Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170131

Misongadina

Fitondrana HVM Tsy mahavita azy, mampijaly vahoaka !

31/01/2017

Nandao ani Madagasikara ny alahady hariva teo ary nihazo ani Addis Abeba Etiopia hanatrika ny fivorianny vondrona Afrikanina ny filoha Hery Rajaonarimampianina.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Paul Rabary Miady aminny HVM ?

31/01/2017

Nanaitra sy nisarika ny sainny maro ny zava-nitranga nandritra ny fihaonana voalohanny Fianakaviambenny mpiasanny

Hamaky ny tohiny...

Terorisma Halentika i Lylison sy Ramaroson ?

31/01/2017

Vehivavy iray manodidina ny 50 taona antsoina hoe NH no nosamborina teny Mahamasina ny alahady 29 janoary tokony ho taminny 10 ora maraina, nandritra ny fotoam-pivavahana natrehinny Sekreteram-panjakani Vatican Pietro Parolin. Fikotrehana asa fampihorohoroana no voalaza fa antony, ka nosamborinny CIRGN Analamanga izy.

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Pietro Parolin Ny Malagasy ihany no afaka mamaha ny olany

31/01/2017

Mifandray aminny firenena 182 sy fikambanana iraisampirenena 31 ny Fiketrahana Masina ao Vatican, hoy ny kardinaly Pietro Parolin nandritra ny famelabelaran-kevitra nataony teny Mandrimena Andoharanofotsy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Rarison Hilarion Gidragidra no hisy eto raha tsy kandid i Dada

31/01/2017

Tsy azo ekena intsony ny Ni-Ni, fa ampy ny fandeferanay nanaiky nanohana kandida avy aminny antoko hafa tahaka ny niseho taminny fifidianana filoham-pirenena taminny taona 2013 lasa teo,

Hamaky ny tohiny...

Radanoara Julien Mila fidiana ny toerana handraisam-bahiny !

31/01/2017

Misy ny vahiny natao horaisina any aminny efitra fatoriana, misy ny natao horaisina any aminny trano fandraisam-bahiny ary misy kosa ny natao horaisina eo am-baravarana.

Hamaky ny tohiny...

Kardinaly Pietro Parolin teto Madagasikara Misy ambadika politika ?

31/01/2017

Naneho ny heviny mikasika ny fahatongavanny kardinaly Pietro Parolin, sekreteram-panjakanani Vatican teto amintsika Ranaivo Sata, filoha lefitry ny fikambanana Asandratro ny fireneko omaly.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Fady misaona

31/01/2017

Manao ahoana Jean a ! Salama tsara ve e ! Mba lasa ihany ho aho ny saina amaneritreritra.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Ny Malagasy maty Rajao lasa any andafy

31/01/2017

Mampametra-panontaniana ny zava-misy manoloana ireo voina isan-karazany mahazo ny Malagasy hoe mbola mihevitra ny tenany ho raiamandreny sy filohanny Malagasy ihany ve i Hery Rajaonarimampianina

Hamaky ny tohiny...

Tanora mitady asa Manodidina ny 300.000 isan-taona

31/01/2017

Mbola mitoetra ho olana goavana eto aminny firenentsika ny tsy fanananasa, hoy ny fanazavana nomenny tomponandraikitra iray avy eo anivonny minisiteranny asa sy ny fampiofanana ara-tekinika, raha nanazava ny mikasika ny tetikasanny minisitera momba izany tetsy aminny Shoprite Analakely omaly.

Hamaky ny tohiny...

JCI ILONIARIVO Dylan Ramanoara no filoha vaovao

31/01/2017

Nahazo filoha vaovao ny fikambanana JCI IlonIarivo. Ramatoakely Dylan Ramanoara indray, tanora vao herotrerony, no voafidy hitantana ny fikambanana taorian-dRamatoakely Gaelle Pless, filoha teo aloha.

Hamaky ny tohiny...

Mpanjifanny Telma Efa afaka mampiasa internet

31/01/2017

Efa niainga tany Cape Town ny alahady folakandro hihazo ani Toliara ilay sambo CS Leon Thevenin hanamboatra ny fahatapahanny tariby mafonja misahana ny tambajotra mampitohy ny fifandraisan-davitra internet ho anny orinasa Telma,

Hamaky ny tohiny...

Finoana

Fiketrahana Masina Manome lanja manokana ny lafiny maha olona

31/01/2017

Nanatanteraka famelabelaran-kevitra momba ny tontolo diplomatika ny kardinaly Pietro Parolin tao aminny efitrano malalaka Antsa tao aminny ivontoeran-dry masera Mandrimena Andoharanofotsy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Jirama Hividianana milina antitra atsy Maorisy ?

31/01/2017

Delestazy ? Olana io manerana ny Nosy. Tsy antoandro, tsy alina. Efa tsy hita pesipesenina ny fatiantoka aterany.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Aleo tsy mihatsavelatsihy e !

31/01/2017

Feno 70 taona katroka aminity taona ity ny tolom-panafahana nataonireo maherifonny firenena taminny 1947.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana