Archive du 04/04/2012

Misongadina

Hiala izahay raha …

04/04/2012

Famotsoran-keloka ho fampihavanam-pirenena no tokony hisy fa tsy hikendry olona havahana, hoy ny filohan'ny Kongresin'ny tetezamita, Mamy Rakotoarivelo, raha nitafa tamin'ny mpanao gazety omaly taorian’ny fanokafana ofisialy ny fivoriana tsy ara-potoana faha-4 ity rafitra mpanao lalàna ity.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Maitre Avoko “Haitraitran-jaza no manapaka ny firenena”

04/04/2012

Faritra roa dia Atsinanana sy Analanjorofo no notsidihan’ny hetsika Masoandro Maraina tarihan’ny Maitre Avoko Rakotoarijaona, tamin’iny herinandro lasa iny ka anisan’ireo tanàna notsidihana ny tao Toamasina, Fenoarivo Atsinanana, Vatomandry ary Brickaville.

Hamaky ny tohiny...

Endrika ivelany fotsiny

04/04/2012

Manomboka indray ny sangodim-panina eo amin’ny tontolon’ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny...

Kabary tao Anosikely Manambara ny heviny ireo CST tanora

04/04/2012

Manoloana ny kabary fanokafana ny fivoriana tsy ara-potoana faharoan’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita tetsy Anosikely omaly talata nataon’ny filohany, ny jeneraly Dolin Rasolosoa, izay nilaza fa “manana andraikitra ny eo anivon’ny parlemantera ka mila firaisankina isika, ho avy ny tafio-drivotra sy “tsunami”, hoy izy, nefa isika eto vatobe miandry azy ka na isika ho rendrika na ho tafita ary aoka ny vahoaka no hitsara”, dia manana ny heviny ireo CST tanora nitafa fohy tamin’ny mpanao gazety :

Hamaky ny tohiny...

Ralaiseheno Guy Maxime “Tsy maintsy tafaverina i Marc Ravalomanana”

04/04/2012

Nanomboka ny 28 desambra 2011 dia lalàna velona hitondrana ny tetezamita eto amintsika ny sori-dalana nosoniavin’ireo mpanao politika ny 17 septambra 2011.

Hamaky ny tohiny...

Randriampilamanana Rostand Tokony hiaraka ny famotsoran-keloka sy ny fampihavanam-pirenena

04/04/2012

Tsy afa-misaraka amin’ny fampihavanam-pirenena ny lalàn’ny famotsoran-keloka satria mitovy ny asan’ireo, hoy Randriampilamanana Rostand ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita.

Hamaky ny tohiny...

Randrianjatovo Henri Miha tery ny lalan’i Andry Rajoelina

04/04/2012

Vanim-potoana lehibe, fibebahana sy fandinihan-tena handanjalanjana ny zavatra hatao ny herinandro masina.

Hamaky ny tohiny...

Razafimpaniry Victorine Tsy manara-penitra ny lalàna famotsoran-keloka malagasy

04/04/2012

Hamaky ny tohiny...

Randrianasolo Jean Nicolas avy any Betroka Tsy ho voavidim-bola izany mihitsy aho

04/04/2012

Ny zavatra tahaka izao dinihanay ety Tsimbazaza amin’izao fotoana izao dia misy tambitambiny isan-kararany, hoy ny CT avy any Betroka Nicolas Randrianasolo Jean Nicolas,ary izay no tena manimba ilay mpanao politika hatrizay, voarebireby ara-bola foana izany.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Inona no teo ?

04/04/2012

Elaela no tsy nifanoratana ry Jean. Be dia be anefa ny zavatra mahamay eto an-tanàna.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Mpitrandraka «bois de rose» Manao ny danin’ny kibony

04/04/2012

Tanàna maromaro amoron’ala any amin’iny Distrikan’i Tôlagnaro iny no mbola ahitana andian’olona mampanapaka andramena na «bois de rose».

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Fanalamanga Tsy manara-dalàna ny fanjakana

04/04/2012

Nanao antso avo amin'ireo fahefana mpanatanteraka ireo Parlemantera mikambana ao amin'ny vaomieran'ny tontolo iainana sy ny ala eo anivon'ny Kongresin'ny tetezamita mba handraisan'izy ireo ny andraikiny manoloana ny tsy fanarahan-dalàna miseho amin'ny fitantanana ny orinasa Fanalamanga ao Moramanga.

Hamaky ny tohiny...

Auguste Marius Arnaud “Tsy mahatanty resy ny sasany”

04/04/2012

Misy ny fikasana hametraka sendika iray hafa eo anivon’ny sehatry ny fitsarana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana