Archive du 21/03/2012

Misongadina

21 martsa 2009 Nijabaka

21/03/2012

Telo taona katroka amin'ity 21 martsa 2012 ity ny fampisehoan-kery goavana nataon'ny Legalista voalohany teny amin'ny Kianjan'ny demokrasia Ambohijatovo, ho fanoherana ny fandrombaham-pahefana nataon'i Andry Rajoelina, ka nahasahiany nanao fianianana amin'ny maha filoham-panjakana azy teo amin'ny kianjaben'i Mahamasina.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Raharaham-pitsarana Hifanotona ny BANI sy FIGN

21/03/2012

Miditra amin’ny andro fahatelo anio ny fitsarana ny raharaha BANI 2010.

Hamaky ny tohiny...

Leriva Manahirana Tsy miala amin’i Dada i Brickaville

21/03/2012

Hamaky ny tohiny...

Randriamamizafy Ignace Fihantsiana ny mbola itsarana ny raharaha BANI sy FIGN

21/03/2012

Hamaky ny tohiny...

Amnistia Nozaraina ilay «Mémorandum»

21/03/2012

Nomena ny dika mitovy amin’ilay “mémorandum” na antontan-kevitra mirakitra ireo tsara ho tadidy sy fantatra ary horaketina raha handrafitra ny volavolan-dalàna mikasika ny amnistia ny minisitry ny fitsarana, ny minisitry ny fifandraisana amin’ny andrim-panjakana ary ireo mpahay lalàna mandrafitra ny komitin’ny manampahaizana handrafitra io volavolan-dalàna io.

Hamaky ny tohiny...

Troika-SADC Manohana ny hanaovana dinika nasionaly

21/03/2012

Herinandro aty aorian’ny nahavitan’ny asa nataony teto Madagasikara, ny 12 ka hatramin’ny 15 martsa teo, vao namoaka tatitra ny iraky ny Troika-SADC notarihin’ny minisitra lefitra afrikanina tatsimo misahana ny fifandraisana amin’ny any ivelany sy ny fiaraha-miasa, Marius Fransman ary nahitana ny minisitra lefitra tanzanianina, misahana ny raharaham-bahiny sy ny fiaraha-miasa iraisam-pirenena Mahadhi Juma Mahadhi, ary ny kaomisera ambony zambiana miasa ao Afrika Atsimo, M.S Chikonde.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Mafy loha loatra

21/03/2012

Tena mafy loha mihitsy ‘nareo ‘ty ry Jean â ! Tena tsy mba mety ho laitry ny balan’ny fananarana mihitsy. Mila hahatofoka sy hahaleo monina, te-hampitsoaka matanjaka mihitsy.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Fanomanana fanadinana Atao fangalam-bola ny mpianatra

21/03/2012

Velon-taraina ireo ray aman-drenin’ny mpianatra ao Vakinankaratra amin’ny afitsok’ireo tompon’andraikitra sasany misahana ny fanadinana any an-toerana amin’izao fotoana fikarakarana ny antontan-taratasy izao.

Hamaky ny tohiny...

5S Lakilen’ny fahombiazan’ny Japoney

21/03/2012

Sivanina, Sokajiana, Sasana, Soratana, Saintsainina, ireo no “5S” nampiasain’ny Japoney nahatonga ny fandrosoany sy ny fanatsarany ny fomba nitantanany ny fiainana andavanandro, indrindra ny teo anivon’ny fahasalamana sy ny fandraharahana ara-barotra.

Hamaky ny tohiny...

Auguste Arnaud-Razanamahasoa Ady tsy vita

21/03/2012

Mihenjan-droa ny tady eo amin’ny filohan’ny sendikan’ny mpitsara eto Madagasikara (SMM), Auguste Arnaud Marius Wilfrid sy ny minisitry ny fitsarana Razanamahasoa Christine.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Enga anie ...

21/03/2012

Ny zoma ho avy izao no hifidianana izay ho filoha hitarika ny CENIT na vaomieram-pirenena mahaleotena misahana ny fifidianana ao anatin'ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana