03/05/2013
Tena lasa be nofy izany mihitsy aho ry Jean havako tao ho ao izay a !
18/03/2013
04/03/2013
Efa-taona ihany ity ny krizy. Tsy ela dia hotsaroana na dia ato an-tsaina fotsiny ihany aza, satria tsy voakosoka ilay daty manan-tantara dia ny 8 sy 17 martsa.
21/02/2013
Efa mikononkonona ny mba handray ny anjara saosiny ao anatin’ity tetezamita ity ry Jean ny mpikambana vaovaon’ny FFM miisa 44 â !
19/02/2013
Mampitsangam-bolo ny tsy fandriampahalemana eto amin’ny tanàna ry Jean. Marina fa efa nisy ny fanendahana, ny vaky trano taloha saingy ny zava-misy amin’izao kosa tena efa mampiteny ny moana.
18/02/2013
Herinandro vaovao indray no hodiavina izao ry Jean ary dia tsapa fa tena mihazakazaka ny fotoana.
11/02/2013