Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170124

Misongadina

Rivo Rakotovao Mamita-bahoaka

24/01/2017

Mampikaikaika vahoaka, indrindra fa ny tantsaha mpamokatra aminny Faritra maro ny tsy fisianny orana eto amintsika aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Politique

TIM Boriborintany faha-VI Manohana ny firotsahan-kofidiani Dada

24/01/2017

Manomana ny fiatrehana ny fifidianana filoham-pirenena ho avy ireo antoko politika mivonona aminny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika. Samy manana ny paikadiny izy ireo aminizany.

Hamaky ny tohiny...

Dinika ho aminny fanavotam-pirenena Miantso fiaraha-mitantana

24/01/2017

Hitondra fanavotana sa fandetehana ny firenena ny fahatongavanny filoham-pirenena tiorka eto ?

Hamaky ny tohiny...

Manomboka misisika eto ny Arabo Higadona anio ny filoha Tiorka

24/01/2017

Higadona anio alina eto Madagasikara ny filoha Tiorka Recep Tayyip Erdoğan, izay hanao fitsidihana eto amintsika mandritry ny 2 andro.

Hamaky ny tohiny...

fikambanana Ambalambahoaka Manohana ny fanovana governemanta

24/01/2017

Mandeha be ny feo ankehitriny fa hotanterahina aminny faranny volana janoary ho avy izao raha ela indrindra ny fanovana ireo mpikambana eo anivonny governemanta.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Zatra !

24/01/2017

Manakory i Jean ! Tsy fanambaniana anao rangahy fa tsy maintsy holazaiko ity zavatra ity a ! Mirefarefa aminny tany ny toetranao. Ary raha toa anao daholo ny mpiray tanindrazana rehetra dia ho eto foana ihany isika no horaisina eto.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Fanalam-baraka anaty facebook Tezitra ny zandarimariam-pirenena

24/01/2017

Taitra ny teo anivonny zandarimariam-pirenena ary manomboka masiaka manoloana ny endrika tsy fanarahan-dalna miseho any anaty tambajotram-pifandraisana ara-tsosialy aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Sinoa sy ny Karana Gaboraraka ny fidirany eto Madagasikara

24/01/2017

Efa tena tsy voafehy intsony ny fidiranny teratany vahiny eto Madagasikara. Nanaitra ny rehetra, indrindra fa ny tomponandraikitra mahefa eto aminny firenena taminny alalanny fandefasana hafatra tao anatinny tambajotra ara-tsosialy fesiboky ny mpandraharaha Ny Rado Rafalimanana omaly 23 janoary.

Hamaky ny tohiny...

Autoroute RN2 Hatomboka aminny faranny taona 2017

24/01/2017

Lalam-pirenena 8.000 aminny 10.000 km no voakojakoja taminny taona 2016 noho ny tsy fahampianny bolongambola.

Hamaky ny tohiny...

Talenny Jirama Mahajanga Namaly bontana anny depiote Nin

24/01/2017

Nitondra valin-kafatra mikasika ny fanakiananny depiote Mapar voafidy tao Mahajanga I, Rahantanirina Lalao na i Nina momba ny fitantanana ny volanny Jirama Mahajanga ny talem-paritra Rabevahoaka Bruno.

Hamaky ny tohiny...

Sinoa mpitrandraka vato eny Ambohimalaza Velon'ahiahy ny mponina

24/01/2017

Velom-panahiana ny aminny fisianireo sinoa mpitrandraka vato amina kariera iray eny an-toerana ireo mponina ao anatinny kaominina Ambohimalaza.

Hamaky ny tohiny...

Bizina rano 1.000 Ar ny iray bidon eny Ambohidroa

24/01/2017

Mangidy ny fitadiavana rano eny aminny kaominina Ambohibao Antehiroka sy ny manodidina.

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Madagasikara sy Vatican Feno 50 taona ny fifandraisana

24/01/2017

Ny 27 ka hatraminny 31 janoary 2017 izao no hankalazaina eto amintsika ny faha-50 taonanny fifandraisana diplomatika eo aminny fiketrahana masina ao Vatikan sy ny firenentsika. Io no antonny fandalovanny sekreteran-panjakana ao Vatikan,

Hamaky ny tohiny...

Edito

Mirehareha aminny tsisy antony!

24/01/2017

Mirehareha fatratra ny fanjakana ankehitriny fa mahazo avara-patana aminny vondrona iraisam-pirenena. Notanterahina teto amintsika ny fivoriana iraisam-pirenena isan-tsokajiny saingy nitondra inona ho anny firenena izany ? Nandalo teto ny sekretera jeneralinny firenena mikambana, nandalo teto ny filoha Frantsay,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana