Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170113

Misongadina

Horohorontany Maro no simba tao Antsirabe

13/01/2017

Nihovitrovitra ny tany omaly tokony ho taminny 1 ora sy 7 minitra maraina ka tao anatinny 40 segaondra ny faharetany, ary teo aminny 5,9 aminny mari-pandrefesana Richter ny tanjany,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Filoha Tiorka ho avy eto Madagasikara Tsy tena mazava ny anton-diany

13/01/2017

Ny sabotsy 21 janoary izao, raha tsy miova ny fandaharam-potoana, no higadona eny aminny seranam-piaramanidina Ivato ny filoham-pireneni Tiorkia, Recep Tayyip Erdogan. Hiaraka amina mpandraharaha manodidina ny 300 isa izy,

Hamaky ny tohiny...

Fanjakana Rajaonarimampianina Matahotra mafy

13/01/2017

Mampiahiahy ny fihetsiky ny fitondrana ankehitriny. Toa tsy manao afa tsy manamafy ny toerany, hany ka manambitamby ny tafika sy ny mpitandro ny filaminana no anton-draharaha.

Hamaky ny tohiny...

Faneva Raholdina Ny fanjakana tsara tantana ihany no mahomby

13/01/2017

Na eo aminny ambara fa fitondrana tantananolon-tokana (Etat unitaire) na eo aminny lazaina fa fitondrana federaly (Etat federal), hoy ny mpandinika politika Faneva Raholdina, dia izay manara-dalna sy mampihatra ny fanjakana tsara tantana ihany no tena mahomby.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Ovay ny famindra !

13/01/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean aminizao fahafahanao mbola mampiesona anay izao a ! Dia mbola izany ihany tokoa ve no hotohizanao mandritra ity taona ity ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Mpitatitra ao aminny UCTU Nanome Ultimatum ny fanjakana indray

13/01/2017

Tsy hita intsony izay tena marina aminny zavatra tadiavinny avy eo anivonny vondronny mpitatitra eto Antananarivo Renivohitra na ny UCTU.

Hamaky ny tohiny...

Polisim-pirenena Hanamafy ny traikefa azo taminny 2016

13/01/2017

Nahazoana traikefa maro ny fandalovanny fihaonambenny Comesa sy ny Frankofonia tamininy taon-dasa iny ho anny avy eo anivonny polisim-pirenena manokana,

Hamaky ny tohiny...

Taona 2017 Ratsy fiatomboka

13/01/2017

Zandary iray sahady no namoy ny ainy vokatry ny fifandonana taminny dahalo taminny fiandohanity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny...

FIVONDRONANNY MPITATITRA ETO AN-DRENIVOHITRA Vonona ny hiara-hiasa akaiky aminny kaominina Antananarivo renivohitra

13/01/2017

Niarahaba ny Benny TanananAntananarivo Renivohitra Lalao Ravalomanana nahatratra ny taona vaovao 2017 omaly ny Fivondronambenny mpitatitra eto an-drenivohitra na ny UCTU.

Hamaky ny tohiny...

FARITRA ANALANJIROFO Tata-drano miisa 18 lehibe no hamboarina

13/01/2017

Tongotra mby an-dakana ny fampandrosoana ho anny Faritra Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny...

Marohoho Tsimbazaza Tapa-doha ilay mpivarokena

13/01/2017

Ankoatra ny tsindronantsy dia mbola mahazo vahana eto amintsika ihany koa aminizao fotoana izao ny fanapahan-doha.

Hamaky ny tohiny...

SALON DE LETUDIANT Ahitana ny torohevitra maro ho an'ireo mpianatra

13/01/2017

Ny lalam-piofanana paramed sy ny fitantanana ary ny management no mbola tena mahasarika ireo mpianatra vao afa-panadinana Bakalrea eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

JMJ Mada 2018 Miahiahy ny Katolika noho ny fifidianana filoham-pirenena

13/01/2017

Vinavinanny Vovonam-pirenena katolikanny Tanora hotanterahina ao an-drenivohitry ny Faritra Boeny ny 29 aogositra hatraminny 2 septambra 2018 ny Andro manerantany ho anny Tanora, na ny JMJ Mada (Journe mondiale de la Jeunesse) andiany faha-9.

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY DORKASY FOIBE FJKM SY NY BENNY TANANA Mifanakaiky tanteraka

13/01/2017

Tsy afa-misaraka ny fitantanana sy ny Finoana aminny ankapobeny.Matoa mantsy misy ny olona tsy manara-dalna dia noho ny tsy fahafantarany anAndriamanitra izay.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Fifanandrifiana sa ?

13/01/2017

Taona vitsivitsy lasa izay dia efa nisy nandoro ny teny an-tamponAmbohimalaza, Antananarivo Avaradrano.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana