Dans la mme rubrique

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

03/07/2020

Olona roa indray no namoy ny ainy nampiakatra ny isan’ny lavo hatrizay teto Madagasikara ho 24 hatreto.

Mirongatra ny valanaretina 6 maty, 265 voa tao anatin’ny 4 andro

Hamaky ny tohiny...

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

03/07/2020

Hikatona ho an’ny besinimaro ny sampan-draharaha fanaovana « Passeport » ny zoma 03 jolay 2020 araka ny fampahafantarana nataon’ny Ministeran’ny Filaminam-bahoaka.

Mihaodihaody ny Covid19 Hikatona ny sampan-draharaha fanaovana « passeport » anio

Hamaky ny tohiny...

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

03/07/2020

Vahaolana azo antoka indrindra amin’izao aretina COVID 19 izao, hoy ny Dr Fidy Bariniaina, ny tsy fivoahana ny trano.

Dr Fidy Bariniaina “Tsy hihiboka mandrakizay isika, aleo miaro tena tsara”

Hamaky ny tohiny...

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

03/07/2020

Mandalo fotoan-tsarotra ny firenena noho ny fiparitahan` ny aretina “coronavirus”. Tsy voafehy ny fiparitahan` ny aretina noho ny goragora ateraky ny kolikoly. Vokany,

Fiarahamonina Be loatra ny goragora ka miparitaka ny valanaretina

Hamaky ny tohiny...

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

03/07/2020

Ny valanaretina Covid-19 izao no zava-dehibe, maika, tsy azo ihodivirana. Eran-tany ary tsy afa-miala amin` izany i Madagasikara. Manimba zavatra be lavitra sy sarotra noho ny aretina ny tsy fitandremana.

Ady amin` ny coronavirus Mila fitoniana sy firaisankina

Hamaky ny tohiny...

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Orinasa Ambatovy Nanolotra akanjo fiarovana 5 200 ho an’ny mpiasan’ny fahasalamana

10/04/2020

Ho fanohanana ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana amin’ny ady amin’ny fiparitahan’ny tsimokaretina Covid-19 dia nanolotra akanjo fiarovana (combinaison deprotection) niisa 3 000 tamin’ny tompon'andraikitra mahefa eto amin'ny tanànan'Antananarivo tetsy

 


amin'ny Parvis Analakely omaly alakamisy 9 aprily 2020 ny orinasa Ambatovy . Izao fanomezana izao dia tohin’ireo efa natolotra ireo tomponandraikitry ny fahasalamana tany Toamasina, Moramanga sy Brickaville, ka nahatratra 5 200 isa ny fitambaran’ireo akanjo fiarovanarehetra nozaraina tamin’ireo faritra ireo. Ireto akanjo fiarovana 5 200 izay afaka manaron-tava sy loha ireto dia afaka miaraka tsara amin’ny arovava sady miaro amin’ireo singa madinika mety ateraky ny « radioactivité» (EN 1073-2, sokajyfaharoa) sy ny otrikaretina (EN 14126), ka mahafeno ny fenitra teknika sy ny lafiny fahasalamana takiana. Ireo mpiasan’ny fahasalamana voalohan-daharana, ireo mitsabo an'ireo mararin’ny COVID-19 sy  fitiliana, ary ireo rehetra manana andraikitra mivantana ka mety atahorana hifindran’ny
Covid-19, isan’izany ireo eny amin’ny «barrages sanitaires», no hampiasa ireto akanjo fiarovana ireto, mbahiarovany tena amin’ny tsimokaretina. Fanampin’ireo fandraisana anjara efa natolotr’Ambatovy hatramin’ny volana lasa ireto akanjo fiarovana 5200 ireto, ary tafiditra indrindra ao anatin’ny ady atao amin’ny fiparitahan’ny valan'aretina coronavirus. Tsara ny mampahatsiahy fa efa nitondra ireto fanampiana manaraka ireto ho an’i Toamasina sy Moramanga koa ny Orinasa.

 

 :• Kojakoja sy fitaovam-pitsaboana nomena ny hôpitalin’i
Toamasina sy Moramanga, izay nahitana « oxymètres de pouls », «
nébuliseurs à compression d’air », « sondesd’intubation trachéale avec
valve », « masques FFP3 », « lunettes à oxygène pédiatrique »,« gants
médicaux et chirurgicaux », « brancards pliables », « thermomètres
électroniques », arykidoro.•
Vary 500 kg sy menaka 28 tavoahangy
nomena ny BNGRC tao Toamasina.• Sakafo 2 235 isa ho an’ny mpitsabo sy
ny mpiasan’ny fahasalamana ao amin’ny CHU Morafenosy ny « Centre de
Commandement Opérationnel » ao Toamasina, ary ho an’ireo mpiasa
enyamin’ny « barrages sanitaires » amin’ny Lalam-pirenena faha-2
(Marozevo sy Beforona). Hatreto dia mahatratra 132 tapitrisa Ariary ny
tetibidin’ny fandraisana anjara nentin’Ambatovy amin’ny ady atao
amin’ny Covid-19.

Ntsoavina Evariste

Tetsy amin'ny lapan'ny tanàna Analakely omaly

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana