Archive du 10/05/2012

Misongadina

Fitakian’ny SEMPAMA Natsipin-dRajoelina amin’ny governemanta ny baolina

10/05/2012

Mitranga mihemotra ny fitondram-panjakana hatrany amin’ny faratampony manoloana ny fitakian’ny sendikan’ny mpampianatra mpanabe na SEMPAMA.

 Hamaky ny tohiny...

Politique

Ankolafy Ravalomanana Ambohijatovo aloha no resaka

10/05/2012

Eo am-piandrasana ny fanambarana hataon’ny ankolafy Ravalomanana mikasika ny hiverenany hanohy na hialany tanteraka amin’ny fiaraha-mitantana ny tetezamita araka ny tondrozotra dia manamasaka ny fikasana hiverina eo Ambohijatovo, hanao tatitra amin’ny vahoakan’Antananarivo ireo Parlemantera avy amin’ny ankolafy Ravalomanana.

Hamaky ny tohiny...

Ravalisaona Clément Fifidianana no vahaolana amin’ny krizy

10/05/2012

Ny anay ato amin’ny Antoko Miombon’Ezaka, ny vahaolana dia ny fifidianana ihany, hoy ny filoha nasionaliny, Ravalisaona Zafisolo Clément.

Hamaky ny tohiny...

Kongresin’ny tetezamita Andrasana fatratra ny tatitry ny Praiminisitra

10/05/2012

Anio hariva no fotoana handanian’ny eny anivon’ny Filankevitra Ambonin’ny tetezamita an’ilay volavolan-dalàna 005/2012 mifandraika amin’ny resaka fifanarahan’ny Asecna efa lany teny anivon’ny CT farany teo.

Hamaky ny tohiny...

Vondron’ny mpanohitra Hanao hetsika goavana ny 13 mey

10/05/2012

Nampandeferina ny fahasamihafana fa nampitoviana ny fomba fijery manoloana ny raharaham-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Tetezamita Tsy manaraka lôjika

10/05/2012

Ireo izay mandinika tsara ny fanapahan-kevitra na ny fanambarana ataon’ny fitondrana tetezamita dia mahatsikaraitra fa maro be ny zavatra tsy manaraka ny lôjika mihitsy ary indraindray aza misy fanapahan-kevitra roa mifanohitra raisin’ny fitondram-panjakana.

Hamaky ny tohiny...

Actualités

Fitaterana an-drenivohitra Raharahan’ny ministera rehetra, hoy Rajoelison Rado

10/05/2012

Amin’izao fotoana izao dia efa misy eny anivon’ny ministera tsirairay avy voakasik’ity olan’ny fitaterana ity na mivantana na tsy mivantana, hoy Rajoelison Rado, Tale Jeneralin’ny fitaterana an-tanety eo anivon’ny ministeran’ny fitaterana sy famantarana ny toetr’andro.

Hamaky ny tohiny...

Olona leon’ny krizy Hitohy anio eny Antanimena ny hetsika

10/05/2012

Hitohy anio alakamisy misandratrandro ilay hetsika tontosain’ireo Olon-tsotra leon’ny krizy lavareny lalovan’ny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Ho hita eo ary !

10/05/2012

Ny 4 mey lasa teo dia nisy ny taratasy avy any amin’ny praiminisitra nalefa any amin’ny minisitry ny fitsarana, milaza io taratasy io fa tokony hatsahatra daholo ny raharaham-pitsarana mahakasika ireo olon’ny mpanohitra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana