Archive du 03/03/2012

Misongadina

Fiakaran’ny solika Tsy fahaiza-mitantana

03/03/2012

Raha mbola resaka ny hoe hiakaran’ny vidin-tsolika tamin’ny fiandohan’ny herinandro teo dia nihatra nanomboka omaly maraina io fisondrotam-bidy io ho an’ny teto Antananarivo Renivohitra, raha efa nialoha lalana ny tany amin’ireo tanàn-dehibe sasany ivelan’ny renivohitra.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Famatsiam-bola ny FAT Hitsivalanan’ny Amerikanina tanteraka

03/03/2012

Mitsivalana tanteraka amin’ny hamerenan’ny Banky Iraisam-pirenena ny fitondrana tetezamita, famatsiam-bola ny fanjakana Amerikanina.

Hamaky ny tohiny...

Mpandala ny ara-dalàna Ny sori-dalana ihany

03/03/2012

“Tsy misakana izay Malagasy mitady vahaolana fa raha manohintohina ny fiverenan’ny filoha Marc Ravalomanana izany dia tsy mety aminay”, hoy i Fanantera Longin omaly tetsy amin’ny kianjan’ny Magro Behoririka.

Hamaky ny tohiny...

Minisitra Manantsoa Victor “Hamorona krizy vaovao indray izany sori-dalana hafa izany”

03/03/2012

Efa miasa daholo ny mpiasa rehetra ao amin’ny ministera misahana ny fifandraisana amin’ny andrimpanjana (MERI) fa tsy misy mitokona intsony, hoy ny minisitra Manantsoa Victor.

Hamaky ny tohiny...

Navoaka i Jao Jean Mihorohoro sahady Antsohihy

03/03/2012

Nihazakazaka ny raharaha politika ao Antsohihy ao tato anatin’ny tapa-bolana izao.

Hamaky ny tohiny...

Parlemantera TGV Mikoropaka mafy

03/03/2012

Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena tato ho ato amin’ny fisian’ny fiezahana manakorontana ny sain’ny vahoaka hoe ravao ny tondrozotra vita sonian’ny ankolafy rehetra miaraka amin’ireo hevitra maro hanapotehana ny ezaka efa vita teo amin’ny fanatanterahana azy, dia mahatsiaro ho manana adidy izahay parlemantera TGV, hoy ny mpitondra teniny Tinoke Roberto omaly teny Tsimbazaza raha nitafa tamin’ny mpanao gazety, fa mampalahelo ny vahoaka malagasy amin’ny zava-misy mahazo azy.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha Fanalamanga “Tsy mahagaga ny fahabangam-bola ao”, hoy Randriamahefa Charles

03/03/2012

Nanao fanambarana ireo CT sasany avy any Moramanga fa hoe ratsy tantana ny orinasa Fanalamanga amin’izao fitantanan’ny ADG François azy izao.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Malaza ratsy

03/03/2012

Tsy ahoako loatra ry Jean fa dia ho malilo mihitsy isika, ianao amin’ity resaka baolina kitra sy fanatanjahantena amin’ny ankapobeny ity.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Grevin'ny mpiasan'ny ala Amin'ny alatsinainy mifankahita !

03/03/2012

Tsy nahazo valiny mahafa-po avy amin'ny tompon'andraikitra sy ny manampahefana ireo mpiasan'ny ala koa dia niroso ho amin'ny fitokonana faobe nanomboka omaly.

Hamaky ny tohiny...

Mamy Rakotoarivelo Notoloran’ny FAT mariboninahitra

03/03/2012

Ireo olona mendrika sy nahavita zavatra teo amin’ny firenena no tolorana mariboninahitra tahaka izao, hoy ny Lehiben’ny mariboninahi-pirenena Ralitera Etienne omaly teny amin’ny Lapan’i Tsimbazaza nandritra ny fanolorana ny anjaran’ireo mpiasa miisa 170 ao amin’ity Kongresy ity.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fanampiana isan’andro

03/03/2012

Miha mafy hatrany ny krizy ary manampy trotraka izany ny fisondrotan’ny solika, izay azo antoka fa tahaka ny menaka raraka amin’ny taratasy ka hiparitaka sy hiteraka zavatra hafa maro.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana