Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170211

Misongadina

Volabe azo amin'ny kidnapping Hanaovana propagandy ?

11/02/2017

Sesilany ny fakana an-keriny na fanaovana kidnapping eto amintsika amin'izao fotoana izao, ary lasibatra ireo teratany vahiny mpanefoefo eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Mametraka fototra ny Mpanohitra Mitety faritra ry Hajo sy Camille Vital

11/02/2017

Ho ambohipihaonanny vondrona politika mpanohitra izao fitondrana izao etsy Andrefanambohijanahary aminny 18 febroary ho avy izao.

Hamaky ny tohiny...

Mijaly ny Malagasy Mangina ny depiote

11/02/2017

Mahavelom-panontaniana ny zava-misy ankehitriny hoe mbola misy izany solombavambahoaka izany ve eto aminny firenena manoloana izao olana mianjady aminny Malagasy izao ?

Hamaky ny tohiny...

Kolonely Ratsimandrava 42 taona katroka anio ny nahafatesany

11/02/2017

Feno 42 taona katroka anio sabotsy 11 febroary ny nahafaty ny kolonely Richard Ratsimandrava, filoham-pirenena nitondra an'i Madagasikara tao anatin'ny fotoana fohy indrindra.

Hamaky ny tohiny...

Eliana Bezaza Mpifamato-dra Ratsimandrava sy Tsiranana

11/02/2017

Mpinamana be ary tena nifamato-dra mihitsy ny filohanny repoblika voalohany, Philibert Tsiranana sy ny filoham-pirenena taminny taona 1975, ny kolonely Ratsimandrava

Hamaky ny tohiny...

Senatera Berthin Andriamihaingo Mazoto aminny fanampiana ny tanora

11/02/2017

Anisanireo olona mitana andraikitra ambony eto aminny firenena tsy mba tia miresaka firy rahaharaha politika ny Senaterani Madagasikara, Berthin Andriamihaingo avy eny Atsimondrano.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Ampy izay e !

11/02/2017

Tena kivy aho r'ise a ! Aiza ve ka tsy milamina ny tany ama-monina, mahantra fadiranovana ny Malagasy, manjaka ny fitsaram-bahoaka, maizin'ny delestazy ny tanna ary tsy mandeha amin'izay laoniny ny asa fivelomana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nikoropaka ny fitondrana

11/02/2017

Afa-baraka tanteraka ny fitondrana HVM izay nilokaloka fatratra taorian'ny raharaha singapour fa tsy hisy boaderozy mivoaka an-tsokosoko intsony eto saingy io mipoitra io indray.

Hamaky ny tohiny...

Ekipa fair play Hampihavana aminny alalanny fanatanjahantena

11/02/2017

Hampivondrona ny malagasy aminny alalanny baolina kitra izay mpanjakanny fanatanjahantena, hoy ry zareo avy eo anivonny ekipa fair play,

Hamaky ny tohiny...

Fanambaram-pananana Zandary miisa 169 nanao ny azy tao Mahajanga

11/02/2017

Tonga nanatitra ny taratasy fanambaram-pananana teny amin ny biraon ny sampandraharaha mahaleotena miady amin ny kolokoly na Bianco Mahajanga ireo zandary ny marainanny alakamisy teo.

Hamaky ny tohiny...

Fanaraha-maso ny fari-dranomasina Mbola tena sarotra

11/02/2017

Niaiky omaly ny capitaine de frgate Randriaina tale jeneralinny CRFIM na ny ivontoerana mpikirakira ny antontam-baovao momba ny ranomasina fa mbola tena henjana ny fifehezana ireo karazan-tsambo

Hamaky ny tohiny...

Fitateram-bahoaka Fiara 6.000 indray no hahazo fanampiana

11/02/2017

Nivoaka taminny fahanginana omaly ny tale jeneralinny antokon-draharaha misahana ny fitaterana an-tanety ( ATT) ny kolonely Rakotondrazaka Andry manoloana ilay fanampiana omenny fitondram-panjakana ny mpitatitra mba hanamaivanana ny fahasahirananizy ireo.

Hamaky ny tohiny...

ANDOHARANOFOTSY Saika nitroatra noho ny delestazy koa ny mponina

11/02/2017

Saika nitroatra noho ny delestazy lavareny ihany koa ireo mponinAndoharanofotsy ny alakamisy alina teo.

Hamaky ny tohiny...

Toe-draharaha sosialy Mbola mety amintsika ve ?, hoy ny talenny ISPPS

11/02/2017

Nanatontosa fotoam-pivavahana ho fitrotroana am-bavaka ny sosialim-pirenena 2017 tetsy aminny Cemes Antanimora

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tomponny fanapahan-kevitra

11/02/2017

Ny vahoaka no tomponny fanapahan-kevitra rehefa tonga ny fifidianana, hoy ireo tomponandraikitra raha nanentana ny olom-pirenena hikarakara ny momba azy avy aminny fiatrehana ny fotoan-dehibe eo aminny tantaram-pirenena ny fiandohanny herinandro teo.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana