Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170225

Misongadina

Fosafosa facebook Nisintona ny fitoriany i Jaona Elite

25/02/2017

Taorianny dinika nifanaovanny fianakaviani Hiary Rapanoelina sy ny solombavambahoaka Harijaona Randriarimalala na Jaona Elite afakomaly, dia nisy ny valandresaka nataonny roa tonta, niampy ny eo anivonny sendikanny artista omaly.

Hamaky ny tohiny...

Politique

Randriamahefa Charles "Avelao ho kandida ny rehetra"

25/02/2017

Maro ny nilaza fa ny lalm-pifidianana nisy ary mbola mitoetra eto amintsika izay nilaza ny tokony ho nipetrahanireo mpilatsaka hofidiana farafahakeliny 6 tsy an-kianto teto Madagasikara no nahatonga ireny hoe Ni

Hamaky ny tohiny...

Fiatrehana ny fifidianana Miara-miasa ny CENI sy ny AAENA

25/02/2017

Tontosa omaly ny atrikasa ho fiaraha-miasanny vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana (CENI) sy ny Fikambananny maintimolalinny sekolim-pirenena manofana ho mpitantan-draharaham-panjakana any Frantsa (AAENA).

Hamaky ny tohiny...

Fanovana governemanta Hanadio tena sy hanao propagandy ny HVM

25/02/2017

Tsy mbola mety tanteraka ny fanovana governemanta hatraminizao na efa ny fiandohanny volana janoary aza no nivoahanny resaka aminny hanovana azy.

Hamaky ny tohiny...

Fanovana governemanta Hanadio tena sy hanao propagandy ny HVM

25/02/2017

Tsy mbola mety tanteraka ny fanovana governemanta hatraminizao na efa ny fiandohanny volana janoary aza no nivoahanny resaka aminny hanovana azy.

Hamaky ny tohiny...

Fisoratana anarana ao anaty lisi-pifidianana Hampandraisana anjara adidy ny vehivavy sy ny tanora

25/02/2017

Nikarakara atrikasa ho fanentanana ireo vehivavy sy tanora mikasika ny anjara adidiny aminny maha olom-pirenena azy ireo aminny fisoratana anarana ao anaty lisi-pifidianana.

Hamaky ny tohiny...

Marc Ravalomanana Hihaona aminny vahoakanAlaotra

25/02/2017

Andrasana ao Ambatondrazaka ny filoha teo aloha sady filoha nasionalinny antoko Tiako i Madagasikara, Marc Ravalomanana anio sabotsy 25 febroary 2017.

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Nifoka miafina ?

25/02/2017

Fa inona mihitsy no fiheveranao anay ry Jean ? Mba niezaka ny nangina sy tsy hamaly ihany aho taminny teninao saingy tsy nety ny feonny fieritreretana.

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Boaderozy tany Cap Masoala Afa-maina ireo atidoha ?

25/02/2017

Tapitra hatreo ! Tsy misy tohiny intsony fa nangina ny raharaha momba ilay sambo Lumina nahatrarana andramena miisa 341.

Hamaky ny tohiny...

Mari-karamanny mpiasam-panjakana Efa tena lany andro

25/02/2017

Nametraka fitoriana teny aminny filankevi-panjakana momba ny mari-karamanny mpiasam-panjakana aminizao fotoana izao i Tabera Randriamanantsoa, minisitry ny asam-panjakana taminny andronny tetezamita.

Hamaky ny tohiny...

Faritra Alaotra Mangoro Hanolo-tanana ny kaominina amin'ny fampandrosoana

25/02/2017

Hitondra ny anjara birikiny amin'ny fampandrosoana ireo kaominina 87 mandrafitra ny faritra Alaotra Mangoro ny fiadidiana ny Faritra. Manodidina ny efatra hetsy sy roa tapitrisa Ariary isaky ny kaominina ny vola homen'ny Faritra azy ireo.

Hamaky ny tohiny...

Fikambanana Terres en mles Nahazo 20 tapitrisa Ar avy aminny Star

25/02/2017

Fikambanana iray anisanny mijery akaiky izay hahafahana mampivoatra ny fiainanny ankizy, indrindra fa aminny lafiny ara-panatanjahantena ny Terres en mles.

Hamaky ny tohiny...

Zaza niharanny herisetra 126 ireo tonga nanatona ny kaominina taminny 2016

25/02/2017

Nihena aminny ankapobeny ny isanireo zaza niharanny herisetra tonga nanatona ny ivontoerana fandraisana an-tanana vonjimaika azy ireny tantananny kaominina Antananarivo Renivohitra ny taona 2016 lasa teo.

Hamaky ny tohiny...

Faribolana SANDRATRA Hiverina indray ny antsan-tononkalo

25/02/2017

Toy ny isaky ny sabotsy fahefatra aminny volana, hiverina indray ny antsan-tononkalo ifanaovanny Faribolanny Poeta sy ny Mpanoratra Sandratra fotoana aminireo mpankafy haisoratra ao aminny Goethe Zentrum/CGM, Analakely.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Tsy misy mihaino

25/02/2017

Toy ny rano natondraka an-damosinny gana ny karazam-pananarana sy ny fampatsiahivana antsika ireo kolontsaina naha izy antsika ankehitriny raha mijery ny zava-miseho manerana ny nosy.

Hamaky ny tohiny...

Fifamoivoizana

Ralaisoarinirina Alain Voahosotra ho mpamily mahay mitondra citerne indrindra

25/02/2017

Ilana fahaizana sy traikefa manokana ny familiana ireny karazana kamiao mpitatitra solika ireny na ny camion citerne.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana