Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170218

Misongadina

Ravalo sy Rajoelina Hopotehinny HVM ?

18/02/2017

Tsy nitohy intsony ny resaka momba ny fampihavanam-pirenena, izay mbola misy endrika fanilihana ny hafa sy fanomezana tombondahiny ny mpitondra am-perinasa,

Hamaky ny tohiny...

Politique

Toavina Ralambomahay Miandry izay higadonany sisa isika

18/02/2017

Samy manao izay tiany atao avokoa ny vazaha sy ny mpanao politika rehetra aminizao fotoana izao, hoy ny mpandinika politika, Toavina Ralambomahay.

Hamaky ny tohiny...

Mpandinika ny raharaham-pirenena Miantso fifampidinihana

18/02/2017

Azo lazaina ho manao resaky ny moana sy ny marenina ihany aminizao fotoana izao ny mpitondra sy ny mpanohitra ary samy toy ny manao antso anefitra ihany.

Hamaky ny tohiny...

Lgaliste de Madagascar Manaja ny fifandimbiasam-pahefana ara-demokratika

18/02/2017

Mitana ny foto-kevitra nijoroany sy nahafantarana azy hatraminizay ny fikambanana Lgaliste de Madagascar tarihin-dRalainirina Marcel

Hamaky ny tohiny...

Lalao Ravalomanana Mamaha olana eny ifotony avy hatrany

18/02/2017

Fomba fiasa vaovao napetraky ny tannanAntananarivo Renivohitra nanomboka taminity taona 2017 ity ny fitetezana fokontany ao anatinireo boriborintany enina.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Fanamafisana ny fahaiza-manaonny benny tanna Kaominina folo no miatrika fiofanana

18/02/2017

Kaominina miisa folo eto aminny Faritra Analamanga no miatrika fiofanana etsy Anosy nanomboka omaly hahafahana manatsara sy manamafy ny fahaiza-manaonireo Benny tanna.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Foloalindahy Tratran'ny fisolokiana ihany koa

18/02/2017

Fanakorontanana ny saim-bahoaka sy miaramila tsotra izao, raha ny fanambaranny avy eo anivonny zandarimariam-pirenena,

Hamaky ny tohiny...

Marc Ramiarinjatovo Hetra kelikely no mety.

18/02/2017

Na atao be dia be aza ny karazan-ketra nefa isika tsy zarina mandoa, dia ny eo ihany no ho eo, hoy ny benny tannanny kaominina Alasora, Marc Ramiarinjatovo.

Hamaky ny tohiny...

Morontsiraka atsinanana Misy sambo iray mampiahiahy indray

18/02/2017

Tsy mbola misy tokotaniny ny marina mikasika ny raharaha fahatrarana ny sambo Lumina, nahatrarana boaderozy miisa 341, tokony ho 60 taonina.

Hamaky ny tohiny...

Minisitry ny mponina tany Mananjary Nitsinjo manokana ny vehivavy

18/02/2017

Antomotra ny fankalazana ny fetinny vehivavy, eo ambany fiahianny minisitry ny mponina Onitiana Realy.

Hamaky ny tohiny...

Famoaham-baovao momba ny boaderozy Mbola migadra i Clovis Razafimalala

18/02/2017

Nahafantarana an'i Clovis Razafimalala, mpitarika fikambanana miaro ny tontolo iainana iray ny fahasahiany nanenjika sy niteny ireo vaovao manodidina ny trafikana Andramena tany Analanjirofo.

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana loza voajanahary Nanentana ny mpianatra ny Bngrc sy ny vokovoko mena

18/02/2017

Izao vao tena tafiditra tanteraka ao anatinny vanim-potoananny fahavaratra isika eto Madagasikara, hoy ny sampana mpamantatra ny toetrandro etsy Ampandrianomby.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Izao sisa !

18/02/2017

Nalaza ny politikanny kibo taminny repoblika voalohany ary dia niezaka nianoka izany ny olom-pirenena rehetra.

Hamaky ny tohiny...

Maziamazianny boaderozy !

18/02/2017

Salama tsara ve ry Jean a ! Ahoana indray ity maziamazia momba ilay sera be tratra tany Masoala tadiavina hafenina ity e !

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Taksibe mpihodina an-dalana Zotra 172 telo nampidirina fourrire

18/02/2017

Nidina nizaha ifotony ny tena fomba fiasanireo taksibe laharana 172 miasa ao aminny faritra iadidiany omaly Ranirison Hasina, Benny tannanny kaominina Andoharanofotsy sy ireo mpitandro ny filaminana ao aminy.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana