Dans la mÍme rubrique

Efa afaka miresaka i Dada

30/01/2015

Tato anatiníny andro vitsvitsy izao dia samy nahatsikaritra izay mandalo eny Faravohitra eny fa efa misy ny olona maromaro tonga mihaona aminíny filoha teo aloha Marc Ravalomanana ao aminíny trano fonenany.

Efa afaka miresaka i Dada

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Fanamboarana fa tsy fanovana

30/01/2015

Nosoloina ny praiminisitra fa tsy niova kosa ireo minisitra mpikambana fa nasiana fanamboarana fotsiny. Tsy mitombina ny filazana fa fanovana no natao taminíireo tomponíandraikitra mpanatanteraka, hoy ireo mpandinika ny toe-draharaha politika

Governemanta Fanamboarana fa tsy fanovana

Hamaky ny tohiny...

Randriambololona Mananjara Mety ilay fizarana andraikitra ho aníAntananarivo Renivohitra

30/01/2015

Efa mihamaro loatra ny mponina eto Iarivo ankehitriny fa efa mananika ny 2 tapitrisa mahery ka mila fandaminana matotra ny aminíny fitantanana azy, hoy ny Lehibeníny Faritra Analamanga, Randriambololona Mananjara.

Randriambololona Mananjara Mety ilay fizarana andraikitra ho aníAntananarivo Renivohitra

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Songonaníi Onitiana Realy ny Praiminisitra

30/01/2015

Hanao fanambaram-panana eny aminíny Fitsarana avo momba ny lalampanorenena eny Ambohidahy, anio, ny minisitry ny mponina sy ny fiahiana ara-tsosialy ary ny fanandratana ny vehivavy, Onitiana Realy. Izany dia ho fampiharana ny voalazaníny andininíny faha-41 aminíny lalampanorenana.

Fanambaram-pananana Songonaníi Onitiana Realy ny Praiminisitra

Hamaky ny tohiny...

Vondrona Afrikanina Hanome lanja ny vehivavy sy ny fampandrosoana

30/01/2015

Taonaníny tsy fiankinan-doha hoaníny vehivavy sy ny fampandrosoana ny 2015, araka ny tapaky ny fihaonana tampony tany Malabo Guinťe ťquatoriale ny 26 sy 27 jiona 2014. Andrasana aminíny fivorianí ireo filoham-panjakana 50 mahery ao Addis-Abeba ny 30 sy 31

Vondrona Afrikanina Hanome lanja ny vehivavy sy ny fampandrosoana

Hamaky ny tohiny...

Etazonia Mety ho vehivavy aminíizay ny filoha aminíny 2016

29/01/2015

Nandritra ny taona maromaro izay dia nitombo tsikelikely ny isan'ny vehivavy nirotsaka ho kandidŗ hanao ny asaníny olom-boafidy any Etazonia ary nanana antoka ny aminíizany izy ireo

Etazonia Mety ho vehivavy aminíizay ny filoha aminíny 2016

Hamaky ny tohiny...

Fihavanam-pirenena Vonona hanolo-tanana ny mpiasam-panjakana ambony

29/01/2015

Naneho fahavononana hiara-kiasa aminíny fanatanterahana ny fihavanam-pirenena ny fivondronambeníny sendikaníny

Fihavanam-pirenena Vonona hanolo-tanana ny mpiasam-panjakana ambony

Hamaky ny tohiny...


Politique

Hary Andrianarivo
Kandida depiote nahazo isam-bato be tany Ambositra

27/12/2013

Feno tanteraka ny voka-pifidianana solombavam-bahoaka natao ny zoma 20 desambra lasa teo tao aminíny DistrikaníAmbositra, Faritra Amoroníi Mania.

Nomen’ny mpifidy maro an’isa ny fitokisany ka hitondra ny hetahetan’izy ireo eny anivon’ny Parlemanta ny kandida natolotry ny fikambanana Mampiray, Andrianarivo Harimampianina. Araka ny vokatra vonjy maika tsy mbola ôfisialy navoakan’ny vaomiera misahana ny fifidianana na SRMV tao amin’ny Distrika Ambositra dia lasan’ity zana-drahalahin’ny praiminisitra teo aloha Tantely Andrianarivo ity ny vato miisa 14.113 amin’ny vato manan-kery izay manome salan’isa 30,82%. Laharana faharoa nanaraka azy ny kandida natolotry ny Alefa Madagasikara Herizo na Fandrava (mpanao gazety), nahazo vato miisa 6125 manome salan’isa 13,38%. Laharana fahadimy no misy ny kandida natolotry ny MAPAR izay nahazo vato 2768 (6,05%). Andrasana ny fanapahan-kevitry ny CENI-T sy ny CES raha toa ka hahazo ny toerana roa anjaran’Ambositra ny kandida natolotry ny Mampiray araka izao voka-pifidianana tsy mbola ôfisialy izao. Tsy nahazo vato afa-tsy 87 monja ny kandida nitazona ny rambony tao Ambositra.

 

 

 

Rado

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana