Dans la m麥e rubrique

Fihaonan地y Carlton Sineman-dRajoelina

23/05/2013

Mbola hisy fihaonana hafa indray karakarain地y FFM sy ny CSC ary ny foloalindahy anio. I Andry Rajoelina irery mantsy no tonga teny amin地y hotely Carlton omaly tolakandro ka tsy nisy ny fanapahan-kevitra tapaka.

 Lire la suite...

Albain Rabemananjara Ny FFKM no fara-fanantenana

23/05/2013

Potika ny firenena. Miaiky izany ny rehetra. Kely ny finoana ny hahatafavoaka amin段zao krizy izao manoloana ny safotofoto sy ny fitiavan-tsezan地y mpanao politika sasany izao.

 Lire la suite...

Dolin Rasolosoa Namikitra seza koa

23/05/2013

Diso fanantenana ireo nitetika ny handray mora ny toeran段 Dolin Rasolosoa ao amin地y Filankevitra ambonin地y tetezamita na CST.

 Lire la suite...

Donak'afo : Mampihorohoro, manakorontana

23/05/2013

ォFilaminana sy fihavanana, antoky ny fahombiazanaサ, izay indray no teny filamatra hankalazana ny asaramanitry ny 26 jona, nolanian地y filankevitry ny governemanta omaly teny Mahazoarivo.

 Lire la suite...

Omer Beriziky Mampitandrina ireo mahery fihetsika

23/05/2013

Hentitra ny fanambarana navoakan地y governemantan地y firaisam-pirenena tarihin地y praiminisitry ny marimaritra iraisana Omer Beriziky omaly tolakandro manoloana ny fihetsika hafahafa nataona andian弛lona, izay sady nanaratsy no nanompa tamin地y alalan地y sorabaventy no mbola namoaka teny tsy voahevitra ihany koa.

 Lire la suite...

Magro Antsirabe Voakiana indray ny vondrona iraisam-pirenena

23/05/2013

Voakiana mafy tao an-kianjan地y Magro Antsirabe indray ny vondrona iraisam-pirenena ny alarobia 22 mey teo.

 Lire la suite...

Randrianarimalala Julien Manohitra marindrano ny fivarotan-tanindrazana

23/05/2013

Vahinin地y Tia Tanindrazana anio Atoa Randrianarimalala Julien, mpanolotsaina manokan地y Praiminisitra lefitra misahana ny toekarena sy ny indostria Botozaza Pierrot mipetraka any Amoron段 Mania sady mpandrindra ny hetsiky ny Zanak段 Dada ao amin地y Distrikan但mbositra. Hiompana manontolo amin地y sehatry ny politika sy ny toe-draharaham-pirenena ny fanadihadiana niarahana taminy.

 Lire la suite...

Politique

Raharaha BANI Hanao ampamoaka ireo voarohirohy

16/03/2012

Raharaha iray anisan地y mitana ny sain地y maro ny fitsarana ny raharaha BANI amin地y alatsinainy 19 martsa ho avy io.

 Ny vaovao farany re izao dia ho avy eny amin’ny Lapan’ny Fitsarana ireo manamboninahitra, mpikambana tao amin’ny Komity miaramila ho fanavotam-pirenena, voarohirohy tamin’iny raharaha iny, ary hanao ampamoaka lehibe mikasika ny fanonganam-panjakana 2009 ireo niara-dia tamin’ny FAT tamin’izany. Raha ny loharanom-baovao dia hafa no izay efa nambaran’ny lietnà-kolonely Charles Andrianasoavina tamin’ny desambra 2010 sy janoary 2011 no hambaran’izy ireo mandritra io fotoam-pitsarana io.
Fa etsy andanin’izany dia adihevitra be ny hoe f’angaha tsy efa foana araka ny andininy faha-16 ao amin’ny tondrozotra niarahan’ny mpanao politika Malagasy nosoniavina ny 17 septambra 2011 ary efa navadika ho lalàna 2011-014 izy io, ny raharaham-pitsarana mikasika ny raharaha BANI, FIGN no mbola fohazina hatrany.

Nangonin’i Jean D.

 <<Retour

 

Copyright 2009 Tia Tanindrazana