Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170123

Misongadina

Olana ara-tokantrano Notifiriny ny vadiny, namono tena izy avy eo

23/01/2017

Efa tena henjana loatra ve ny fiainana sa ny olona mihitsy no mafana ra ka tsy maintsy mamono rehefa misy ny zavatra tsy itovian-kevitra ? Mpandraharahanny fonja iray tokony ho 39 taona no nitifi-tena rehefa avy nitifitra ny vadiny tao Betafo ny alinny zoma 20 janoary lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Politique

PM Solonandrasana Manambitamby Fiangonana

23/01/2017

Nafonja ny hafatry ny praiminisitra lehibenny governemanta, Mahafaly Olivier Solonandrasana, ho anireo kristianina FJKM sy izay rehetra nanotrona ny ivonny fankalazana ny faha-150 taona nitokanana ny FJKM tranovato Ambatonakanga omaly.

Hamaky ny tohiny...

Seranam-piaramanidina Ivato Fefenny tandapa ny tanna

23/01/2017

Miteraka fimenomenonana aminireo kaompania tsy miankina sy mpandraharaha miasa eny aminny seranam-piaramanidina Ivato ny famefena toerana malalaka aminny ilany andrefanny faritry ny seranana.

Hamaky ny tohiny...

Karama 2017 Miiba 0,1% aminny vidim-piainana

23/01/2017

Mitentina 85,2 miliara ariary ny bolongambola fanitsiana ny karamanny fonksionera voasoratra ao anatinny tetibolam-panjakana 2017 taorianny fampitomboana ho 7% ny mari-karamanny mpiasam-panjakana aminity taona 2017 ity

Hamaky ny tohiny...

Zafilahy Ying Vah Tsy avy aminny fitrandrahana no mampihantona ny orana

23/01/2017

Tsy misy izay tsy mitaraina ny aminny fisianireo karazana fitrandrahana aminny faritra maro manerana ny Nosy ny ankamaroanny olom-pirenena.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Volamena tratra teny Ivato 18 kg mitentina 2,250 miliara Ar

23/01/2017

Volamena saika haondrana an-tsokosoko milanja 18 kg mitentina 2,250 miliara ariary no tratranny mpiasanny fadintseranana teny aminny seranam-piaramanidinIvato ny sabotsy lasa teo taminny 2 ora maraina.

Hamaky ny tohiny...

Fizahantany eto Madagasikara Ratsy endrika noho ny harom-paosy

23/01/2017

Nampiditra vola vahiny 702 tapitrisa dolara na 2.246 miliara ariary ny fitombonny isanireo mpizahatany 20% tonga teto Madagasikara ny taona 2016 mihoatra ny taona 2015, hoy ny minisiteranny Fizahantany ny faranny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Sport

Stadium Barikadimy-Toamasina Hahazo kianja sentetika

23/01/2017

Tany Toamasina nitokana zava-bita telo sosona ny minisitra Rafidimanana Narson minisi-panjakana misahana ny fandaharanasanny filoham-pirenena sy ny fanajariana ny tany ary ny fampitaovana.

Hamaky ny tohiny...

Loisirs

DVD sy VCD Adisanina FANdio Hivoaka ny talata 31 janoary

23/01/2017

Hivoaka ny talata 31 janoary ho avy izao manerana ny Nosy indray ny DVD sy VCD Adisanina FANdio, novokarinny SCOOP digital.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana