Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170206

Misongadina

Raharaha 7 febroary Teti-dratsy voaomana

06/02/2017

Feno 8 taona katroka rahampitso talata ny raharaha 7 febroary nisianny fananihan-dapa ka nisianny ra mandriaka sy ny faty olona niseho teny Ambohitsorohitra.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Sareraka Mpandroba no misy eto

06/02/2017

Mampiteny ny moana ny zava-misy ankehitriny eto Madagasikara. Niala taminny fahanginany hatramin-dRandriazanakolona Yvon na Sareraka,

Hamaky ny tohiny...

Vahoakani Miandrivazo Miandrandra ani Dada eo aminny fitondrana

06/02/2017

Tafahaona ny tia sy ny manina tany Miandrivazo ny sabotsy teo. Nidina tany an-toerana ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana, ka hafaliana tsy omby tratra ny anireo vahoaka maro be nandritra ny fitsidihana nataony.

Hamaky ny tohiny...

TIM Alasora Vonona aminny fifidianana rehetra ho avy

06/02/2017

Vonona ny hiatrika ny fifidianana rehetra ho avy aminny taona 2018, indrindra ny hamerenana aminny toerany ny filoha Marc Ravalomanana hitantana sy hanarina indray ity firenana tena latsaka an-davaka ity ny antoko TIM eny Alasora, hoy ny filohanny COMTIM vaovao eny an-toerana,

Hamaky ny tohiny...

Sefom-pokontany - Faritra Menabe 13 volana tsy nahazo ny tambin-karama

06/02/2017

Manompo vahoaka hatrany izahay na dia tsy nahazo ny tambinkan-rama tao anatinny iray taona (2016) mahery iray volana 2017 aza. Io no nambaranireo sefom-pokontany ao aminny Faritra Menabe raha nihaona taminny mpanao gazety tao Morondava.

Hamaky ny tohiny...

Fitakiana ny Nosy Malagasy Vonona hifanampy ireo Mpanjaka

06/02/2017

Nihaona taminny Mpanjaka Ndrenogny Ramahasitrakarivo Martin Grard mivady sy ireo mpiara-miasa aminy, tao aminny Tranobe Evato Vohipeno ny delegasiona avy aminny Vovonana Mampiaray

Hamaky ny tohiny...

James Ratsimba Taom-panafahana ho anny Malagasy ny 2017

06/02/2017

Olana fototra eto aminny firenena ny mbola fiankinan-dohantsika eo aminny lafiny angovo, hoy ny profesora Ratsima James.

Hamaky ny tohiny...

AV 7 Iray tsy mivaky

06/02/2017

Iray tsy mivaky ny AV7 (Association des Victime du 7 fvrier 2009) ary tsy hisy mandrakizay ny AV7 B. Io no nambarani Tsimirehadava, anisanireo mpikambana raha nitafa taminny mpanao gazety izy ireo ny sabotsy 4 febroary teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Tsy miraharaha

06/02/2017

Miarahaba ani Jean indray aminizao fiantombohanny herinandro izao. Tena ketraka aho ry Jean a, marina e ! Tena velom-panontaniana aminny Mpahary mihitsy aho hoe : fa dia nahoana loatra ary no ianareo no nomeny hitondra anay ?

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Loza tany Anjozorobe Hanao fisaonana ny mponina

06/02/2017

Nikipianny fitondrana Rajaonarimampianina tanteraka ny resaka fisaonam-pirenena manoloana ny faty olona marobe vokatry ny lozam-pifamoivoizana niseho tany Anjozorobe ny sabotsy 28 janoary 2017 teo.

Hamaky ny tohiny...

Ampitatafika Atsimondrano Hampiasa Cyclo-pousse sy Bajaj

06/02/2017

Hampidirina hanampy ny fitaterana ireo mponina eny anivonny fokontany ao anatinny kaominina Ampitatafika,

Hamaky ny tohiny...

Sekoly tsy ara-dalna Voatery hamerim-bola

06/02/2017

158 aminizao fotoana izao ireo sekoly tsy miankina aminny fanjakana tsy manana fahazoan-dalana hisokatra, raha ny fitsirihana nataonny avy eo anivonny ONEP na ny Ofisim-pirenena misahana ny sekoly tsy miankina eto Madagasikara farany.

Hamaky ny tohiny...

Akanin-dry Masera ao Amparafaravola Mamolavola ankizy vavy hiatrika fiainana

06/02/2017

Ireo solafaka teo aminny fiainana sy ny zanaky ny sahirana ara-pivelomana no raisin-dry Masera ao aminilay Akany ka omena fampiofanana toy ny zaitra.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Aretina homamiadana Misy tranga vaovao 14 tapitrisa mahery isan-taona

06/02/2017

Maherinny 14 tapitrisa isan-taona ny trangana homamiadana vaovao maneran-tany, raha ny tarehimarika farany navoakanny sampandraharahanny Firenena Mikambana misahana ny fahasalamana.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana