Fil d'actualités du 24/02/2018

  • 24/02/2018 - 13:30 : ANTSIRABE: Tonga nanao hetsika fitakiana mba hanokafana ny Orinasa AA-Tiko ny tantsaha sy vahoaka marobe androany, ka nisy hatramin'ny fanariana ronono betsaka. Tifitra baomba mandatsa-dranomaso no setriny.

  • 24/02/2018 - 12:30 : JONO MAKAMBA: Hisokatra ny 2 martsa izao ny taom-panjonoana makamba. Ho an'ny trondro tilapia kosa dia efa nanomboka andro vitsy ho an'ny mihoatra ny 7sm ary voarara kosa ny latsak'izay.

  • 24/02/2018 - 11:30 : KOLONTSAINA SY TANTARA: Mifarana anio 24 febroary ny fampahafantarana ny tantaran’ ny mpanjaka Ranavalona III eny amin’ny IKM Antsahavola.

  • 24/02/2018 - 10:30 : GAZETY VALISOA VAOVAO: Mankalaza ny faha-9 taona nisiany ity gazety ity anio.

  • 24/02/2018 - 09:30 : AFT ANDAVAMAMBA: Hisy ny seho lehibe hiarahana amin'ny mpanakanto Jaojaoby anio 24 febroary izao manomboka amin'ny 6ora hariva hoenti-mamarana ny fankalazana ny faha-70 taonan'ny AFT.

  • 23/02/2018 - 16:30 : AMBANIN’AMPAMARINANA :Ho an’ireo olona tsy maintsy nafindra toerana haingana dia efa misy tany natokana hamindrana azy ireo eny Ambohidratrimo izay omena maimaimpoana ary hosoratana amin’izy ireo.

  • 23/02/2018 - 16:00 : ANDRON’NY SEKOLY : Mifarana androany ny fankalazana izany ka nisy tamin’ireo sekoly tsy miankina no namarana izany tamin’ny fanaovana diabe sy ny fanatanjahan-tena.

  • 23/02/2018 - 15:30 : AMBATONDRAZAKA : Hiasa manomboka ny volana martsa izao ilay orinasa mpamokatra zezika izay napetraka tany noho ity faritra ity sompotr’i Madagasikara amin’ny vary.

  • 23/02/2018 - 15:00 : FANAMBOARAN-DALANA : Ny minisitry ny asa vaventy no hisahana ny fanamboarana ny lalana eto Antananarivo sy ny manodidina ka hisy ny fandaminana amin’ny fifamoivozana eto.

  • 23/02/2018 - 14:45 : SAMBAVA : Nidina hifotony tany ny Minisitry ny Varotra sy ny Fanjifana hijery akaiky ny zava-misy momban ’ny fiakarany vidim-piainana mihompapana izay mampitaraina ny mponina any.

Voir plus d'infos...

23/02/2018

Plus d'infos...

Plus d'infos...


Archive du 20170301

Misongadina

Vahoakani Befandriana May trano, voadaroka, ho tsaraina...

01/03/2017

Mbola raharaha mafana sy mitana ny sainny maro ny savorovoro tany Befandriana Avaratra. Raha ny vaovao farany azo omaly, dia niakatra fitsarana tao Antsohihy omaly ireo olona 31 voarohirohy taminity raharaha ity

Hamaky ny tohiny...

Politique

Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo Miady sa manao sarimihetsika ?

01/03/2017

Niara-dalana taminny raharaha 2009 nisianny fanonganam-panjakana teto aminny firenena i Andry Rajoelina sy Hajo Andrianainarivelo.

Hamaky ny tohiny...

Mpanao politika Malagasy Matahotra ny hisianny antoko matanjaka

01/03/2017

Lohahevitra nifampizaranireo antoko politika 44 nandray anjara taminny atrikasa farany nokarakarainny Fandaharanasanny firenena mikambana ho aminny fampandrosoana ny 21 sy 22 febroary 2017 teo

Hamaky ny tohiny...

Hatao fitaovana aminny 2018 Mijoro ny fikambanana isan-karazany

01/03/2017

Manombaka mifoha tsikelikely indray ankehitriny ireo fikambanana isan-karazany, indrindra ireny fikambanam-paritra ireny.

Hamaky ny tohiny...

Dianny filoha tao Mahajanga Nisesy ny loza

01/03/2017

Ny zoma 24 febroary dia efa fantatra fa ho avy ao Mahajanga ny filoham-pirenena Hery Rajaonarimampianina sy ireo mambra sasantsasany ao aminny governemanta.

Hamaky ny tohiny...

DISTIM Tafatsangana koa ny any Sakaraha

01/03/2017

Tafatsangana ny alatsinainy 20 janoary teo, tao aminny Lyce Soa tao an-toerana ny DISTIM vaovao ao aminny distrikani Sakaraha Faritra Atsimo Andrefana.

Hamaky ny tohiny...

Mpitondra tsy mahomby Tsy fahotana ny mibaboka, hoy ny Seces

01/03/2017

Namoaka fanambarana ny alakamisy 23 febroary 2017 teo ny Seces (Syndicat des Enseignants-Chercheurs et Chercheurs-Enseignants de lEnseignement Suprieur).

Hamaky ny tohiny...

Taratasy hoan'i jean

Taratasini Jean Mandrora mitsilany

01/03/2017

Miarahaba ani Jean ny tenako ! Tena mijery sy manara-maso anao matetika aho ry Jean dia tena lasa saina be mihitsy hoe ho ankiniko aminao tokoa vare ny ho avinity fireneko ity e !

Hamaky ny tohiny...

Actualits

Tale jeneralinny Jirama Tsy mbola misy sahy mametraka dosie

01/03/2017

Ny 25 martsa ho avy izao no farafametrahana ny antontan-taratasy hifaninanana ho tale jeneralinny orinasa jirama, raha ny fanazavanny tomponandraikitra.

Hamaky ny tohiny...

Printsy Albert II de Monaco Manatanteraka asa soa eto Madagasikara indray

01/03/2017

Noraisinny filoham-pirenena Malagasy teny Iavoloha ny printsy Alexandre Louis Pierre Grimaldi izay eto Madagasikara nanomboka omaly. Hiompana betsaka aminny asa sosialy sy ny fiarovana ny tontolo iainana ny fivahiniananny mpanjakani Monaco aminity taona 2017 ity.

Hamaky ny tohiny...

Hiary Rapanoelina Naverina eny Antanimora

01/03/2017

Ny 7 martsa izao no hivoaka ny didim-pitsarana farany mikasika ny raharaha Hiary Rapanoelina, raha ny vaovao voaray tetsy aminny lapanny fitsarana Anosy omaly.

Hamaky ny tohiny...

Fanalam-baraka anaty facebook Olon'ny fitondrana no ao ambadika ?

01/03/2017

Sesilany ny fanalam-baraka sy ny fanehoana teny mamoafady tao anaty vondrona facebook iray fantatra aminny anarana hoe Ndao handalina politika avo lenta, saingy toa afa-maina sy iniana tsy resahina ny momba ny mpandrindra io vondrona iray io.

Hamaky ny tohiny...

JEAN NIRINA - Hafari Malagasy Enim-bolana an-tranomaizina no saziny

01/03/2017

Nivoaka omaly ny didim-pitsarana mikasika ireo karazana raharaha nanenjehana ny filoha nasionalinny fikambanana HAFARI Malagasy Rafanomezantsoa Jean Nirina ka nitazonana azy am-ponja vonjimaika.

Hamaky ny tohiny...

Edito

Manafotsy ny efa mainty !

01/03/2017

Tena talentanity fitondrana HVM ity mihitsy ny fiarovana ny olona efa hita fa nanao ny tsy mety.

Hamaky ny tohiny...

Fampianarana

EPP Ambihy-Arivonimamo II Nanateranny depiote Rodin dabilio sy solon-tsakafo

01/03/2017

Nasiam-panatsarana ny EPP Ambihy, distrikanArivonimamo II. Dabilio miisa 21, vola hoenti-mampihodina ny cantine scolaire

Hamaky ny tohiny...

Sendikanny mpampianatra Tezitra aminny minisitera

01/03/2017

Tapaka tanteraka ny fiaraha-miombonantoka eo aminny minisiteranny fanabeazam-pirenena sy ny sendikanny mpampianatra malagasy.

Hamaky ny tohiny...

Fahasalamana

ADY AMINNY ARETINA SIDA Misokatra ny fifaninanana tantara an-tsary

01/03/2017

Mitohy hatrany ny ady aminny aretina SIDA, indrindra fa ny fanilikilihana ireo efa voa ho anny fikambanana Omasave.

Hamaky ny tohiny...

KAOMININA AMBOHIBAO ANTEHIROKA Tsisy "WC" sy trano fidiovana ny 30 %-nny mponina

01/03/2017

Tsy manana trano fivoahana (WC) sy trano fidiovana ny 30 %-nireo mponina ao anatinny kaominina Ambohibao Antehiroka.

Hamaky ny tohiny...

Copyright 2009 Tia Tanindrazana