Dans la mme rubrique

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

22/09/2020

Mizotra any ammin` ny fifehezana ny valanaretina covid-19 isika araka ny nambaran` ny Praiminisitra Ntsay Christian ny alahady lasa teo.

Ady amin’ny Coronavirus Tsy maharototra ny firy ny olona intsony

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

22/09/2020

Niampy roa indray ireo olona lavon’ny Covid 19, ka ny iray teto Analamanga ary ny iray hafa tany Diana, araka ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta.

Covid-19 nandritra ny 3 andro Ambony taham-pahafatesana

Hamaky ny tohiny...

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

22/09/2020

Razana miisa 2 no nivoaka tamin` ny hopitaly Ambatondrazaka vokatry ny valanaretina Covid 19 ny alahady lasa teo, hoy ny talem-paritra fahasalamana any Alaotra Mangoro.

Covid-19 Alaotra Mangoro Dimy no maty ny faran’ny herinandro teo

Hamaky ny tohiny...

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

22/09/2020

Nodimandry teo amin’ny faha-82 taonany Rakotomahafadrahona Alphonse na Ramahafadrahona no ahalalan’ny maro azy teo amin’ny tontolon’ny zava-kanto.

Tontolon’ny zava-kanto Nalevina omaly ihany i Ramahafadrahona

Hamaky ny tohiny...

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

15/09/2020

Niampy roa ny olona lavon’ny coronavirus, ka ny 01 teto Analamanga, ary ny 01 hafa tany Diana, raha ny tatitry ny Pr Vololontiana Hanta omaly.

Coronavirus 2 maty, 12 ny tranga vaovao

Hamaky ny tohiny...

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

15/09/2020

Miezaka hatrany ny polisim-pirenena manentana ny isam-batan’olona mba hanaja ireo fepetra ara-pahasalamana ho fisorohana ny mety ho fihanaky ny valan’aretina Covid 19.

Tsy fanajana fepetra Olona 2.252 no nampanaovina asa iombonana

Hamaky ny tohiny...

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

15/09/2020

“Tokony hifanome tanana amin` izao vanim-potoanan` ny krizy ara-pahasalamana izao ary aorian` ny aretina vao tokony miresaka politika” hoy ireo mpanohana ny fitondrana .

Ady amin`ny Covid 19 Tokony hisokatra ho an`ny hery rehetra

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Fanafodin’ny Coronavirus eto Madagasikara Lasa resabe maneran-tany

10/04/2020

Niteraka resabe na ilay antsoina hoe “Buzz”, raha izay no hilazana azy, maneran-tany ny nahenoin’izao tontolo izao ny filoham-pirenena malagasy, Andry Rajoelina,

 

nilaza ny alarobia teo fa efa misy hazo heritreretin’ireo mpitsabo malagasy fa mety azo atao fototry ny fanafody fanefitry ny Coronavirus. Omaly ihany dia efa saika nandrakotra ny lohantenin’ireo gazety vahiny sy gazety iraisampirenena, indrindra moa ireo gazety frantsay fa nilaza ho nahita ny hazo azo hanasitranana ny Coronavirus ny filoham-pirenena malagasy. Araka ny nambaran’ny filoha, raha tsiahivina, dia ao anatin’ny fikarohana tanteraka amin’izao fotoana izao ireo siantifika malagasy ary nolazaina aza moa fa misy manam-pahaizana vahiny koa vonona hanampy antsika amin’izany. Raha tena isika tokoa ary no tompon’ny vokatra, mba ho ny fanjakana malagasy, indrindra, ny mpitsabo malagasy ve no hitondra ny baolina amin’ny fametrahana ny fepetra rehetra sa sanatria mbola ho voabaikon’ireo firenena vahiny sy ireo mpamatsy vola iraisampirenena indray?

J. Mirija

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana