Fil d'actualités du 16/12/2017

  • 16/12/2017 - 11:30 : LITERATIORA: Hanolotra tsangan-tononkalo antsoina hoe "ILAY FITIA NAJORONTSIKA" ny Vondron'ny Korira Kanton'ny Haisoratra Malagasy sy ny Aceem Radio rahampitso 17 desambra eny amin'ny IKM Antsahavola.

  • 16/12/2017 - 11:00 : TOLIARA: Mitokana ny TNT (Télévision Numérique Terrestre) any an-toerana ny Filoham-pirenena amin'izao fotoana izao.

  • 16/12/2017 - 10:30 : TEATRA: Tontosaina anio ao amin’ny Alliance Française Andavamamba ny teatra "Ilay fitia tsy mipaka" sy "patrak'ala" ka amin'ny 3 ora sy amin'ny 5 ora tokalandro izany, samy sangan'asa nosoratan’i JJ RABEARIVELO.

  • 16/12/2017 - 10:00 : FIFANINANA MISS SY MINI MISS: Hotanterahina anio 16 desambra eny amin'ny Hotely A&C Ivato ny famaranana ilay fifaninana "miss" sy "mini miss princesse".

  • 16/12/2017 - 09:30 : KUNG FU WISA: Tokanana anio eny Ambatomirahavavy Antanety Kingory ny "Temple de Pierre Mizael"

  • 16/12/2017 - 09:00 : MISS MADAGASCAR 2018: Randriambelonoro Miantsa Valisoa, Miss Mlamanga no lany ho Miss Madagascar 2018. Zafititi Nouaïka, Miss Diana sy Malleka Esmelralda izay Miss Sava kosa indray no lany 1ère sy 2ème Dauphines.

  • 15/12/2017 - 20:05 : LOZAM-PIFAMOIVOIZANA MAHATSIRAVINA: Mpitondra moto iray nifandona tamin'ny taksibe eny Iavoloha amin'izao ora izao, ka naratra mafy sy atahorana ny ainy, ary efa nalefa eny amin'ny hopitaly.

  • 15/12/2017 - 16:00 : MISS MADAGASCAR: Hotanterahina anio manomboka amin'ny 8 ora alina eny amin'ny Hotely Carlton ny famaranana amin'ny fifidianana ny Miss Madagascar.

  • 15/12/2017 - 15:30 : FIFIDIANANA 2018: Azo tanterahina ao anatin’ny taona 1 ny fitsapakevim-bahoaka sy ny fifidianana filoham-pirenena ary ny solombavam-bahoaka hoy ny solombavam-bahoaka Nome Razaranaina.

  • 15/12/2017 - 15:00 : RALLYE SHELL HELIX: Ndrianja sy Fanja nitondra ny fiara Subaru Impreza N4 no nahatontosa fe potoana haingana indrindra 9minitra sy 21.3sekondra teo amin'ny dingana voalohany ny tolakandro teo Ambohitsiry sy Ankadindravololona.

Voir plus d'infos...

15/12/2017

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170831

Misongadina

Fipoahana teny Ambohimanambola Politika avo lenta ?

31/08/2017

Nisehoana fipoahana narahina afo goavana ny toby famokarana herinaratra an’ny orinasa AKSAF Power, mamokatra 50Mgw,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Andry Rajoelina Manomana bala hitifirana

31/08/2017

Misoko miadana sy manomboka mifoha amin’ny torimasony ny vondrona politika MAPAR manetsika ireo mpanohana azy isan-tsokajiny na eto an-drenivohitra na any amin’ny faritra.

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana HVM Manomboka mitsipaka an’i Frantsa ?

31/08/2017

Iray andro taorian’ny nandraisan’ny minisitry ny raharaham-bahiny Henry Rabary-Njaka feno ny fahefana maha minisitra azy, dia masoivoho miisa 3 no tonga nitsidika azy teny amin’ny trano fiasany teny Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

CFM Diso hatrany amin’ny lalàna fananganana

31/08/2017

Samy miandry ny asa hotontosain’ny CFM (Conseil pour le Fampihavanana Malagasy) avokoa ny olom-pirenena Malagasy ankehitriny taorian’ny fanendrena ireo mpikambana 33 ao anatiny.

Hamaky ny tohiny...

