Archive du 26/04/2012

Misongadina

Mpisoloky gaigilahy Tra-tehaka teny Ankatso i Prince

26/04/2012

Ela nitoratorahana i Prince ka nahavoa mason’angatra. Tra-tehaka teny Ankatso I ity tovolahy tokony ho 30 tao teo ity omaly antoandro.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Datim-pifidianana Mbola any an-kibon’ny omby

26/04/2012

Mitohy hatrany ny fihaonan’ireo manampahaizana avy amin’ny Firenena Mikambana, amin’ny manampahefana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Guy Maxime Ralaiseheno Mijoro izahay hampahafantatra ny vahoakan’Antananarivo

26/04/2012

Efa masaka tanteraka ny eto Antananarivo sy ny manodidina raha ny fiatrehana ny hetsika amin’ny sabotsy, hoy i Guy Maxime Ralaiseheno, mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita

Hamaky ny tohiny...

Randriamamiarizafy Ignace “Aoka hanjaka ny demokrasia !”

26/04/2012

Nanamafy ny fahavononany hiatrika ny tatitra amin’ny vahoakan’Antananarivo hataon’ny Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana amin’ny sabotsy 28 aprily izao ny CT Randriamamiarizafy Ignace.

Hamaky ny tohiny...

SEMPAMA sy ny fanjakana Resaky ny moana sy ny marenina ?

26/04/2012

Mitatra hatrany amin'ny faritra atsimo atsinanan'ny Nosy ny fitokonan'ireo mpampianatra.

Hamaky ny tohiny...

Tatitra hataon’ny Parlemantera Efa tsindrindaona Antananarivo

26/04/2012

Andro iray sisa dia higadona ny datin’ny 28 aprily, hanatanterahan’ireo Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana tatitra amin’ny vahoakan’Antananarivo, ny fivoriana nataon’izy ireo hatramin’izao.

Hamaky ny tohiny...

Vonona izahay hoy i Nenifara Na Ambohitrimanjaka fotsiny aza hahafeno an’Ambohijatovo

26/04/2012

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Fahafatesana Frantsay Manaratsy endrika an’i Madagasikara

26/04/2012

Lasibatra matetika amin’ny asan-jiolahy izay nisesilany tamin’ity taona ity ireo teratany frantsay.

Hamaky ny tohiny...

Karama tsy azo Hitokona ireo mpandraharaha eny Ankatso

26/04/2012

Hatry ny omaly tsy tonga ny karama volana aprily ho an’ireo mpandraharaha eny Ankatso, raha efa nandray ny azy ireo miankina amin’ny tetibola ankapobeny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy hay intsony

26/04/2012

Mihodina ihany nefa tsy hita izay fiafarany ! Sahiran-tsaina amin’ny politika mamoaka sy mampiditry ny mpanelanelana ireo mpanao politika eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana