Archive du 04/05/2012

Misongadina

Raharaha Free FM Nivadika ny rasa

04/05/2012

Tsy lasa lavitra ny fitorian’Atoa Mamy Ravatomanga an’ireo mpanao gazety roa, Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razarapiera miandraikitra ny fandaharana "Anao ny fitenenana" ao amin’ny onjampeo Free FM, satria navotsotry ny zandarimariam-pirenena, omaly tolakandro izy ireo ary tsy nalefa teny amin’ny fampanoavana ny raharaha.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Razafiandriambelo Njato Harinony Nokianin’ireo CT namany ny fomba fitantanany ny fivoriana

04/05/2012

Hamaky ny tohiny...

Fitondrana tetezamita Tsy hahatratra ny 26 jona ?

04/05/2012

Tena miha mahery vaika ny fitakiana isan-tsokajiny eto amin’ny firenena amin’izao fotoana.

Hamaky ny tohiny...

Jeneraly Ravalomanana Richard “Esory aho rehefa manelingelina e !”

04/05/2012

Raha nisy ny olo-malaza sy matetika voatonona anarana anatin’ny filazam-baovao na adihevitra etsy sy eroa, tato anatin’izao tetezamita izao dia anisan’ny lohalaharana amin’ireny ny jeneraly Ravalomanana Richard. Lehiben’ny fari-piadidian’ny zandarimariam-pirenena Faritany Antananarivo moa izy amin’izao fotoana ary lehiben’ny Emmo-Reg. Maro be ny resaka etsy sy eroa momba azy sy ny fomba fiasany, ka izay indrindra no antony nifampiresahan’ny Tia Tanindrazana taminy, mba hamantarana ny zava-misy marina sy ny heviny manodidina ny tranga maro samihafa nanintona ny sain’ny mpanara-baovao ireny. Araho ary ny sokela nifanaovana taminy.

Hamaky ny tohiny...

Ravelomanarivo Jean Jacques, lefitry ny Préfet de police «Rehefa tsy nahazo ireo teo aloha dia tsy mahazo koa ny rehetra aty aoriana»

04/05/2012

Nahabe resaka hatramin’ny faran’ny herinandro ny fanapoahana baomba mandatsa-dranomaso nataon’ny Emmo-Reg nanaparitahana ny vahoaka tonga teny Ambohijatovo raha saika hanao tatitra ny Parlemantera avy amin’ny Ankolafy Ravalomanana . Nanatona ny prefektiora hanontaniana ny heviny sy ny anjara andraikiny momba ny fanakanana ilay hetsika izahay. Ravelomanarivo Jean Jacques, lefitry ny Préfet de police no nandray ny gazety Tia Tanindrazana.

Hamaky ny tohiny...

Sempama Amoron’i Mania Mitohy ny fitokonana

04/05/2012

Niakatra ny maripanan’ireo mpampianatra mpiasam-panjakana sy mpampianatra FRAM ao Amoron’i Mania ka niray feo fa hanakatona ireo sekolim-panjakana mbola nisokatra hatramin’izay.

Hamaky ny tohiny...

Zafilahy Stanislas “Aty aminay ny vahoaka”

04/05/2012

Tsy iadian-kevitra fa maro an’isa ao amin’ny Parlemanta ny mpomba an-dRajoelina.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Naza Electronic Tsaralalana Nipoahan’ny baomba vita gasy omaly

04/05/2012

Nahitana fipoahana baomba vita gasy indray omaly tokalandro tokony ho tamin’ny roa ora tany ho any, teo amin’ny Naza Electronic Tsaralalàna, tranombarotra tantanan’ny Karana.

Hamaky ny tohiny...

Fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety Tsy mbola tanteraka

04/05/2012

Tao Toliara renivohitry ny Faritra Atsimo Andrefana no nampiantrano ny fankalazana nasionaly ny andro iraisam-pirenena ho an’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety.

Hamaky ny tohiny...

Raharaha TIKO Hivoaka anio ny didim-pitsarana

04/05/2012

Hafanafana indray ny tanànan’Antsirabe amin’ity anio ity noho ny raharaha TIKO.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mirehitra ny afo

04/05/2012

Mifarana ity ny herinandro voalohany amin’ny volana mey, volana fahadimy amin’ity taona ity, saingy mbola ankamantatra ny hisian’ny tena fitoniana eto amin’ny tany sy ny fanjakana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana