Archive du 03/04/2012
03/04/2012
Telo taona izao no voasazy sy naato tamin'ireo fikambanana iraisam-pirenena rehetra misy azy i Madagasikara, tahaka ny Firenena Mikambana (ONU), ny Vondrona Afrikanina (UA), ny fikambanamben'ny tany mampiasa ny teny Frantsay (OIF), ny SADC, ny vaomieran'ny ranomasimbe indianina (COI).
03/04/2012
Mitohy ny fitetezam-paritra ataon地y Vondron'Olon-tsotra Manohana an'i Marc Ravalomanana sy Mitaky ny ara-dal瀟a (VOT) manao fampitam-baovao sy manazava amin地y Vahoaka eny ifotony ny toe-draharaham-pirenena, indrindra ny dingan地y tolona hamerenana ny filoha Marc Ravalomanana an-tanindrazana ka hitondrany indray ny firenena.
03/04/2012
Niato tao anaty savorovoro ny fitokonana nataon段reo fiarabe, maherin地y 12 taonina, mpitatitra entana teny Ambohimangakely omaly.
03/04/2012
Mihatra amin地y fandraisan-karama volana martsa ity ilay fisondrotan-karama 10,83% farafahakeliny ho an段reo mpiasa eny anivon地y orinasa tsy miankina tafiditra ao anatin地y sehatra ara-dal瀟a.
03/04/2012
Mahoraka any ivelany any, ary taterin地y tranokala lexpansion.lexpress.fr fa dia nety tsara mihitsy ny asan地y orinasa frantsay mandraharaha amin地y solika, taty Afrika, tsy iza izany fa ny Total.
03/04/2012
Nambara teto tamin地y herinandro lasa iny fa misy antony manokana matoa nisafidy an段 Manakara hanatanterahana ny lanonana ofisialy amin地y fahatsiarovana ny tolom-panafahana tamin地y 29 martsa 1947 ny fitondrana tetezamita, ary dia tonga nanao rodobe tany an-toerana i Andry Rajoelina sy ireo mpanao politika manohana azy.