Archive du 17/02/2012

Misongadina

Florent Rakotoarisoa – Ruffine Tsiranana Vaky ny ady

17/02/2012

Raha samy mandeha samy mitady Ambohitsorohitra sy Mahazoarivo amin'ny fitantanana ny fanjakana, dia vaky ambatolampy koa izao ny tsy fitovian-kevitra eo amin'ny samy mpikambana ao amin'ny governemanta Beriziky.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

CST Razafimahatradraibe Emile Melohina izay nanao heloka bevava

17/02/2012

Nahatsiaro ny nisian’ny tolona taona 2009 ka nanamarika izany tany Ambositra ny mpikambana ao amin’ny Filankevitra ambonin’ny tetezamita, Razafimahatradraibe Emile.

Hamaky ny tohiny...

CT Razanakoto Marcellin sy CT Besady I Houssen Ali sy Ratsimbazafy Jean Paul no nasolo azy ireo

17/02/2012

Hamaky ny tohiny...

Fananganana CENI Miahiahy ny AOSC

17/02/2012

Marina fa anisan'ny lalana hivoahana amin'izao krizy eto amin'ny firenena izao ny fanaovana fifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Haino aman-jery nakaton’ny FAT Hisokatra amin’ny faran’ity febroary ity

17/02/2012

Niala tamin’ny fahanginany ary niseho sehatra ireo mpandraharaha tompon’ireo haino aman-jery nakaton’ny FAT, 18 volana lasa izay.

Hamaky ny tohiny...

CENI Nofoanana ny fifidianana izay ho solontenan’ny mpanao gazety

17/02/2012

Foana rehefa nahemotra in-droa miantoana ny fifidianana izay ho solotenan’ny mpanao gazety eo anivon’ny Vaomieram-pirenena mahaleotena momba ny fifidianana na CENI.

Hamaky ny tohiny...

Mpandala ny ara-dalàna Hosamborina ireo mpitarika ?

17/02/2012

Manomboka mampanontany tena ny rehetra ankehitriny ny tombana amin'izay ezaka vita amin'ilay fiaraha-mitantana nifaneken'ireo mpanao politika ny 17 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Niantso ny fanampian’ny sehatra iraisam-pirenena manoloana izao voina izao

17/02/2012

Nitafa mivantana tamin’ny alalan’ny antso an-tariby avy atsy Afrika Atsimo tamin’ny vahoakan’ny Disitrikan’i Vangaindrano, Faritra Atsimo Atsinanana, Atoa Marc Ravalomanana omaly alakamisy 16 febroary, nankahery ny Malagasy rehetra niharam-boina sy nanehoany fiaraha-miory tamin’ireo namoy ny havany noho ny rivodoza farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Manjakatompo Hanenenan’ny FAT tongotra aman-tanana

17/02/2012

Tsy mbola mazava tsara hatramin’izao ny tena tian’ny DST hahatongavana amin’ny antsojay ataony amin’i Tojo Ravalomanana. Fitaovam-piadiana ve, sa mersenera, sa inona no karohina ao Manjakatompo ?

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Manararaotra

17/02/2012

Telo andro izay ry Jean no nandalovan'ilay rivodoza nampangirifiry ny mpiray tanindrazana iny. Hatreto aloha dia tsy hita izay tena hoe fanampiana mivaingana ataonareo rehefa tsy voasakanareo ilay izy.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Antananarivo Renivohitra Betsaka ny trano atahorana hianjera

17/02/2012

Hamaky ny tohiny...

Mpitsara sy Polisy Niravona ny olana, dia ahoana ny ho tohiny ?

17/02/2012

Mahavelombolo ihany aloha hatreto ny fihaonana teo amin'ny mpitsara sy ny polisy teny amin'ny CCI Ivato omaly, izay natrehan'ny minisitr'izy ireo tsirairay avy, ary teo ambany fiahian'ny filohan'ny tetezamita sy ny praiminisitra.

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniaina «Tsy azo akatona ny fitrandrahana ‘tourmaline’ ao Ikalamavony»

17/02/2012

Araka ny hevitr’i Pety Rakotoniaina, PDS-n’ny Kaominina ambonivohitr’i Fianarantsoa, dia tsy mety ny hanakatonana ny fitrandrahana «tourmaline» ao Ikamalamavony satria Malagasy an’aliny no mivelona amin’io

Hamaky ny tohiny...

Tarika Ambondrona Hiantsehatra ora telo ao amin’ny Louvre anio alina

17/02/2012

Amin’izao fiandohan’ny taona izao dia marobe ireo mpankafy efa manontanintany mahakasika ny tarika Ambondrona. Fantaro ary fa hiantsehatra ao amin’ny Louvre Antaninarenina izy ireo anio manomboka amin’ny 9 ora alina, izay iarahan’ny tarika miasa amin’ny restaurant 313 sy ny Mi’Ritsoka Production.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Kobay an-kelika !

17/02/2012

Niodin-kavia, miodin-kavanana, miandrandra ambony, mijery ambany, saingy … tsy hita ihany izay fiovana eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana