Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170217

Misongadina

Governemanta Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Araka ny loharanom-baovao iray, dia tsy mifankahazo ny minisitra miisa 3 ao anaty governemanta, kanefa samy olonny HVM avokoa.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Fitondrana Rajaonarimampianina Ampy azy ny 5 taona, hoy ny Marina

17/02/2017

Nandritry ny fifampiarahabanny antoko politika Marina teny aminny villa verte Ambatomirahavavy no nanaovany fanambarana miezinezina omaly,

Hamaky ny tohiny...

Fanamelohana ani Lylison Foano hoy, ny Mapar

17/02/2017

Tsy ara-dalna fa tsy nahazoanny voapanga na ny mpisolovavany fampiantsoana akory ny nanaovana ny fitsarana ny Loholoni Madagascar, Lilyson Ren de Rolland, hoy ny vondrona Mapar nivoaka taminny fahanginany omaly teny Ambodivona.

Hamaky ny tohiny...

Didy mikasika ani Lilyson Ramatahora, hoy i Doudou

17/02/2017

Anisanireo mpanao politika naneho ny heviny mikasika ilay didim-pitsarana mikasika ny fisamborana ny loholona Lilyson ihany koa ny filohanny dinika fanavotam-pirenena (DFP),

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Atsimo Andrefana Tafatsangana koa ny any Betioky sy ny manodidina

17/02/2017

Fantatra fa tafatsangana koa ireo Distim any Betioky Atsimo tarihanAtoa Alphonse, sy any Ankazoabo Atsimo tarihanAtoa Mamy Benoit ary ny any Beroroha tarihanAtoa Velonay Rmi,

Hamaky ny tohiny...

Antenimierandoholona Mikoropaka ny lohandohany

17/02/2017

Nivoaka ny resaka aminny fisianny fitantanam-bola tsy mazava aminny antenimierandoholona, ary misy mihitsy ny mivoy ny hanaovana grevy manoloana ny tsy fisianny mangarahara.

Hamaky ny tohiny...

Amoroni Mania Miady an-trano ny HVM

17/02/2017

Mitsingilahila ny toeranny lehibenny Faritra Amoroni Mania. Mahoraka ao Ambositra renivohitry ny faritra tato anatinny herinandro teo izay fa misy mikononkonona hanala aminny toerany ny Administratera sivily Rakotomanankiafarana Tsimihonoraibe Jol, lehibenny Faritra am-perinasa, ary avy ao aminny HVM ihany no miketrika izany.

Hamaky ny tohiny...

Fampandrosoana ani Madagasikara Ny mpitondra no sakana, hoy i Tsarahame Edouard

17/02/2017

Nandalo tao Mahajanga ny mpitarika ny antoko Rodobe Malagasy Fanorenana Ifotony na ny RMFI ny sabotsy lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Tia tanindrazana ?

17/02/2017

Miarahaba anao indray aloha ry Jean a ! Tia tanindrazana marina moa i Jean ity ? Ianao moa ve tsy hiteny hoe eny tia tokoa !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Boaderozy tratra tany Cap Masoala Nafenina ny marina ?

17/02/2017

Raha mbola eto ny tenako, dia tsy hanaiky aho ary tsy maintsy hisy ny fanasaziana. Tazoninareo aminny teniko aho.

Hamaky ny tohiny...

Madagasikara Tany tsy misy lalna intsony

17/02/2017

Manomboka any aminny filoham-pirenena ka hatraminny vahoaka madinika no mandika lalna eto Madagasikara.

Hamaky ny tohiny...

Delegasiona avy aminny Region Normandie Nandalo tetsy aminny Antenimierandoholona

17/02/2017

Ny alarobia 15 febroary 2017 teo, dia noraisinny Filohanny Antenimierandoholona Rakotomanana Honor tao aminny Lapa Maitso Anosikely ny delegasiona avy aminny Region Normandie ,

Hamaky ny tohiny...

CSB II - ANDRAVOAHANGY TSENA Nodiovin'ny kaominina

17/02/2017

Loto, fofona, fotaka no hita mameno ny tanna eny Andravoahangy tsena manoloana ny CSB II rehefa vanim-potoananny fahavaratra tahaka izao.

Hamaky ny tohiny...

BORIBORINTANY FAHA 6 Nahazo koveta sy sio ireo vehivavy mpanasa lamba

17/02/2017

Nahazo koveta sy sio avokoa ireo vehivavy sy renim-pianakaviana mpanasa lamba ao Ambohimanarina, Boriborintany fahenina. Am-polony maro izy ireo no notolorana fitaovana omaly hahafahana manampy azy aminny asa fivelomany.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

Oniversite ACEEM Hampianatra ny fikajiana ny tontolo iainana

17/02/2017

Tsy afenina intsony fa tena tsy mitsaha-mitontongana ny fahasimbanny tontolo iainana eto amintsika.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

Olona manana fahasembanana Te hisitraka ny zonizy ireo feno

17/02/2017

Ela ny ela ka mba tafakatra lapam-panjakana ny fikambananireo olona manana fahasembanana mivondrona ao aminny PFPH na ny Plateforme des Fdrations des personnes handicaps de Madagascar notarihanny Sekretera mpanatanteraka,

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana