Dans la mme rubrique

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

20/11/2019

Araka ny fanadihadian'ny polisim-pirenena ao amin'ny kaomisarian' Antsirabe, 10 000 000 Ariary no noheverin'ireo mpamaky fasana tao Ambatomenaloha Tsaravavaka,

Antsirabe 10 tapitrisa ariary ny kilaon’ny taolam-paty

Hamaky ny tohiny...

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

20/11/2019

Velon-taraina ny olona any Morondava noho ny tsy fisiana fanafidy ao amin’ny Hopitaly Namahora.

Hopitalim-panjakana tsy misy fanafody 10 000Ar ny “consultation” any Namahora

Hamaky ny tohiny...

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

20/11/2019

Halatra moto Atolotra fampanoavana anio ilay mpisera

Hamaky ny tohiny...

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

20/11/2019

Any am-ponjan'ny Mahajanga no miandry fitsarana ilay namono nahafaty ny tovolahy 15 taona izay mpiandry ondry sy osy amam-polony maro.

Famonoana mpiandry ondry sy osy tany Mahajanga Naiditra am-ponja vonjimaika ilay nahavanon-doza

Hamaky ny tohiny...

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

18/11/2019

Mihidy mialoha ny amin’ny 9 ora alina ny toeram-pisotroana, mitohy ny fanentanan’ny manampahefana any Andapa fa tsy mitombina ny feo niely tamin’ny tambajotran-tserasera mahakasika ny

Andapa Tsy mitombina ilay “halatra taova”

Hamaky ny tohiny...

AMBATONDRAZAKA Lehilahy mpanao biriky maty nilatsaham-baratra

18/11/2019

Teo am-panaovana biriky no nilatsaham-potaka ny raim-pianakaviana iray ka maty tsy tra-drano, tao Didy Ambatondrazaka.

AMBATONDRAZAKA Lehilahy mpanao biriky maty nilatsaham-baratra

Hamaky ny tohiny...

Loza mahatsiravina Nipotsaka ny atidohan’ilay zaza…

15/11/2019

Sesilany ny lozam-pifamoivoizana amoizana ain’olona na eto Antananarivo na any amin’ny faritra. Nahitana zaza iray voadonan'ny fiara tsy mataho-dalana teny Anosibe omaly tolakandro, ka maty tsy tra-drano.

Loza mahatsiravina Nipotsaka ny atidohan’ilay zaza…

Hamaky ny tohiny...


Tranga

Vely “bois rond” Tratra teny Paraky Soanierana ireo olon-dratsy

03/10/2019

Mihorohoro indray ireo mody hariva, indrindra ny alina fa miala any indray ny vely bolabolan-kazo.

 

 

Mpanendaka roalahy no voasambotry ny Polisin'ny Compagnie Urbaine d'Intervention ny alatsinainy 30 septambra tokony ho tamin'ny 5 ora. Nanatanteraka sinto-mahery izy roalahy ka naratra mafy ny iray tamin’ireo roa voaendaka noho ny vely bois rond nahazo azy raha natsipin’ireto olon-dratsy tany anaty rano kosa ny iray hafa. Teny amin'ny tetezan'ny Paraky hihazo an'i Namontana no sarona izy ireo. Nisy lehilahy roa nanatona Polisy teo Namontana nitaraina fa voaendaka izy ireo ny alahady ka andiana mpanendaka maromaro no nolazainy fa nanendaka azy ireo teo amin'ny tetezana Paraky . Nilaza koa izy ireo fa mbola tazany mivezivezy eo ireo mpanendaka. Nidina teny an-toerana avy hatrany ny Polisy rehefa azo avokoa ny angom-baovao mahakasika ireto mpanendaka. Tao anatin’ny fidinan’ny Polisy teny an-toerana no nahatratrarana azy roa. Mitohy kosa ny fanadihadiana mahakasika ireo naman’ireto olon-dratsy ireto ho famongorana ity vely “bois rond” ity.

 

Haja Nirina

 


 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana