehilahy iray. Natolotra ny fampanoavana omaly izy ireo.

  • 23/03/2017 - 10:30 : Antanetikely Ambohijoky:15 lahy nirongo basy nanafika tokantrano iray. Lasa ny vola 1 tapitrisa ariary. Tsy nisy kosa ny naratrz fz nampadihaliana ny iray trano hatramin'ny zaza vao 4 taona. Tsy nety nidina ifotony ny zandary avy eny Fenoarivo fa antso an-tariby no nataony.

  • 23/03/2017 - 10:15 : Fambolena an-tanŗn-dehibe: Misokatra manombok androany ary haharitra 2 andro eny amin'ny IFM Analakely ny hetsika lehibe momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe. Manam-pahaizana momba ny fambolena an-tanŗn-dehibe avy any Burkina Faso, Sťnťgal, Frantsa, Pays Bas ary avy eto Madagasikara no mandray anjara, ka hisy ny loabary an-dasy mifandraika amin'izany.

  • 23/03/2017 - 10:00 : Malagasy Rugby: Hanao hetsika tolo-tŗnana ho an'ireo traboina vokatry ny rivo-doza ny Malagasy Rugby sy ny fileovana ao aminy, ka hisy ny lalao ara-pirahalahiana 4 lehibe hatao fitadiavam-bola eny amin'ny kianja Maki Andohatapaenaka. Miara-miasa amin'izany ny Minisiteran'ny fanatanjahantena, minisiteran'ny mponina, BNGRC...

Voir plus d'infos...

//

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170318

Misongadina

Trafikana taova Zazalahikely amidy 300 tapitrisa Ar

18/03/2017

Nampiahiahy ny mponina efa leom-boaníanana aminíny firongatry ny asa ratsy ny fihetsikíizy ireo, hoy ny Beníny tanŗnaní Andranolava Razafimahaleo Barnabť Justin, ka narahi-maso akaiky,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Marc Ravalomanana Lasa any Danemark

18/03/2017

Mbola mitana ny lohalaharana i Marc Ravalomanana aminíizao fotoana izao, raha fifandresen-dahatra aminíny vahiny no resahina. Hentitra sy manana ny foto-kevitra ijoroany, fa tsy mba manaiky lembenana aminíny tsy rariny.

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Nihaona taminíny AIMF tao Paris

18/03/2017

Nivory tao amin'ny biraon'ny AIMF (Association Internationale des Maires Francophones) tao Parisy ny alakamisy lasa teo ny Sekretera Maharitry ny AIMF sy ny mpiara-miasa aminy ary Ramatoa Lalao Ravalomanana, Ben'ny tanŗnan'Antananarivo sy ny mpanolotsainy.

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Nanakiana mafy ny mpitondra

18/03/2017

Feno ihany ny fo ! Ny tenako indray no nomeníny ďFoundation Sheikh Mohammed Bin Rashid Al Makthoum Humanitarian & CharityĒ fankasitrahana noho ny fitsonjovana ny Malagasy, kanefa izy ireo no nanolotra sy mbola hanohana ireo antso ataontsika, hoy i Ny Rado Rafalimanana tao aminíny tambajotram-pifandraisana ďfacebookĒ omaly.

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Ambohijanaka Tsy nesorina izany ny Ben'ny tanŗna

18/03/2017

Tsy marina ny feo niely taminíiny herinandro iny fa naato taminíny asany vonjimaika ny Beníny tanŗnaníny kaominina Ambohijanaka Andriamatoa Alain Ratsimbazafy.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasiníi Jean Ny tsiny !

18/03/2017

Miarahaba e ! Ny malaza izao dia ny tsy fandriampahalemana vokatry ny loza voajanahary sy ny voatríolombelona. Miakatra ny vidiníny zavatra ilaina andavanadro nefa mihamaro ny tsy aníasa sy ny tsy mihinan-kanina intsony. Mihamaro ny tontakely ka hatraminíny dokotra nangalarina avy no mampidi-doza ! Efa sahy ka mivarotra olona koa izao ny malagasy hakana taova.

Hamaky ny tohiny...

Actualitťs

Fanampiana ny traboina Atao fitaovana politika indray ?

18/03/2017

Mahagaga sy mahatalanjona ny fihetsiky ny fanjakana Malagasy aminíizao fiatrehana ny voina, ka hisianíny fanampiana ho aníireo Malagasy traboina izao. Misy ny lamina aminíny fizarana ireny fanomezana sy fanampiana na ara-bola na ara-pitaovana ireny, saingy misy tsy mazava.

Hamaky ny tohiny...

Fitohasina sy Trano Koltoraly Malagasy Hanao taom-baovao eny Mahamasina

18/03/2017

Raikitra fa ny datiníny 27 sy ny 28 martsa ho avy izao no hankalaza ny taom-baovao Malagasy ny Fitohasina sy ny trano koltoraly Malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Federasioníny Baolina kitra Malagasy Mandeha ny feo aminíizay mety handimby aníi Ahamad

18/03/2017

Na tsy nisy nanambara ofisialy ny mahamety ho kandidŗ azy hanolo ny toeraníny filoha Ahmad izay lasa mpitantana ny CAF eo aminíny fitantanana ny Federasiona Malagasy ny Baolina Kitra aza ireo olona manodidina azy dia efa mandeha any ho any anaran-dRabekoto Raoul, Randriamiasasoa Doda

Hamaky ny tohiny...

Edito

Misy mihaino ve ?

18/03/2017

Marina fa hoe mila fanampiana isika fa na izany aza mba tokony hanana ny maha izy azy ihany kosa e ! Izay karazam-bazaha rehetra izao ve dia hibaiko antsika eto daholo na ny fomba fiasa na ny fiteny Ödia hiova avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Fanajana ny lalŗna mifehy ny fifamoivoizana Nihemotra ny kalitaoníny fitaterana teto an-drenivohitra

18/03/2017

Nisy fihemorana ny fanajaníny ankamaroaníireo mpitatitra teto an-drenivohitra ny lalŗna mifehy ny fifamoivoizana.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

FONDATION ORANGE Nanampy ireo dokotera miasatena any ambanivohitra

18/03/2017

Mbola betsaka ireo reny sy zaza maty eo am-piterahana eto amintsika. Anisaníny tanjoníny minisiteraníny fahasalamam-bahoaka ny hampihenana izany araka izay tratra ka eo anelanelaníny 300 ka

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

Tahirim-bola iraisam-pirenena Manara-maso akaiky ny fitondram-panjakana

18/03/2017

Delegasionina mafonja momba ny resa-bola no nihaona taminíny praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier teny Mahazoarivo omaly zoma 17 martsa,

Hamaky ny tohiny...

Ambodivoanjo Ivandry Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be

18/03/2017

Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be ankehitriny ny eny Ambodivoanjo Ivandry.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana