Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170208

Misongadina

Polyteknika Vontovorona Nifandona ny mpianatra sy ny Emmoreg

08/02/2017

Nigrevy ny mpianatry ny Polyteknika Vontovorona omaly talata 7 febroary. Tsy fisianny jiro teny aminny toeram-ponenana sy ny toeram-pianarana no antony.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Monja Roindefo Niampanga an-dRavalomanana

08/02/2017

Mbola nanitrikitrika ihany ny praiminisitry ny tetezamita teo aloha, Monja Roindefo Zafitsimivalo, fa ny filoha teo aloha,

Hamaky ny tohiny...

Raharaha 7 febroary Adinon-dRajoelina tanteraka

08/02/2017

Tsy nipoitra ary tsy fantatra izay misy ani Andry Rajoelina, nandritra ny fanamarihana ny datinny 7 febroary, natokana hahatsiarovana ireo olona namoy ny ainy nandritra ny fananihan-dapa teny Ambohitsorohitra ny 7 febroary 2009 omaly.

Hamaky ny tohiny...

Rivo Rakotovao "Aleo ny ho avy no banjinina"

08/02/2017

Tonga nanatitra voninkazo tetsy Antaninarenina ihany koa omaly, nisolotena ny antoko HVM sy ny filoham-pirenena, Hery Rajaonarimampianina, ny minisi-panjakana misahana ny fambolena sy fiompiana no sady filohanny antoko HVM, Rivo Rakotovao.

Hamaky ny tohiny...

Rasolonjatovo Honor Mikororosy fahana ny fandraharahana ara-barotra Malagasy

08/02/2017

Nisy fandinihana efa natao taminny taona 2009 mba handrindrana ny tontolo fandraharahana ara-barotra eto Madagasikara nefa dia very an-javony fotsiny noho ny tsy fisianny fampiharana mazava ny tetikady napetraka,

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Vidin-tsolika Hisondrotra indray afaka 3 volana

08/02/2017

Tsy maintsy niditra an-tsehatra nifampiraharaha taminireo orinasa vahiny mpaninjara solika eto Madagasikara ny fitondrana mahefa ho fisorohana ny fidanganny vidim-piainana izay mihoatra ny tokony ho izy taminizao volana febroary 2017 izao, hoy ny minisitry ny Angovo mpisolo toerana vonjy maika Raveloharison Herilanto.

Hamaky ny tohiny...

Fiahiana ny sosialim-bahoaka Tsy voafehinny fanjakana intsony

08/02/2017

Tsy misy izay tsy mikolay aminny fampandehanana ny fiainana andavanandro ny isan-tokantrano aminizao fotoana izao.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana