Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170119

Misongadina

Fitantanana ny Jirama Hampanao fanadihadiana ny fanjakana

19/01/2017

Milaza ny hampanao fanadihadiana lalina na Audit interne mba itsirihana ny mety ho tsy fisianny mangarahara na koa ny gaboraraka eo aminny fitantanana ny orinasam-panjakana Jirama ny fanjakana foibe.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fiovaovanny toetrandro Hamono Malagasy 300 000

19/01/2017

Voasokajy ho firenena faha-3 maneran-tany mora handairanny fiovaovanny toetrandro i Madagasikara noho ny famotehana ny tontolo iainana.

Hamaky ny tohiny...

FakonAndralanitra Tonga ny fotoana hamadihana azy ho angovo

19/01/2017

Zary fandatsana ny teny vazivazinny tano manao hoe : malaza tsy hihinanana toa ny fakonAndralanitra manoloana ny fijaliana aminny angovo indrindra ny herinaratra sendrainny mponinAntananarivo sy ny manodidina aminity delestazy tsy manam-piafarany aminizao fotoana ity.

Hamaky ny tohiny...

Fisaraham-panambadiana 10 isanandro no voaray eny aminny fitsarana

19/01/2017

7 hatraminny 10 isanandro ny fisaraham-panambadiana voarainny avy eo anivonny fitsarana raha ny fanazavanny tomponandraikitra iray avy eo anivonny PotenCiel oganisation na ny rafitra iray izay misahana ny fampiofanana eo aminny resaka fandrindrana tokantrano.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana