CCCHOI andiany faha-18
Nosokafana ofisialy omaly tetsy Mahamasina
04/12/2019
Ny Dgs ao amin’ny minisiteran’ny tanora sy fanatanjahantena Malagasy, Rtoa Rosa Rakotozafy, izay nisolotena ny minisitra Tinoka Roberto,
CCCHOI andiany faha-18
Nosokafana ofisialy omaly tetsy Mahamasina
Hamaky ny tohiny...
Baolina kitra D-1 Analamanga sy ny Pro League
Hifanindran-dalana etsy Mahamasina anio
04/12/2019
Hifanindran-dalana indray anio, etsy amin’ny kianjan’i Mahamasina, ny lalao baolina kitra fiadiana ny ho tompondakan’ny ligue 1
Baolina kitra D-1 Analamanga sy ny Pro League
Hifanindran-dalana etsy Mahamasina anio
Hamaky ny tohiny...
Open de Volley-ball Malagasy U 23 sy vétérans
Mitohy ny fahombiazan’ireo ekipa lehibe
04/12/2019
Mitohy hatrany ny fandresena ho an’ireo ekipa heverina fa lehibe toy ny Vbcd, Evbi, Asi, eo amin’ny fifaninanana volley-ball “Open de Madagascar U 23 sy Vétérans” tontosaina etsy amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ankehitriny.
Open de Volley-ball Malagasy U 23 sy vétérans
Mitohy ny fahombiazan’ireo ekipa lehibe
Hamaky ny tohiny...
Ballon d’or 2019
Nobatain’i Lionel Messi ny amboara
03/12/2019
Nivoaka omaly ny lisitry ny fifaninanana Ballon d’or 2019 nokarakarain’ny gazety boky France Foot-ball nanasokajiana ireo mpilalao 30 mendrika indrindra manerantany.
Ballon d’or 2019
Nobatain’i Lionel Messi ny amboara
Hamaky ny tohiny...
Volley-ball – Open de Madagascar U 23 sy vétérans
Teny Cité Itaosy no natao ny andro voalohany
03/12/2019
Nanomboka tamin’ny alahady 01 desambra 2019 teo ka tsy hifarana raha tsy amin’ny alahady 08 desambra izao ny fifaninanana volley-ball “Open de Madagascar U 23 sy Vétérans. Ekipa 6 avy amin’ny ligy 4 no mandray anjara ao amin’ny sokajy U 23 vehivavy :
Volley-ball – Open de Madagascar U 23 sy vétérans
Teny Cité Itaosy no natao ny andro voalohany
Hamaky ny tohiny...
Rugby aty Afrika
Montsan’ny XV Makis 63-03 ny Black Stallions
02/12/2019
Montsan’ny XV Makis de Madagascar 63-03 teo amin’ny kianjan’i Mahamasina,
Rugby aty Afrika
Montsan’ny XV Makis 63-03 ny Black Stallions
Hamaky ny tohiny...
Seksion’ny baolina kitra Antananarivo Renivohitra
Nangotraka ireo lalao manasa-dalana D-2 omaly
02/12/2019
Tena nangotraka ara-bakiteny tokoa, teny amin’ny kianjan’Alarobia omaly 01 desambra 2019, ireo lalao manasa-dalan’ny fiadiana ny ho tompondakan’ny seksion’ny baolina kitra eto Antananarivo-Renivohitra sokajy D-2.
Seksion’ny baolina kitra Antananarivo Renivohitra
Nangotraka ireo lalao manasa-dalana D-2 omaly
Hamaky ny tohiny...