Archive du 15/02/2012
15/02/2012
Lasa namela takaitra i Giovanna, ilay rivodoza voasokajy ho mahery vaika vao namakivaky an段 Madagasikara farany teo.
15/02/2012
Nifanandrify indrindra tamin地y fanokafana tamin地y fomba ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana fahatelon地y Parlemanta no nidiran地y rivodoza Giovanna teto Madagasikara, omaly talata 14 febroary.
15/02/2012
Nisy nanao bemidina indray tao amin地y tan瀟an段 Tojo Ravalomanana ao Manjakatompo-Andranomanelatra ny alatsinainy 13 febroary 2012 tokony ho tamin地y telo ora tolakandro.
15/02/2012
Ankoatra ny rivotra mafy dia mafy nentin地y rivodoza Giovanna ka namela takaitra mafy eto amin地y firenena iray manonotolo dia mbola rivotra hafa mampisafotofoto ny sain地y mpanara-baovao politika maro ihany koa ny raharaha Razanakoto Marcellin, mpikambana ao amin地y Kongresin地y tetezamita nosamborina sy notazonina vonjimaika teny amin地y tobin地y zandary teny Andoharanofotsy nandritra ny hateloana tamin段ny herinandro lasa iny.
15/02/2012
Mahamenatra fa tena kilalao sy andranandrana no atao eto amin段ty firenena ity ankehitriny, hoy i Zafilahy Stanilas tetsy amin地y Magro Behoririka ny alatsinainy teo
15/02/2012
Arahabaina ry Jean tsy maty fo aman誕ina tamin段ny rivodoza be iny.
15/02/2012
Aorian地y 22 febroary vao ho fantatra na hiverina na tsia ny fampianarana eny amin地y anjerimanontolo.
15/02/2012
Samy miezaka amin'ny asa famonjena sy fanampiana ireo olona traboina sy tra-pahasahiranana amin'ny faritra maro manerana ny Nosy ireo sampandraharaha ara-panjakana sy tsy miankina isan-karazany.
15/02/2012
Nafotaka ny fitadiavana ireo kojakoja ilaina amin地y fiainana andavanandro sy sakafo omaly teny an-tsena.
15/02/2012
Tsy ampy amin地y ankapobeny ny serasera amin地y vahoaka ao anatin地y fiatrehana ny loza voajanahary tahaka ny rivo-doza Giovanna nandalo an段 Madagasikara omaly.
15/02/2012
Maro ireo tsy nanampo ny hikatonan地y fitsarana raha tonga teny ka nanan-draharaha tamin地y alatsinainy teo.
15/02/2012
Tamin地y 1, 2, 8 maraina no nanomboka tapaka ny ankamaroan地y jiro teto an-drenivohitra sy Antsirabe ka hatrany Itasy any omaly.
15/02/2012
Nanomboka ny zoma lasa teo ary dia mbola nitohy omaly talata ny fanadihadiana atao amin段reo mpiasa mikasika ny fitarain段zy ireo fa misy fanodikodinam-bola ao.
15/02/2012
Malaza dia malaza ankehitriny ny fananganana hopitaly vaovao manara-penitra eto amintsika. Ireo mikatona noho ny tsy fisian地y mpitsabo sy tsy fahampian地y fanafody ary noho ny tsy fisian地y fikarakarana ny toerana misy anefa etsy an-kilan段zay dia miseho lany ihany koa.
15/02/2012
Tena rivodoza tokoa no nandalo teto amintsika omaly, ary horaketina ao amin'ny tantaran'i Madagasikara ny datin'ny 14 febroary 2012, tokony ho andron'ny mpifankatia, kanefa dia lasa andro manjombona ho an'ny firenena noho ny fahapotehana sy ny fahasimbana, teo ihany koa ireo aina nafoy.