Dans la m麥e rubrique

Hetsik段 Soamahamanina Hotsaraina anio ireo mpitaritolona roalahy

26/09/2016

Hiakatra Fitsarana etsy Anosy anio alatsinainy 26 septambra 2016 i Robson Pierre sy Andrianony Tsihoarana, mpitarika ny hetsi-panoherana ny fitrandrahana volamena ataon地y Sinoa ao Soamahamanina.

Hetsik段 Soamahamanina Hotsaraina anio ireo mpitaritolona roalahy

Hamaky ny tohiny...

Fampidiran-jiro Mahazo tombony ny Karana

26/09/2016

Tapaka tampoka ny jiro tamin段ny faritra ambony, mahazo an段 Faravohitra sy Ambatovinaky iny ny antoandron地y sabotsy 24 septambra 2016.

Fampidiran-jiro Mahazo tombony ny Karana

Hamaky ny tohiny...

Sakafo any Atsimo Mamaha ny olana ny PAM sy FAO

26/09/2016

Eto amintsika efa ho herinandro izao ny iraka iombonan地y PAM (Programme Alimentaire Mondial) sy ny FAO (Food and Agricultural Organisation) hamaha ny olana ara-tsakafo mianjady amin段reo mponina

Sakafo any Atsimo Mamaha ny olana ny PAM sy FAO

Hamaky ny tohiny...

Fiakaran地y saran-dalana Tsy azo ekena, hoy ny RNDC

26/09/2016

Tsy misy izay tsy mikolay ny amin ny fiakaran地y vidim-piainana ankehitriny ny isam-baravarana.

Fiakaran地y saran-dalana Tsy azo ekena, hoy ny RNDC

Hamaky ny tohiny...

Soamahamanina, Manakara, Ambilobe ... Hanara-dia ny 展isco

24/09/2016

Misavorovoro any amin段reo faritra misy harena ankibon地y tany trandrahan地y Sinoa.

Soamahamanina, Manakara, Ambilobe ... Hanara-dia ny 展isco

Hamaky ny tohiny...

Fanomezana tany ny vazaha Miverina ny ォ Charte Lambert サ

24/09/2016

Mitovy amin地y nataon地y mpanjaka Radama II tamin地y andron地y

Fanomezana tany ny vazaha Miverina ny ォ Charte Lambert サ

Hamaky ny tohiny...

F黎e de la Gastronomie Nisongadina ny vita Malagasy

24/09/2016

Tanterahina etsy amin地y Alliance Fran軋ise Andavamamba nanomboka omaly, haharitra telo andro, ilay hetsika ォ f黎e de la gastronomie サ entina hanomezan-danja ny sakafo Malagasy natoraly tsy nampiasana akora hafa.

F黎e de la Gastronomie Nisongadina ny vita Malagasy

Hamaky ny tohiny...


Actualit駸

Soamanandrariny-Ady tany Ho lasa adin地y ministeran地y mponina sy ny Fitsarana

16/07/2010

Mihahenjana isan誕ndro ny tady eo amin地y Fiangonana Advantista sy ireo andian弛lona efa namaritra tany tetsy Soamanandrariny. Raha ny fantatra sy hita maso mantsy dia manohy hatrany ny fanorenana trano ireo olona.

Nolazain’izy ireo mazava fa efa nahazo alalana avy any amin’ny ministeran’ny mponina izy ireo ka tsy misy ahiahiany intsony ny amin’izay mety ho tohin’ny tantara. Ny andaniny kosa indray, izany hoe ireo mpikambana ao amin’ny Fiangonana Advantista dia nanazava ihany koa avy amin’ny vaovao nampitainy fa tsy hanaiky ny hilefitra manoloana ny zava-mitranga. «Voahitsakitsaka ny hasin’ny Fiangonana. Voagingavinga ny lalàna velona mifehy ny fananan-tany; ampihorohoroana ny Pastora sy ny mpiasa ao amin’ny foibe Soamanandrariny. Robaina ny tanin’ny Foiben’ny fiangonana Advantista. Trano maro tsy manaja lalàna no mijoro. Voahitsakitsaka ny lalàn’Andriamanitra (Sabata). Lazaina ho olom-bitsy isika mpino Advantista» raha araka io fanambarana io.

Mbola io loharanom-baovao io hatrany no nanamarika fa hisy fivoariambe hataon’ny fiangonana ny alahady izao ao amin’ny Gradin III mba handinihana ny zava-misy. Mbola mihenjan-droa, araka izany, ny tady ary ministera roa no indray voakasiky ny raharaha, indrindra amin’ny famahana ny olana. Saingy toa ampiadian’ny zava-misy ihany ireo. Raha mandresy mantsy ny Advantista dia azo lazaina fa mandresy ihany koa ny ministeran’ny fitsarana. Raha ny mifanohitra amin’izay kosa dia ny ministeran’ny mponina izay nanome alalana am-bava izany no tsy refesi-mandidy. Sarotra ny raharaha... 

r.d

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana