Dans la m麥e rubrique

Kaominin段 Bemanonga Ranon弛rana no nanetsana

21/03/2017

2 taona raha ny fanazavan段reo mponina ao amin地y kaominin段 Bemanonga, lalana mihazo an段 Morondava,

Kaominin段 Bemanonga Ranon弛rana no nanetsana

Hamaky ny tohiny...

Vondrona afrikanina Mampirisika ny fiaraha-miasa ォfanjakana-tsy miankinaサ

21/03/2017

Nanomboka omaly ao Maorisy ny AEP (African Economic Plateform) andiany voalohany eo amin段reo mpitondra fanjakana, mpandraharaha, firaisamonina sivily ary mpanabe avy amin地y oniversite eto Afrika.

Vondrona afrikanina Mampirisika ny fiaraha-miasa ォfanjakana-tsy miankinaサ

Hamaky ny tohiny...

Tahirim-bola iraisam-pirenena Manara-maso akaiky ny fitondram-panjakana

18/03/2017

Delegasionina mafonja momba ny resa-bola no nihaona tamin地y praiminisitra Solonandrasana Mahafaly Olivier teny Mahazoarivo omaly zoma 17 martsa,

Tahirim-bola iraisam-pirenena Manara-maso akaiky ny fitondram-panjakana

Hamaky ny tohiny...

Ambodivoanjo Ivandry Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be

18/03/2017

Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be ankehitriny ny eny Ambodivoanjo Ivandry.

Ambodivoanjo Ivandry Lasa toerana malaza ahitana tranombarotra goavam-be

Hamaky ny tohiny...

FIKAMBANANA MIARO NY ZON誰Y MPANJIFA MALAGASY Mangataka ny hanafoanana ny MID

16/03/2017

Mangataka ny hanafoanan地y fanjakana ny 溺arch inter-bancaire de devise na ny MID eto amintsika ny FIZOMPAM (Fikambanana miaro ny zon地y mpanjifa Malagasy).

FIKAMBANANA MIARO NY ZON誰Y MPANJIFA MALAGASY Mangataka ny hanafoanana ny MID

Hamaky ny tohiny...

Fitrandrahan地y Sinoa 堵az ao Sakaraha Ahiana hivadika gidragidra

14/03/2017

Tsy eken段reo vahoaka ny fanitarana tany ataon段reo sinoa mitrandraka etona natoraly mankany amin地y faritra fanajariana razana alohan地y toeram-pandevenana.

Fitrandrahan地y Sinoa 堵az ao Sakaraha Ahiana hivadika gidragidra

Hamaky ny tohiny...

Vidim-piainana Tsy mandray andraikitra ny mpitondra

10/03/2017

Miaina vanim-potoana sarotra ny vahoaka Malagasy amin段zao fotoana. Saika ny 80%-n地y faritra eto Madagasikara no nizaka ny voka-dratsin地y rivodoza.

Vidim-piainana Tsy mandray andraikitra ny mpitondra

Hamaky ny tohiny...


Toekarena

Midangana ny vidim-bary Tsy mahavaha olana ny mpitondra

20/03/2017

Mampikaikaika ny rehetra ny fidangan地y vidin-javatra ilaina andavanandro (PPN), indrindra fa ny vary amin段zao fotoana izao.

Tsy afaka namokatra ireo toerana mpamatsy vary an’i Madagasikara noho ny toetr’andro izay niaraha-nahalala. Tsy mahavaha olana anefa ny fanjakana fa toa zary miala andraikitra sy manipy baolina any amin’ireo mpandrahahara hatrany. Raha ny fanjakana no tokony hanafatra vary mivantana manoloana izao efa fahasahiranana mandifotr’olona izao, dia mbola ankinina amina mpandraharaha tsy miankina izany, ka misy ny manararao-paty, toy ny fahatrarana 200 taonina nasitrika tany Toamasina ny herinandro lasa teo. Tsy voafehy mihitsy ny fanaraha-maso ny tsena eto amintsika, ka anjakan’ny fanararaotana isan-karazany. Ny herinandro teo ihany dia efa nilaza ny eo anivon’ny minisiteran’ny varotra sy fanjifana fa tsy tokony hisy fiantraikany amin’ny vidin’entana intsony ny fahatapahan’ny lalana tany amin’ny lalam-pirenena isan-tsokajiny satria efa niverina amin’ny laoniny ny ankamaroany, ary efa niverina amin’ny laoniny avokoa ny famatsiana amin’ny ankapobeny. Tsy arakarak’izay anefa ny zava-misy fa vao mainka midangana ny vidim-bary izay efa mahatratra 540 ariary ny iray kapoaka ho an’ny eto Antananarivo raha manodidina ny 450 ariary izany tapa-bolana lasa izay. Efa tena tambajotrana “mafia” mpanararaotra mihitsy no ao ambadik’izao fanararaotana izao, raha ny fanamarihan’ny mpiaro ny zon’ny mpanjifa, ka baiko tokana no misy dia miakatra avokoa ny vidiny. Toa tsy manam-bahaolana anefa ny fanjakana fa lany andro amin’ny kabary ambony latabatra matoa tsy mivaha ny olana.

Toky R

 

 

 <<Retour

 

Réagissez sur l'article - 0 réaction(s)

Hametraka fanamarihana

Captcha Recharger l'image

Copyright 2009 Tia Tanindrazana