Fampielezan-kevitra mialoha ny fotoana Mitaky lalàna fanasaziana ny KMF/CNOE

31/08/2017

Lalàm-pifidianana vaovao no hifehy ny fifidianana hitranga eto Madagasikara manomboka amin’ny taona 2018.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Jamban’ny fahefana !

31/08/2017

Ao ve ianareo ry Jean a! Tena may ara-bakiteny mihitsy ny tanàna izany a ! Saingy toa tsy mba taitra ho’aho ianareo ry Jean sa efa vitanareo faminaniana mialoha io sera io ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

CSB-1 Ambohiboromanga Ambatomanga Notoloran’ny depiote Rodin fitaovana

31/08/2017

Am-bolana no efa nihodina ity tobim-pahasalamana fototra eo anivon’ny fokontany Ambohiboromanga, kaominina Ambatomanga ity, izay any amin’ny 30km miala an’Arivonimamo.

Hamaky ny tohiny...

Andranomadio Antsirabe Tovolahy nahatrarana vola sandoka

31/08/2017

Miparitaka eran’i Madagasikara ny vola vaovao sandoka. Mila ho isan’andro no ahenoana tranga vaovao.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tazony amin’ny vavako aho !

31/08/2017

Tena manahirana ny sofina mihaino sy ny maso mijery ny mbola mandre foana hatramin’izao hoe :

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

TARIKA AMBONDRONA Etsy Andavamamba no fotoana

31/08/2017

Hifampitaona amin’ny mpankafy azy etsy amin’ny AFT Andavamamba indray amin’ny alahady 3 septambra ho avy izao ny tarika Ambondrona ao anatin’ny fankalazana ny faha-70 taona niorenan’ny Alliance Française.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Lozam-pifamoivoizana Fianakaviana handevina saika niara-maty

31/08/2017

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny lalam-pirenena faha-7 niala an’i Vinaninkarena ny tolakandron’ny alarobia tokony ho tamin’ny 1 ora sy sasany.

Hamaky ny tohiny...

Toekarena

LA GRANDE BRADERIE DE MADAGASCAR Hentitra ny fanaraha-maso ny vidin’entana

31/08/2017

Hentitra ny fanaraha-maso ny vidin’entana etsy amin’ny lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Paul Rabary Mamitaka ny fahaizan’ny ankizy amin’izao

31/08/2017

Mila avahana ny taham-pahafahana sy ny fari-pahaizan’ny ankizy, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Fanamboarana sy fanavaozana Mandany 4.400.000 Ar isan-taona ny sekoly iray raha kely

31/08/2017

Herinandro vitsy sisa no isaina dia hiverina an-tsekoly ireo mpianatra manovo fahalalana eny anivon’ny sekoly tsy miankina manerana ny Nosy.

Hamaky ny tohiny...

kolontsaina

Fikambanana Iray Madagasikara Hampihavana amin’ny alalan’ny kolontsaina

31/08/2017

Nampahafantarina omaly tetsy amin’ny ivontoerana ara-kolontsaina (IKM)

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana sy ny Rotary Hiara-kiasa amina sehatra maro

31/08/2017

Mitsidika an’i Madagasikara i Manoj Vaghjee, Governoran’ny Distrika Rotary 9220 Oseana Indianina, ho an’ny taom-piasana 2017 – 2018.

Hamaky ny tohiny...

Fandriampahalemana

KAOMININA AMBOHIMANGAKELY Ireo razana misy manary eny amin’ny By-pass no maharatsy laza azy

31/08/2017

Voaresaka hatrany ny Kaominina Ambohimangakely rehefa misy tranga hafahafa miseho any amin’iny lalam-pirenena faharoa iny.

Hamaky ny tohiny...

Zandary sandoka Noraisim-potsiny izy 4

31/08/2017

Mpisoloky niisa 4 be izao no saron’ny polisim-pirenena tao Antsirabe ny herinadro lasa teo ary natolotra ny fampanoavana ny alatsinainy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Be vaovao

Politika

31/08/2017

Nanao fanehoan-kevitra omaly ny teo anivon’ny antoko Hery vaovao ho an’i Madagasikara (HVM) ao amin’ny faritr’i Vatovavy Fitovinany nanoloana ny nanendrena ho minisitry ny fitaterana ny zanaky ny faritra, Ralava Beboarimisa.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana