Archive du 08/05/2012

Misongadina

Olan’ny fampianarana Hiverina ny 1972

08/05/2012

Tsy eto Antananarivo Renivohitra irery ihany, fa efa hatrany amin’ny faritra maro manerana ny nosy no mikatona ny sekolim-panjakana, vokatry ny fitokonan’ny mpampianatra mpanabe mivondrona ao amin’ny SEMPAMA.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitsarana Afaka izy telo voasambotra teny Ambohijatovo

08/05/2012

Hamaky ny tohiny...

Arison Ndimbizandry Mitavozavoza ny FAT ary lojika ny fihetsiky ny firehana Ravalomanana

08/05/2012

Amin’ny maha sehatra ifampidinihana ny fikambanana Credo dia nitondra ny heviny mahakasika ny raharaham-pirenena ny filohany any Faradofay, Arson Ndimbizandry.

Hamaky ny tohiny...

Beanjara Paul Mialà rehefa tsy hanova

08/05/2012

Efa ny mpampianatra rehetra manerana an’i Madagasikara mihitsy izao no mampiato ny fampianarana, hoy ny CT Beanjara Paul.

Hamaky ny tohiny...

Faminaniana hitan’i Noelah Hatelin’ny vahoaka tsy ho ela ireo mpitondra amin’izao fotoana

08/05/2012

Zava-doza avokoa ny fahitana hitan’ilay vehivavy mpahita ny hoavy etsy amin’ny 67ha raha vantany vao tafaverina teto Antananarivo izy.

Hamaky ny tohiny...

Ratsimbazafy Joseph Michel Tsy manam-bola hanefana ny fitakian’ny mpampianatra ny fanjakana

08/05/2012

Rariny ny fitakiana ataon’ny mpampianatra ankehitriny, hoy ny mpikambana ao amin’ny Kongresin’ny tetezamita (Leader Fanilo) Ratsimbazafy Joseph Michel

Hamaky ny tohiny...

Sendikan’ny mpanao gazety Manome 72 ora ny minisitra …

08/05/2012

Nivory teny Antanimena omaly maraina ny sendikan’ny mpanao gazety tarihan’ny filohany Rasoanaivo Rocco.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

50 taonan’Analamahitsy Cité Misy kajikajy politika ny fankalazana

08/05/2012

Tamin’ny taona 1962 no nanomboka nisy nipetraka ny trano teny Analamahitsy-Cité Antananarivo Firaisana faha-5.

Hamaky ny tohiny...

Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre Nisy nanafika

08/05/2012

Nisy nanafika ireo mpanao gazetin’ny radio Free FM, Lalatiana Rakotondrazafy sy Fidèle Razara Pierre.

Hamaky ny tohiny...

Famahana ny olan’ny mpampianatra «Tsy azo atao tefy manta», hoy Randriamanana Jean de Dieu

08/05/2012

Miihenjan-droa ny tady eo amin’ny resaka olan’ny mpampianatra ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Fitokonana teny Ampitatafika “Samy tsy manana ny marina ireo mpifanandrina”, hoy ny Ben’ny tanàna

08/05/2012

Hamaky ny tohiny...

SEMPAMA Alaotra Nanamafy hatrany ny fitakiany

08/05/2012

Vao maraina dia efa nandeha ny fanentanana tao amin’ny kianjan’ny 180 Ariary any amin’ny lisea Antsahamarova Ambatondrazaka mampahery ireo mpanabe mba tsy hiroaroa saina manoloana ny fepetra miendrika fandrahonana nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena, Manoro Régis, ny zoma 04 mey teo.

Hamaky ny tohiny...

Antsirabe Nilanja sorabaventy ny mpianatra, nitety sekoly ny DREN

08/05/2012

Nanatanteraka fitokonambe ny mpampianatra tao Antsirabe omaly alatsianiny 07 mey maraina.

Hamaky ny tohiny...

SEMPAMA Amoron’i Mania Tsy mankato intsony ny baikon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena

08/05/2012

Tezitra mafy ireo mpampianatra ao Amoron’i Mania raha naheno ilay teny midina miendrika fandrahonana nambaran’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny zoma 04 mey teo.

Hamaky ny tohiny...

Tsy nisy mpihaino i Manoro Régis Nikatona avokoa ny ankamaroan’ny sekolim-panjakana

08/05/2012

Vao manka nanamafy ny fiaraha-mientan’ny mpampianatra sy mpanabe ny ramatahora nataon’ny minisitry ny fanabeazam-pirenena ny zoma lasa teo izay naverimberina tamin’ny fahitalavitra tsy miankina iray teto an-drenivohitra ny faran’ny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

SEMPAMA Tolagnaro Hitokona tsy hampianatra

08/05/2012

Fanapahan-kevitra tsy am-pisainana no nataon’ny minisitra mpiahy sady manoro vilana no mamahan-dalitra anay.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Naniry zaza ka tera-dahy !

08/05/2012

Tsy milamina ny tany ! Izay no azo hamintinana ny zava-misy eto an-drenivohitra, izay azo itarafana tsara mihitsy ny mbola fisian’ny krizy eto amin’ny firenena.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana