Dans la męme rubrique

Mirongatra ny gripa mahery Tsentsina be ny orona, tsy mahare fofona…

06/07/2020

Efa ho tapa-bolana izao no nitaraina ny ankamaroan’ny olona fa misy gripa mahery miparitaka eto amintsika.

Mirongatra ny gripa mahery Tsentsina be ny orona, tsy mahare fofona…

Hamaky ny tohiny...

CSB II Sabotsy Namehana Maty teo am-pilaharana ilay lehilahy

06/07/2020

Tsy hay izay nanjo ny lehilahy iray nilahatra hizaha fahasalamana tetsy amin’ny CSB II Sabotsy Namehana ny faran’ny herinandro teo fa dia maty teo am-piandrasana teo ilay lehilahy.

CSB II Sabotsy Namehana Maty teo am-pilaharana ilay lehilahy

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny Fahasalamana Zava-dehibe aminy ny fitantanana mangarahara

06/07/2020

Nitafa sy nifampidinika tamin’ireo filohan’ny Sendika sy solontenan’ny mpiasa ao anatin’ny Ministeran’ny Fahasalamam-bahoaka ny Minisitry ny Fahasalamam-bahoaka Pr Ahmad Ahmad sy ny Sekretera Jeneraly Pr Solofomalala Gaëtan Duval ary ny Talen’ny kabinetra ny 03 jolay 2020.

Minisitry ny Fahasalamana Zava-dehibe aminy ny fitantanana mangarahara

Hamaky ny tohiny...

Befotaka Atsimo Olona 113 matin’ny tazomoka sy fivalanana

03/07/2020

Olona miisa 113 no naomy ny ainy tany Befotaka Atsimo noho ny tazomoka sy ny fivalanana tao anatin’ny iray volana, raha ny tatitra nataon’ny solombavambahoaka avy any an-toerana.

Befotaka Atsimo Olona 113 matin’ny tazomoka sy fivalanana

Hamaky ny tohiny...

FI.TRA.MA Misy misoloky sahady ny fanafody vokariny

03/07/2020

Misy misoloky sahady ny fanafody vita avy amin’ny zava-maniry vokarin’ny Fitsaboana Tradisionela Malagasy na ny FI.TRA.MA raha araka ny tafa nataon-dRafanomezantsoa Jean Nirina filohany tamin’ny mpanao gazety.

FI.TRA.MA Misy misoloky sahady ny fanafody vokariny

Hamaky ny tohiny...

CHU Anosiala Tsy mandray afa-tsy ireo tena marary mafy

03/07/2020

Nanao fampahafantarana ny Hopitaly CHU Anosiala fa tsy afa-mandray afa-tsy ireo tranga voamarina fa tratry ny covid-19 sy ireo ahiana ho voa mampiseho soritraretina mafy na “forme sévère ou critique”.

CHU Anosiala Tsy mandray afa-tsy ireo tena marary mafy

Hamaky ny tohiny...

Orinasa Pharmalagasy Mpandraharaha avy eto avokoa no miasa ao

01/07/2020

Orinasa Malagasy hamokatra ny fanafody eto Madagasikara ny Pharmalagasy ary mpandraharaha Malagasy avokoa no miasa ao.

Orinasa Pharmalagasy Mpandraharaha avy eto avokoa no miasa ao

Hamaky ny tohiny...


Fahasalamana

Mahajanga Olona maro voan'ny valanaretina Dengue

02/05/2020

Nanamafy omaly hariva ny ben'ny tanana Mokhtar Salim Andriantomanga fa misy olona voan'ny aretina Dengue ao Mahajanga; araho ny toromarika ary aoka samy hitandrina hoy izy.

 

 

 

 Raha ny fantatra dia  efa ho herinandro izao no nisian’izany tany an-toerana ary efa misimisy ihany ny olona voany. Ny ao amin’ny Fokontany Tanambao Sotema, Antanimalandy kosa no tena mahita faisana amin’izany. Tazo mahery vaika ny Dengue ary tena mahafaty raha tsy voatsabo ka izay no maha zava-dehibe ny fanarahana ny toromarika.Tahaka izao ireo soritraretina hahafantarana fa voan'ny Dengue ny olona iray : miakatra ny hafanana (38°C hatramin'ny 40°C) , marar an-doha, mahatsiaro reraka, mangotsokotsoka ny vatana , misy marary any amin'ny vanin-taolana, mandoa, misy faritra mivoara mena amin'ny vatana.Nohamafisina araka izany ny fanentanana amin’ny ady hatao amin’ny tazomoka any an-toerana toy ny fanotofana ny rano miandrona, ny fampiasana lay misy ody moka, ny fanatonana ny mpitsabo avy hatrany raha misy soritr’aretina.

 

Pati

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana