Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170117

Misongadina

Miha ritra i Mandroseza Atahorana ny krizin-drano

17/01/2017

Namoaka fanambarana ho anny mpanjifa aminny tokony hitsitsiana ny rano ny orinasa Jirama manoloana izao tsy fisianny rotsakorana izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Ny Rado Rafalimanana Kandidanny Arabo aminny 2018 ?

17/01/2017

Samy manomana ny paikadiny aminny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana ani Madagasikara aoriana kely. Tsy afa-misaraka aminizany ny kajikajinny firenen-dehibe, izay efa manomana ny olony avy.

Hamaky ny tohiny...

VEHIVAVY BENNY TANANA ETO ANALAMANGA Hanampy azy ireo ny filohanny Antenimierandoholona

17/01/2017

Hiara-kiasa akaiky aminireo vehivavy Benny tanana eto aminny Faritra Analamanga manomboka izao ny filohanny Antenimierandoholona, Rakotomanana Honor.

Hamaky ny tohiny...

Governemanta Dimy volana tsy misy minisitry ny angovo

17/01/2017

Ny minisitra Ramanantsoa Rodolphe ve no sarotra soloina sa tsy manam-piniavana hampisy io minisitry ny angovo io ny fitondrana Rajaonarimampianina ?

Hamaky ny tohiny...

Fanomanana fifidianana Hohatsaraina ny lafiny fitsarana

17/01/2017

Voarainny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina teny aminny lapam-panjakana etsy Iavoloha omaly ny antontan-kevitra mirakitra ny fomba fiasanny komity mahaleotena misahana ny fifidianana na ny CENI entina hanatsarana ny tontolonny fitsarana sy fangaraharahana mikasika ny fifidianana rehetra ho avy.

Hamaky ny tohiny...

Ny Rado Rafalimanana Kandidanny Arabo aminny 2018 ?

17/01/2017

Samy manomana ny paikadiny aminny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo kandida sy vondrona na antoko mikendry ny hitantana ani Madagasikara aoriana kely.

Hamaky ny tohiny...

Pety Rakotoniaina Mampiasa basy vita Sinoa ny dahalo

17/01/2017

Miparitaka eto amintsika indray ny karazana basy antsoina hoe Mavo, izay novokarinny sinoa.

Hamaky ny tohiny...

Antoko HVM Antsirabe Nitsidika ny Filohanny Antenimierandoholona

17/01/2017

Vonona ny hiara-kiasa tanteraka aminny Antenimierandoholona aminny maha Mpanao lalna azy ireo mpikambana aminny antoko politika HVM ao aminny faritra Vakinankaratra tarihinny filohany Rakotonarivo William.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Miala bala foana !

17/01/2017

Fa inona mihitsy ny ota fady vitanareo ity ry Jean a ? Sao sanatria iniana natao marina izao leaza a ! Tena ohatry ny tsy hivakianareo loha mihitsy ilay izy koa !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Volkano ao Antsirabe Ahiana hipoaka

17/01/2017

Mahoraka be ao Antsirabe ao aminizao fotoana izao ny fiakaranny maripana tsy tahaka ny mahazatra ny rano ao aminny tobin-dranomafana na ny station thermale, ao Andranomafana.

Hamaky ny tohiny...

LABIERA GUINNESS Tafaverina eny an-tsena indray

17/01/2017

Tafaverina eny an-tsena indray ankehitriny ny labiera guinness raha tao anatinny tavoahangy mirefy 45 sl no nahitana azy farany ny taona 2015.

Hamaky ny tohiny...

Delestazy sy vono olona Nirefotra ny basy sy lakrimzena tao Vangaindrano

17/01/2017

Nitangoronanny olona teo aminny manodidina ny biraonny zandary Vangaindrano omaly, nitaky ny hamoahana hampiharana fitsaram-bahoaka ireo olona voarohirohy tamina famonoana tovovavy iray, 19 taona, mpianatra amina sekoly tsy miankina iray ao an-toerana.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

STOP AUX DIFFAMATIONS PUBLIQUES Le Prsident de la FLM n'a aucunement l'intention d'aller en France

17/01/2017

Compte tenu des articles prcdents ayant parus quotidiennement durant des mois dans les journaux nationaux concernant des soit disants faits sur la personne du Prsident de l'glise Luthrienne Malagasy, le Pasteur Dr RAKOTONIRINA David

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aiza ny hambom-po ?

17/01/2017

Moa va tsy mandeha tsy voizina toy ny lakan-jejo ny fandrosoanireo firenena sy nosy madinika manodidina antsika aty aminny ranomasimbe Indianina.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana