Dans la mme rubrique

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

15/09/2020

“Tokony hifanome tanana amin` izao vanim-potoanan` ny krizy ara-pahasalamana izao ary aorian` ny aretina vao tokony miresaka politika” hoy ireo mpanohana ny fitondrana .

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Madagasikara Olona 5 isan’andro no voa

04/04/2020

Ny 21 aprily no andro voalohany nanambaran’ny Filoham-pirenena fa misy olona 3 tratry ny coronavirus eto Madagasikara.

 

 

Niampy 6 ny 22 martsa; 9 maraina ary 5 ny hariva ny 23 martsa. 2 ny 24 martsa; 25 martsa tsy nisy; 26 martsa: 3; 27 martsa: 2; 28 martsa: 2 maraina ary 11 ny hariva; 29 martsa: 6; 30 martsa: 3; 1 martsa:2 ; 1 aprily: 4 ; 2 aprily: 1; 3 aprily: 11, izay raha atambatra dia 70 tao anatin’ny 14 andro. Raha hatao ny salan’isa dia 5 isan’andro izany ny fitomboan’ny olona voamarina fa mitondra ny valan’aretina coronavirus. Rahampitso 4 aprily no andrasana ny mety ho tombana fanampiny sy ny fanapahan-kevitra goavana ho raisin’ny fanjakana Malagasy taorian’izay 15 andro nisian’ny fepetra goavana nampiharina teto izay. Ny azo hamintinana azy aloha, dia mbola sarotra ny toe-draharaha eto Madagasikara. Ireo mpandeha avy any ivelany no voafehy no azo ambara fa mba efa somary voafehy satria nahatratra 3162 ny natao fitiliana TDR (Test de diagnostique Rapide) ka ny 12 ihany no “positifs” ny valiny. Misy ny efa vita fanamarinana teny amin’ny Institut Pasteur de Madagascar (IPM). Ireo voa noho ny fifampikasohana kosa toa miha mipongatra tsikelikely. Sarotra ny fandidiana!

Toky R

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana