Dans la mme rubrique

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

16/07/2020

Olona 4 indray no namoy ny ainy vokatry ny coronavirus teto Madagasikara, ka ny iray tany Ambanja, ary 3 notsaboina teny Befelatanana teto Antananaivivo.

4 indray no maty Faritra 19 amin’ny 22 no efa misy Covid 19

Hamaky ny tohiny...

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

16/07/2020

Nanomboka ny alatsinainy teo no efa maro ireo olona tonga eny amin’ireny CSB II ireny ho an’ny eto Antananarivo sy ny manodidina manantona hanao fitiliana sy hanao fizahana ara-pahasalamana.

CSB II eto Antananarivo Mbola tsy tonga ny fitaovana sy fanafody…

Hamaky ny tohiny...

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

16/07/2020

Tsy misangy ny Covid 19. Olona 41 isa no efa namoy ny ainy teto amintsika hatramin’ny omaly ary tsy mitsaha-mitombo ireo olona marary.

Tahotry ny Covid 19 Maro ireo afaka sigara sy toaka

Hamaky ny tohiny...

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

16/07/2020

Nahatatra 20 ireo razana teto amin’ny farita Analamanga nahazo fahazoan-dàlana halevina teny Anjanahary tao anatin’ny herinandro, raha ny tatitry ny BMH.

Antananarivo Mitombo ny isan’ny maty

Hamaky ny tohiny...

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

16/07/2020

Midera sy mankalaza an’Andriamanitra lehibe indrindra mandahatra izao rehetra izao raha mbola afaka manoratra aminareo aho anio, hoy ny minisitry ny fanabeazam-pirenena teo aloha,

Paul Rabary « Marenina tanteraka ny ila-sofiko »

Hamaky ny tohiny...

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

16/07/2020

Mirafitra amin’ny hoe Alaotra sy Mangoro ny faritra Alaotra mangoro, hoy ny governora ao an-toerana, ny Dr Richard Ramandehamanana. Efa nisy ny ezaka natao tao Mangoro ary manana ny atao hoe

Alaotra Mangoro “Vonjena zaraina CVO ireo toerana mbola misy tranga”

Hamaky ny tohiny...

Arivonimamo Voafonja 6 voan’ny Covid-19

16/07/2020

Natao fitsirihana ara-pahasalamana avokoa ireo voafonja miisa 356 tazonina ao amin'ireo efitrano 7 ao amin'ny fonjan'Arivonimamo ny herinandro lasa teo.

Arivonimamo Voafonja 6 voan’ny Covid-19

Hamaky ny tohiny...


Covid 19

Dr Kolo Roger “Misy kasinga feno otrikaina ny CVO”

13/05/2020

Nanao antso miantefa amin’izao tontolo izao omaly ny loholona sady mpitsabo, ny Dr Kolo Roger, fa misy amin’ireo fanafody hafa izay nisy fiantraikany

 

 

 

 

 

 nanahirana tamin’ny fahasalamana nifamoivoy maneran-tany aza no nekena iraisam-pirenena. Ny Covid Organics na CVO izay an’ny malagasy dia manana taha ambonina Artemesinine eo amin’ny 62 ka hatramin’ny 70% eo. Ankoatr’izay dia misy kasinga feno otrikaina sy fanampin-tsakafo ao. Efa vita fanandramana izany ary efa hita ny fahombiazany. Miaina anatina tontolo mihetsika sy sarotra isika ka noho izany mila mailo mba tsy hinana am-bolony ireo fanehoan-kevitra mifamoivoy. Izaho dia isan’ny miaiky ny fahombiazan’izany Arthemesinine izany, hoy izy.

J. Mirija

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana