Dans la męme rubrique

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

02/07/2020

Nahazo fahafahana avokoa ireo 11 mianadahy voarohirohy tamina famarotana CVO tao Bazary Be Toamasina. Efa nisy ny 4 naiditra am-ponja vonjimaika ny herinandro lasa teo. Sazy mihantona 3 volana,

Afera Covid organics Voaheloka handoa 24 tapitrisa ireo voapanga

Hamaky ny tohiny...

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

02/07/2020

Niampy roa vaovao ny matin’ny coronavirus teto Madagasikara, ka efa 22 ny fitambarany amin’izao fotoana izao. Niampy 89 ireo voa, ka ny 88 teto amin’ny faritra Antananarivo avokoa, 01 tany Vohipeno ao anatin’ny Faritra Vatovavy Fitovinany, faritanin’i Fianarantsoa. Mitotaly 2303 ireo trangana coronavirus hita teto Madagasikara hatrizay.

Sempotry ny covid-19 Iarivo 2 maty, tranga 88 iray andro

Hamaky ny tohiny...

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

02/07/2020

« Nanapa- kevitra aho ny hijoro vavolombelona amin’ny maha mpiasan’ny fahasalamana ny tenako, koa mampahafantatra antsika aho fa nanao ny test Covid 19 ka testé positif.

Pr Mamy Lalatiana Andriamanarivo Nijoro vavolombelona fa voan’ny Covid-19

Hamaky ny tohiny...

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

02/07/2020

Nampahafantatra omaly ny ben’ny tananan’Antananarivo­, Naina Andriantsitohaina, fa mpiara-miasa iray amin’izy ireo ao amin’ny CUA no lavon’ny valan’aretiny Coronavirus.

Kaominina Antananarivo Mpiasa iray matin’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

02/07/2020

Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly ny ivon-toerana ara-pahasalamana momba ny COVID 19 etsy Andohatapenaka. Amin’ny ankapobeny dia ahitana toerana natao hitiliana ireo ahiana na manahy ny tenany ho marary,

Mararin’ny COVID 19 etsy amin’ny CMC Haraha-maso akaiky ny fiasan’ny fanafodiny

Hamaky ny tohiny...

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

02/07/2020

Misoko mangina toy ny ron-gisa, hoy ny fitenenana, ny fitombon’ireo olona voamarina fa mitondra ny tsimokaretina covid-19 ao an-tanànan’i Mahajanga

Mahajanga Niakatra ho 7 ireo voan’ny coronavirus

Hamaky ny tohiny...

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

02/07/2020

Tsikaritra omaly fa miverina mirongatra indray ny fampihorohoron-tsain­a anaty tambazotran-tseraser­a manoloana ny fiparitahan’ny valanaretina Coronavirus.

Fiparitahan’ny Coronavirus Miverina indray ny fampihorohoron-tsain­a

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Tambavy CVO Misy farmasia mbola tsy sahy mivarotra azy

25/04/2020

Na dia efa zaraina isam-pokontany aza ilay tambavy CVO na covid organics dia fantatra fa mbola hifampitadiavana be ihany izy ireny amin’izao.

 

 

 

 

Eny amin’ny toeram-pivarotam-panafody na farmasia no tena handehanan’ny mpanjifa sy hanontaniany izany matetika. Raha araka ny resaka nifanaovana tamina tompon’andraikitra iray amina toeram-pivarotam-panafody iray anefa dia mbola tsy afaka mivarotra ity tambavy ity izy ireo fa miandry ny fanadihadiana hataon’ny holafitry ny farmasiana. Ho an’ireo toeram-pivarotana enta-madinika maro samihafa ihany koa dia mbola vitsiana no manana azy ireny. Ho an’ireo tsena lehibe eto an-drenivohitra dia maromaro no efa manana azy. Ho ana tsena lehibe iray eny Ankorondrano eny ohatra dia tsy ampy nojifain’ny mpanjifa tao anatin’ny 10 minitra ny tambavy CVO 33 cl miisa 300. Tena mandeha ny tsena raha araka ny fanazavana azo ka ny mpamatsy indray no tsy maharaka.

Pati

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana