Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170202

Misongadina

Rajaonarimampianina Mametra-pialana raha hendry

02/02/2017

Mbola ho ela vao higadona ny taona 2018, hanatanterahana ny fifidianana filoham-pirenena vaovao, hahafahanny vahoaka mametraka izay olona heverina ho mahavita azy.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fametrahana fitoniana Tsy terena aminny basy, hoy i Pety Rakotoniaina

02/02/2017

Endrika iray ahitana fa tsy atokisanny vahoaka intsony ny fanjakana ny fisianny fitsaram-bahoaka, hoy i Pety Rakotoniaina, filohanny Antoko Tambatra, omaly.

Hamaky ny tohiny...

Radavidson Andriamparany Benjamin Tokony hovaina ny tontolonny fanaovana politika Malagasy

02/02/2017

Efa ny rehetra mihitsy no miaiky ankehitriny fa tokony hovaina ny faomba fanaovana politika eto Madagasikara fa tsy nahomby ny natao hatrizay, hoy Atoa Radavidson Andriamparany Benjamin filohanny antoko FFF.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Saino ihany ny fitsaram-bahoaka e !

02/02/2017

O ry Jean a ! Manahy ny aminao io aho fa tena minia midingin-drambo ianao na dia efa notenenina aza.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Kortezina manampahefana mitrifana Manomboka tezitra ny olona

02/02/2017

Mahatezitra ny mpiara-belona ny fihetsiky ny ankamaroanireo mpitondra ambony eto amintsika eny an-dalambe eny.

Hamaky ny tohiny...

Fiakaranny saran-dalana Nikoropaka ny fanjakana, homena vola ny mpitatitra

02/02/2017

Nanapa-kevitra ny filankevitry ny governemanta manokana notanterahana omaly maraina teny Mahazoarivo fa hahazo ilay vola fanampiana ny mpitatitra miisa 6 305 ao anatina kaoperativa 156 manerana ani Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Dahalo nahafaty olona Mirehareha fa tsara mpiaro

02/02/2017

Olona iray namoy ny ainy, omby miisa 48 very. Izay no vokatry ny asan-dahalo nitranga tany Betsipolitra, distrikani Miandrivazo ny faramparanny taona 2016 iny.

Hamaky ny tohiny...

Fanalefahana ny fiakaran'ny vidim-bary 8.000 T no haparitaka eny an-tsena

02/02/2017

Tsy mametraka vidim-bary mazava intsony ny ankamaroanireo mpivarotra eny an-tsena aminizao fotoana izao, indrindra fa ireo mpaninjara.

Hamaky ny tohiny...

AJEEM Hanampy ireo afa-panadinana Bakalorea

02/02/2017

Notanterahina nanomboka omaly alarobia 1febroary etsy aminny Tahala Rarihasina Analakely indray ary hifarana anio ilay Salon de lorientation et guides des tudes suprieures andiany faha-11 karakarainny AJEEM (Association des Jeunes Enseignants et Etudiants de Madagascar).

Hamaky ny tohiny...

Mpivarotra amoron-dalana eny Behoririka Hafindra eo aminny ponge

02/02/2017

Nidina namaha ny olanireo mpivarotra amoron-dalana tetsy Behoririka omaly ny teknisianinny kaominina Antananarivo Renivohitra notarihinny Sekretera jeneraly Razafimahefa Heriniaina sy ny delegenny Boriborintany fahatelo.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Iza no hampandroso ?

02/02/2017

Miha mitombo hatrany ny hantsana manasaraka ny mpitondra sy ny entina eto aminny firenena ankehitriny.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana