//

Plus d'infos...

Plus d'infos...

Loisirs

DVD sy VCD Adisanina FAN壇io Hivoaka ny talata 31 janoary

23/01/2017

Hivoaka ny talata 31 janoary ho avy izao manerana ny Nosy indray ny DVD sy VCD Adisanina FAN壇io, novokarin地y SCOOP digital.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

Fiainam-pirenena Hanjakan地y herin地y maizina

11/08/2016

Farafahakeliny, in-telo niverina tetsy amin地y Live Hotel Andavamamba, omaly, nandritry ny fihaonana niarahan地y avy eo anivon段lay hetsika politika Antso ho an地y fanavotam-pirenena (AFP) tamin地y mpanao gazety ny teny hoe 杜iharihary ny fanjakan地y maizina eto amin地y firenena.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

Raharaha Kolonely Lylison Sahiran-tsaina ny zandarimariam-pirenena

31/03/2016

Manoloana ny fitakian地y loholona Lylison Ren de Rolland Urbain, ny amin地y hanamboarana ny fiarany izay vaky fitaratra nipoahan地y

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

FARA JOHNS SY ARIAN Hiara-kihira manomboka izao

24/10/2015

Hiara-kihira i Fara Johns sy Arian manomboka izao, mpanankato samy tsy zoviana amintsika intsony. Nisantarany izany ny famoahana hira vaovao izay nampahafantariny ny mpanao gazety omaly.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

Tarika mpanao rock Rheg Hamarana ny faha-15 taonany ao amin地y CCESCA

08/10/2015

Hiova filamatra kely ny tarika Rheg mpanao rock amin地y famaranana ny fankalazana ny faha-15 taona niorenany. Tsy ho eny amin地y sehatra mahazatra eny Antsahamanitra no hanatanterahany izany ny 8 novambra tolakandro izao fa ho etsy amin地y trano fanaovam-pety CCESCA Antanimena.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

Fiainana mpanakanto Vita mariazy omaly i Willy sy Nina痴

05/09/2015

Nitambatra ho iray i Willy sy Nina痴. Nifanaiky teo anatrehan但ndriamanitra ireo mpanakanto mpihira ireto omaly, andro iray tena mamy nanatanterahan地y tsirairay ny nofiny hatramin地y ela.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

Faha-25 taonan段 Francis Turbo Nahazo ny anjarany i Mahajanga

31/08/2015

Anjaran地y renivohitr段 Boeny indray no nanohizan段 Francis Turbo ny fanlakazana ny faha-25 taona niakarany an-tsehatra.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana